< Hebreo 13 >

1 Aoka haharitra ny fitiavana ny rahalahy.
Tunno uhem uni henu nishi uri aje.
2 Aza manadino ny fampiantranoam-bahiny; fa tamin’ izany dia nampiantrano anjely ny sasany, nefa tsy fantany.
Kati iperke shi uni inta agenu, barki uwuza ugino aye wa wu i be ika dura ka Asere Mahabi sarki urusa uwe.
3 Tsarovy izay mifatotra, ho toy ny miara-mifatotra aminy ianareo, ary izay ampahorina, satria mbola eo amin’ ny tena koa ianareo.
Ringini nan adesa wa ra udenge ukursuzo anu, kasi izina we anyimo uzino me, iringizi nan adesa wa zinu sa uni rere kasi izini we anyimo uzina uginome.
4 Aoka hanan-kaja amin’ ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandriana; fa ny mpijangajanga sy ny mpaka vadin’ olona dia hohelohin’ Andriamanitra.
Kodavi ma nonziko anya, na ukomi wa anya ucukuno lau, barki Asere madi wuzi tize tini nikubu aseseri anu Musa nan Mubura nan anu Musa nan ane anu.
5 Aoka tsy ho amin’ ny fitiavam-bola ny toe-tsainareo, fa mianina amin’ izay anananareo; fa hoy Izy: “Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory”.
Karani mu riba mushi ahira unyara ikirfi, hibinani imum me sa izini barki Asere in nice numeme magu, “Inda cekum shi ba inda kuri in nya shi amruba.
6 Ka dia sahy manao hoe isika: “Jehovah no Mpamonjy ahy, ka tsy hatahotra aho; Inona no azon’ ny olona atao amiko?”.
“Na ti cukuno unu hibizina barki ti kemnikara ni guna, “Asere ani unu benki, inda kunnam biyau ba. Nyanini unu madi wum?”
7 Tsarovy ny mpitondra anareo, izay efa nitory ny tenin’ Andriamanitra taminareo; hevero ny niafaran’ ny fiainany, ka araho ny finoany.
Hirani andesa wa ciki amakwanko a desa wa bara shi anyimo tize ta Asare, kuri hirani ini mum me sa idi tarsi adomo atanu tuweme, tarsa ni u nya ace aweme.
8 Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. (aiōn g165)
Yeso u indi mani nijo, nan uhana aje. (aiōn g165)
9 Aza mety havilin’ izay fampianarana maro hafahafa ianareo. Fa tsara raha ampiorenina amin’ ny fahasoavana ny fo, fa tsy amin’ ny hanina, izay tsy mahasoa ny mahavatra azy.
Kati i seserike uhana ugenu udungara ussasas, barki izinuri asuiriba ahira uwuza imumu iriri, da barki imumare ba sa ida bengize adesa wa tarsa.
10 Isika manana alitara, izay tsy ananan’ ny mpanompo ny tabernakely fahefana hihinanana.
Ti zini iriba ahira adesa wa wuza katuma anyimo udanga wa zo me uni bari wa ri.
11 Fa rehefa nentin’ ny mpisoronabe niditra ho ao amin’ ny fitoerana masìna ho fanatitra noho ny ota ny ran’ ny biby, dia nodorana teny ivelan’ ny toby ny fatiny.
Unu udang ukatuma ka Asere ma ribize a hira a lau in maye mi nama sa awesi barki kpico umadini, inama me adi hani ukamaru kanipin aka punsa.
12 Ary amin’ izany Jesosy koa dia niaritra teny ivelan’ ny vavahady mba hahamasina ny olona amin’ ny ràny.
Barki ani me Yeso me ma masi uzito aka maru kana tukum kani pin, barki ma kpico anu in maye mameme.
13 Koa aoka isika hivoaka hankeo aminy eo ivelan’ ny toby, mitondra ny latsa izay nentiny.
Barki ani nati dusa ahira ameme aka maru kani pin unu cira umu i mumeme.
