< Iyyoob 18 >
1 Bildaad Shuhaahichi akkana jedhee deebise:
Dia namaly Bildada Sohita ka nanao hoe:
2 “Isin haasaa kana yoom fixxu? Mee qalbeeffadhaa; ergasii dubbachuu dandeenya.
Mandra-pahoviana no hamandrika teny ianareo? Mba hendre aloha, dia vao hiteny izahay.
3 Nu maaliif akka looniitti hedamna? Maaliifis fuula kee duratti akka gowwaatti ilaalamna?
Sao ataonareo ho biby anie izahay ka tahaka ny maloto eo imasonareo?
4 Ati kan aariidhaan of ciccirtu, lafti sababii keetiif duwwaatti haftii? Yookaan kattaan iddoo isaatii ni buqqifamaa?
Ry ilay mamiravira tena amin’ ny fahatezerana, noho ny aminao va no hahatonga ny tany ho lao, ary ny vatolampy hafindra hiala amin’ ny fitoerany?
5 “Ibsaan nama hamaa ni dhaama; arrabni ibidda isaa ifa hin kennu.
Tsy izany, fa ho faty ny jiron’ ny ratsy fanahy, ary hilopilopy ny lelafony;
6 Ifni dunkaana isaa keessaa ni dukkanaaʼa; ibsaan isa bira jirus ni dhaama.
Ny mazava manjary maizina ao amin’ ny lainy, ary ny jirony eo amboniny dia maty.
7 Jabinni tarkaanfii isaa ni dadhaba; malli isaas isuma kuffisa.
Etena ny herin’ ny diany, ary ny fisainany ihany no mandavo azy.
8 Miilli isaa kiyyoo keessa isa buusa; inni boolla kiyyeeffame irra ni joora.
Fa ny tongony ihany no mahatonga azy eo amin’ ny fandrika harato, ka manitsaka eo amin’ ny harato izy;
9 Kiyyoon kottee isaa qaba; futtaasaanis jabeessee isa qaba.
Azon’ ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon’ ny tadivavarana
10 Lafa irra funyoon isaaf dhokfameera; karaa isaa irras kiyyoon kaaʼameera.
Miafina ao amin’ ny tany ny fandrika haningotra azy sy ny tonta eny an-dalana.
11 Naasuun karaa hundaan isa sodaachisa; faana isaa buʼees isa ariʼa.
Fampitahorana no mampitahotra azy manodidina ka mampivadi-po azy eny amin’ ny alehany rehetra.
12 Badiisni afaan itti banateera; balaanis qophaaʼee jiguu isaa eeggata.
Liana azy ny loza, ary ny fandringanana dia vonona eo anilany;
13 Gogaan isaa dhukkubaan nyaatamee dhuma; ilmi duʼaa hangaftichi harkaa fi miilla isaa nyaata.
Eny, laniny tsikelikely ny hodiny; ny momba ny tenany dia lanin’ ny lahimatoan’ ny fahafatesana.
14 Inni dunkaana abdate keessaa buqqifamee gara mootii sodaatti geeffama.
Ongotana hiala amin’ ny lainy ny zavatra itokiany, ka tsy maintsy ho entina ho amin’ ilay mpanjaka mampahatahotra indrindra izy.
15 Waan kan isaa hin taʼinis dunkaana isaa keessa jiraata; dinyiin bobaʼus iddoo inni jiraatu irra faffacaʼa.
Izay tsy taranany no hitoetra ao amin’ ny lainy; Solifara no hafafy amin’ ny fonenany.
16 Jalaan hiddi isaa ni goga; irraan immoo dameen isaa ni coollaga.
Maina ny fakany ao ambany, ary tapaka ny rantsany eo ambony.
17 Yaadannoon isaa lafa irraa ni bada; maqaan isaas lafa irraa ni dhabama.
Ny fahatsiarovana azy dia very tsy ho eo amin’ ny tany. Ary tsy malaza eny ivelany izy.
18 Inni ifa keessaa gara dukkanaatti darbatama; addunyaa irraas ni dhabama.
Roahina hiala amin’ ny mazava ho any amin’ ny maizina izy ary enjehina hiala amin’ izao tontolo izao.
19 Inni saba isaa gidduutti ijoollee yookaan sanyii, biyya duraan jiraate keessatti hambaa hin qabaatu.
Tsy manana fara mandimby eo amin’ ny fireneny izy, ka tsy misy tsy tratry ny loza ny ao amin’ ny fonenany.
20 Namoonni dhiʼaa waaʼee isaa dhagaʼanii rifatu; warri baʼaas sodaadhaan guutamu.
Ny manjo azy dia italanjonan’ ny any andrefana, ary ny any atsinanana raiki-tahotra.
21 Iddoon jireenya nama hamaa, dhugumaan akkana taʼa; iddoon nama Waaqa hin beeknees kanuma taʼa.”
Izany tokoa no anjaran’ ny ratsy fanahy, ary izany no manjo ny tsy mahalala an’ Andriamanitra.