< Nehemia 13 >

1 Tamin’ izany andro izany dia novakiana teo anatrehan’ ny olona ny teny tao amin’ ny bokin’ i Mosesy, ka hita voasoratra ao fa ny Amonita sy ny Moabita dia tsy mahazo miditra amin’ ny fiangonan’ Andriamanitra ao fa ny Amonita sy ny Moabita dia tsy mahazo miditra amin’ ny fiangonan’ Andriamanitra mandrakizay,
Na rĩrĩ, mũthenya ũcio, Ibuku rĩa Musa rĩgĩthomwo na mũgambo mũnene andũ makĩĩiguagĩra, rĩgĩthomwo handũ haandĩkĩtwo atĩ gũtirĩ Mũamoni kana Mũmoabi ũgetĩkĩrio akorwo kĩũngano-inĩ kĩa andũ a Ngai,
2 satria tsy nitsena hanina sy rano ny Zanak’ Isiraely izy, fa nanamby an’ i Balama hanozona azy; kanjo nampodin’ Andriamanitsika ho fitahiana kosa ny fanozonana.
tondũ matiigana kũhe andũ a Isiraeli irio na maaĩ; no-o nĩ kũrĩha maarĩhire Balamu amarume. (No rĩrĩ, Ngai witũ akĩgarũra kĩrumi gĩgĩtuĩka kĩrathimo.)
3 Ary rehefa ren’ ny olona ny lalàna, dia navahany hiala tamin’ ny Isiraely ny olona hafa firenena rehetra.
Rĩrĩa andũ maaiguire watho ũcio, makĩeheria andũ othe arĩa maarĩ ageni kuuma Isiraeli.
4 Ary talohan’ izany Eliasiba mpisorona, izay voatendry ho ao anatin’ ny efi-trano ao an-tranon’ Andriamanitsika sady havan’ i Tobia akaikiny,
Mbere ĩyo, Eliashibu ũrĩa mũthĩnjĩri-Ngai nĩakoretwo atuĩtwo mũrũgamĩrĩri wa makũmbĩ ma nyũmba ya Ngai witũ. Aarĩ wa thiritũ ya hakuhĩ na Tobia,
5 dia efa nanamboatra efi-trano lehibe ho azy, dia ilay nitehirizana ny fanatitra hohanina fahiny mbamin’ ny ditin-kazo mani-pofona sy ny fanaka ary ny ampahafolon’ ny vary sy ny ranom-boaloboka sy ny diloilo, izay anjara voadidy ho an’ ny Levita sy ny mpihira ary ny mpiandry varavarana, ary ny fanatitra asandratra ho an’ ny mpisorona.
na nĩamũhete nyũmba nene aikarage ĩrĩa mbere ĩyo yaigagwo mĩhothi ya ngano, na ũbumba, na indo cia hekarũ, o na mĩhothi ya gĩcunjĩ gĩa ikũmi kĩa ngano, na ndibei ya mũhihano na maguta marĩa maaheagwo Alawii, na aini na aikaria a ihingo, o na mĩhothi ĩrĩa yarutagĩrwo athĩnjĩri-Ngai.
6 Fa tamin’ izany rehetra izany dia tsy mba tany Jerosalema aho: fa tamin’ ny taona faharoa amby telo-polo nanjakan’ i Artaksersesy, mpanjakan’ i Babylona, no nahatongavako tany amin’ ny mpanjaka; fa nony taoriandriana kely dia niera tamin’ ny mpanjaka aho;
No rĩrĩa maũndũ maya mothe maathiiaga na mbere, niĩ ndiarĩ kũu Jerusalemu, nĩgũkorwo mwaka-inĩ ũcio wa mĩrongo ĩtatũ na ĩĩrĩ wa ũthamaki wa Aritashashita, mũthamaki wa Babuloni, nĩndacookete kũrĩ mũthamaki. Matukũ manini maathira nĩndamũhooire rũtha,
7 ary nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon’ i Eliasiba ho an’ i Tobia tamin’ ny nanamboarany efi-trano ho azy teo anatin’ ny kianjan’ ny tranon’ Andriamanitra.
ngĩcooka Jerusalemu. Ndacooka Jerusalemu nĩguo ndaamenyire ũũru ũrĩa Eliashibu eekĩte nĩ ũndũ wa kũhe Tobia kanyũmba nja ya nyũmba ya Ngai.