14 Fa etỳ isika tsy manana tanàna maharitra, fa mitady ny ho avy.
Tizon duru in nire nipin sa in cikin durini abini me, a ani me ti nyarga nipin me sa ni eze.
15 Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana amin’ ny alalany ho an’ Andriamanitra mandrakariva, dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany.
Ahira ameme, na ko uya uwui ti witi imumu i nonzo Asere, Ninonzo nine mini tize ta ayu aru sa ti nonzo niza numeme.
16 Fa aza manadino hanao soa sy hiantra; fa fanatitra toy izany no sitrak’ Andriamanitra.
Kati iperke shi uni wuza imum ihuma nan nu benki unu henu, barki Asere mazini riba irum gbardang ini mumu uyenza igino me.
17 Manekè ny mpitondra anareo, ka manoava azy; fa izy miambina ny fanahinareo araka izay tokony hataon’ ny olona mbola hampamoahina, mba hanaovany izany amin’ ny fifaliana, ta tsy amin’ ny fisentoana; fa tsy hahasoa anareo izany.
Nasa ni ace nan unonzo adesa wa ra ama kwonku, barki wa wuza katuma ku hira ushi barki u vengize ushime, kasi adesa wadi nya ugbardang imum igesa wa wuzi katuma ku hira ushi ini iriba irum, da ini riba ibit ba, barki nigi wa iriba ibit ida wuza shi katuma ba.
18 Mivavaha ho anay; fa matoky izahay fa manana fieritreretana tsara ka te-hitondra tena tsara amin’ ny zavatra rehetra.
Wuzani haru biringira, barki ti rusa tizini uhira uriri, ti nyara ti wuzi imum igebesa i zi ihuma anyimo a vat imumme.
19 Nefa mainka mangataka anareo hanao izany aho, mba hampodina faingampaingana kokoa ho aminareo.
Vat ushi in bengizi shi brki iwuzi ani me, barki ni kem u aye ahira shi debe-debe.
20 Ary Andriamanitry ny fiadanana, Izay nitondra an’ i Jesosy Tompontsika, Mpiandry ondry lehibe, hiala amin’ ny maty, mitondra ny ran’ ny fanekena mandrakizay, (aiōnios g166)
Na Asere unasa iriba, desa ma hirza unu dang utarsa ini tam iginome i wono, Asere a Yeso, ahiramaye mu u bursa anu sarki ibinani. (aiōnios g166)
21 Izy anie hahatanteraka anareo amin’ ny tsara rehetra hanao ny sitrapony ka hiasa ao anatinareo izay ankasitrahana eo imasony amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy; ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena. (aiōn g165)
Ma marin shi in vat imumu ihuma barki itarsi iriba imeme. Na ma wuzi katuma anyimo aru ka gebesa hame. Ahira a Yeso, na Ni nonzo ni cukuno ahira ameme vat umara une. I cukuno ani me. (aiōn g165)
22 Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, zakao ny teny fananarana; fa efa nanoratra epistily fohifohy ihany ho aminareo aho.
Nehenu, ana me in nasa shi muriba, tiran mu riba ahira kaze ku nasa iriba sa ma yetteke shine.
23 Aoka ho fantatrareo fa efa afaka Timoty rahalahintsika; koa raha tàhiny handeha faingana izy, dia hiaraka aminy hamangy anareo aho.
In nyara irusa a sapo uhenu uru me Timoti, in di e nan me ti iri shi ingi ma beki debe.
24 Manaova veloma amin’ izay rehetra mpitondra anareo sy ny olona masìna rehetra. Izay an’ Italia dia manao veloma anareo.
Isoni ana makwanko mashi me vat nan vat an desa wa nya kadure. Anu henu sa wa ra italiya wa iso shi.
25 Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana. Amena.
Na imumu ihuma icukuno nan shi vat.

< Hebreo 13 >