8 Dia nalahelo indrindra aho, ka navoakako ny fanaka rehetra izay an’ i Tobia hiala tamin’ ny efi-trano.
Nĩndarakaririo nĩ ũhoro ũcio mũno na ngĩikia indo ciothe cia Tobia nja.
9 Ary nasaiko nodiovin’ ny olona ny efi-trano, dia naveriko tao indray ny fanaky ny tranon’ Andriamanitra mbamin’ ny fanatitra hohanina sy ny ditin-kazo mani-pofona.
Ngĩcooka ngĩruta watho kũgĩe igongona rĩa gũtheria nyũmba ĩyo, na ngĩcookia indo ciothe cia nyũmba ya Ngai kuo, hamwe na maruta ma ngano na ũbumba.
10 Ary hitako fa tsy voaloa ny fiveloman’ ny Levita; ka dia samy efa nandositra ho any an-tsahany avy ny Levita sy ny mpihira izay nanao ny raharaha.
Ningĩ nĩndamenyire atĩ Alawii matiaheagwo gĩcunjĩ kĩrĩa kĩerĩtwo maaheagwo, na Alawii othe hamwe na aini arĩa maatungataga nĩmatiganĩirie ũtungata, magacooka mĩgũnda-inĩ yao.
11 Dia nifandahatra tamin’ ny mpanapaka aho ka nanao hoe: Nahoana no dia ilaozana ny tranon’ Andriamanitra? Dia namory azy aho ka nametraka azy teo amin’ ny toerany avy.
Nĩ ũndũ ũcio ngĩrũithia anene acio, ngĩmooria atĩrĩ: “Nyũmba ya Ngai ĩtiganĩirio nĩkĩ?” Ningĩ ngĩmeeta othe hamwe, ngĩmacookia o mũndũ wĩra-inĩ wake.
12 Dia nentin’ ny Joda rehetra ho ao amin’ ny trano firaketana ny ampahafolon’ ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo.
Andũ othe a Juda nĩmarehire gĩcunjĩ gĩa ikũmi kĩa ngano, na ndibei ya mũhihano, o na maguta makũmbĩ-inĩ.
13 Ary nanendry mpitandrina ny trano firaketana aho, dia Selemia mpisorona sy Zadoka mpanoratra ary Pedaia avy tamin’ ny Levita; ary manarakaraka azy telo lahy dia Hanana, zanak’ i Zakora, zanak’ i Matania; fa natao ho mahatoky ireo; ary ny adidin’ ireo dia ny hizara ho an’ ny rahalahiny.
Na niĩ ngĩtua Shelemia ũrĩa mũthĩnjĩri-Ngai, na Zadoku ũrĩa mwandĩki-marũa, marĩ na Mulawii wetagwo Pedaia, arũgamĩrĩri a makũmbĩ, na ngĩtua Hanani mũrũ wa Zakuri mũrũ wa Matania mũnini wao, tondũ andũ aya nĩmoonagwo marĩ ehokeku. Nĩmatuirwo a kũgayagĩra ariũ a ithe wao indo.
14 Tsarovy aho noho izany, ry Andriamanitro ô, ka aza kosehina ny soa nataoko tao amin’ ny tranon’ Andriamanitro sy ny amin’ ny raharaha tokony hatao ao.
Ndirikana, Wee Ngai wakwa, nĩ ũndũ wa maũndũ maya, na ndũgatharie wĩra na ũtungata ũrĩa ndungatĩte nyũmba-inĩ ya Ngai wakwa ndĩ mwĩhokeku.
15 Ary tamin’ izany andro izany dia nahita ny sasany tany Joda aho fa nanosihosy famiazam-boaloboka tamin’ ny Sabata sy nampiditra amboara ary nampitondra entana ny boriky sady nitondra divay koa sy voaloboka sy aviavy ary entana samy hafa rehetra, izay nentiny ho any Jerosalema tamin’ ny andro Sabata; dia nananatra azy mafy aho tamin’ ny andro nivarotany hanina.
Matukũ-inĩ macio nĩndeyoneire andũ a Juda makĩhiha ndibei mũthenya wa Thabatũ na makĩrehe ngano, na magĩkuuithia ndigiri ngano hamwe na ndibei, na thabibũ, na ngũyũ, na mĩthemba yothe ya mĩrigo. Indo icio ciothe maarehaga Jerusalemu mũthenya wa Thabatũ. Nĩ ũndũ ũcio ngĩmakaania kwendia irio mũthenya ũcio wa Thabatũ.
16 Ary nisy olona avy any Tyro nitoetra tao, izay nitondra hazandrano sy varotra samy hafa ka nivarotra tamin’ ny taranak’ i Joda sy tany Jerosalema tamin’ ny Sabata;
Andũ a Turo arĩa maatũũraga Jerusalemu nĩmarehaga thamaki na indo cia mĩthemba yothe, na magaciendagĩria andũ a Juda mũthenya wa Thabatũ kũu Jerusalemu.
17 Dia nifandahatra tamin’ ireo manan-kaja amin’ ny Joda aho ka nanao taminy hoe: Inona izao zava-dratsy ataonareo izao, no dia mandoto ny andro Sabata ianareo?
Ngĩrũithia andũ arĩa maarĩ igweta a Juda, ngĩmooria atĩrĩ, “Nĩ ũndũ ũrĩkũ ũyũ mũreka wa waganu wa gũthaahia mũthenya wa Thabatũ?
18 Tsy nanao toy izao va ny razanareo, ka dia nahatran’ Andriamanitsika amintsika sy amin’ ity tanàna ity izao loza rehetra izao? fa ianareo izao dia efa mampitombo ny fahatezerana mirehitra izay mihatra amin’ ny Isiraely amin’ ny andotoanareo ny Sabata.
Maithe manyu ma tene-rĩ, githĩ ti maũndũ ta maya meekire, nake Ngai witũ agĩtũrehere mathĩĩna maya mothe matũkorete na magakora itũũra rĩĩrĩ inene? No rĩu inyuĩ mũrarehera Isiraeli mangʼũrĩ maingĩ makĩria na ũndũ wa gũthaahia Thabatũ.”
19 Ary raha vao malomaloka ny vavahadin’ i Jerosalema talohan’ ny Sabata, dia nasaiko nohidiana ny vavahady, ka tsy navelako hovohana mandra-pahatapitry ny Sabata ary notendreko ny zatovoko sasany hiambina teo am-bavahady mba tsy hampidirana entana amin’ ny andro Sabata.
Na rĩrĩ, hwaĩ-inĩ kwambĩrĩria kũgĩa nduma ihingo-inĩ cia Jerusalemu Thabatũ ĩtanakinya-rĩ, ngĩathana mĩrango ya Jerusalemu ĩhingwo na ndĩkahingũrwo nginya Thabatũ ĩthire. Ngĩiga andũ amwe akwa ihingo-inĩ marangĩre, nĩgeetha gũtikagĩe mũrigo ũngĩtoonyio thĩinĩ mũthenya wa Thabatũ.
20 Ka dia nandry teo ivelan’ i Jerosalema indray mandeha na indroa ny mpandranto sy ny mpivarotra zavatra samy hafa;
Rĩmwe kana meerĩ, onjorithia na endia a indo cia mĩthemba yothe maraarire nja ya Jerusalemu.
21 dia nananatra azy mafy aho ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no mandry eto anilan’ ny manda Raha mbola manao izany indray ianareo, dia hosamboriko. Koa hatramin’ izany andro izany dia tsy tonga tamin’ ny Sabata intsony izy.
No ngĩmakaania ngĩmooria atĩrĩ, “Nĩ kĩĩ gĩgũtũma mũraare rũthingo-inĩ? Mũngĩĩka ũguo rĩngĩ nĩndĩmũnyiitithia.” Kuuma hĩndĩ ĩyo matiacookire gũũka mũthenya wa Thabatũ.
22 Ary ny Levita dia nasaiko nanadio ny tenany ka ho avy hiambina eo am-bavahady, mba hanamasinany ny andro Sabata. Tsarovy aho noho izany koa, ry Andriamanitro ô, ary iantrao aho araka ny haben’ ny famindram-ponao.
Ningĩ ngĩatha Alawii meetherie macooke mathiĩ makarangĩre ihingo nĩgeetha maige mũthenya wa Thabatũ ũrĩ mũtheru. Ndirikana, Wee Ngai wakwa, nĩ ũndũ wa ũndũ ũyũ o naguo, na ũnjiguĩre tha kũringana na wendo waku mũnene.
23 Ary tamin’ izany andro izany dia hitako ny Jiosy izay efa nanambady vehivavy avy any Asdoda sy Amona sy Moaba;
Na rĩrĩ, matukũ-inĩ macio nĩndonire arũme a Juda arĩa maahikĩtie andũ-a-nja a kuuma Ashidodi, na Amoni, na Moabi.
24 ary ny antsasaky ny zanany dia nanao tenin’ ny Asdodita, fa tsy nahay teny Jiosy, fa nanaraka ny fiteniny avy isam-pirenena izy.
Nuthu ya ciana ciao ciaaragia rũthiomi rwa Ashidodi kana thiomi cia ndũrĩrĩ icio ingĩ, no matiooĩ kwaria rũthiomi rwa Juda.
25 Dia nifandahatra taminy aho ka nanozona azy ary namely ny sasany sy nandrompotra ny volony, dia nampianiana azy tamin’ Andriamanitra hoe: Aza manome ny zanakareo-vavy ho vadin’ ny zananilahy, ary aza maka ny zananivavy ho vadin’ ny zanakareo-lahy, na ho vadinareo.
Ngĩmarũithia na ngĩmetĩria kĩrumi. Nĩndahũũrire arũme amwe ao na ngĩmamunya njuĩrĩ. Ngĩtũma mehĩte mwĩhĩtwa makĩgwetaga rĩĩtwa rĩa Ngai, ngĩmeera atĩrĩ: “Menyai gũkaaneana airĩtu anyu mahikio nĩ ariũ ao, kana aanake anyu inyuĩ ene mahikie airĩtu ao.
26 Tsy izany va no nanotan’ i Solomona, Mpanjakan’ i Isiraely? kanefa tsy nisy mpanjaka tahaka azy tany amin’ ny firenena maro, fa tian’ Andriamaniny izy ka nataon’ Andriamanitra ho mpanjaka tamin’ ny Isiraely rehetra; kanefa na dia izy aza dia, nampanotain’ ny vehivavy hafa firenena.
Githĩ ti ihikanio ta icio ciatũmire Solomoni mũthamaki wa Isiraeli eehie? Ndũrĩrĩ-inĩ nyingĩ gũtiarĩ mũthamaki ũngĩ watariĩ take. Ngai wake nĩamwendete, akĩmũtua mũthamaki Isiraeli guothe; no-o na kũrĩ ũguo-rĩ, nĩatoonyirio mehia-inĩ nĩ andũ-a-nja a kũngĩ.
27 Koa mety va raha ianareo no re fa manao izao ratsy lehibe rehetra izao ka manota amin’ Andriamanitsika amin’ ny akanareo vehivavy hafa firenena ho vadinareo?
Ithuĩ-rĩ, no nginya tũigue atĩ o na inyuĩ mũreka waganu ũyũ wothe mũũru ũũ, mũkaaga kwĩhokeka kũrĩ Ngai witũ na ũndũ wa kũhikia andũ-a-nja a kũngĩ?”
28 Ary vinanton’ i Sanbala Horonita ny anankiray amin’ ny zanak’ i Joiada, zanak’ i Eliasiba, mpisoronabe, ka dia noroahiko niala teo amiko izy.
Mũriũ ũmwe wa Joiada mũrũ wa Eliashibu mũthĩnjĩri-Ngai ũrĩa mũnene aarĩ mũthoni-we wa Sanibalati ũrĩa Mũhoroni. Nĩndamũingatire oime harĩ niĩ.
29 Tsarovy ireo, ry Andriamanitro ô, noho ny nandotoany fisoronana, eny, ny faneken’ ny fisoronana sy ny Levita.
Maririkane, Wee Ngai wakwa, tondũ nĩmathaahirie wĩra wa ũthĩnjĩri-Ngai, o na magĩthaahia kĩrĩkanĩro kĩa wĩra wa athĩnjĩri-Ngai na kĩa Alawii.
30 Toy izany no nanadiovako azy ho afaka amin’ ny tamin’ ny olona hafa firenena rehetra, sy nanendreko ny anjara-raharahan’ ny mpisorona sy ny Levita samy ho amin’ ny raharahany avy,
Nĩ ũndũ ũcio, ngĩtheria athĩnjĩri-Ngai na Alawii kuuma kũrĩ ũndũ o wothe mũgeni, ngĩcooka ngĩmagaĩra o mũndũ wĩra wake kĩũmbe.
31 ary ny amin’ ny fanaterana ny kitay hazo tamin’ izay fotoan’ androny sy ny voaloham-bokatra. Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro ô.
Ningĩ nĩndathondekire mweke wa kũhothaga ngũ na maciaro ma mbere mahinda marĩa maatuĩtwo. Wee Ngai wakwa, ndirikana na ũnjĩke wega.

< Nehemia 13 >