< Hebreo 11 >

1 Ary ny finoana no fahatokiana ny amin’ ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita.
U hem in kaduer une uni be imum besa tizinu ube me.
2 Fa izany no nahatsara laza ny ntaolo.
Barki ahira une uni acokoro aru wakem uhem Asere.
3 Finoana no ahafantarantsika fa ny tenin’ Andriamanitra no nanaovana izao tontolo izao, ka dia tsy izay zavatra miseho no nanaovana izao zavatra hita izao. (aiōn g165)
Ahira une uni a barki unee unu ubuka Asere uhana ati mumu be be hira daki abara ini usuro imum be sa daki iraa ni ba. (aiōn g165)
4 Finoana no nanateran’ i Abela ho an’ Andriamanitra fanatitra tsara noho ny an’ i Kaina, ka izany no nanambarana azy fa marina, satria Andriamanitra no nanambara ny amin’ ny fanatitra nataony: ary amin’ izany, na dia maty aza izy, dia mbola miteny ihany.
Ahira une uni a barki unee unu ubuka Asere uhana ati mumu be be hira daki abara ini usuro imum be sa daki iraa ni ba. imumbe ya teki kondi its unu ree sa ya teki i kainu, barki ani mani a nonziko me, unu guna me unu biyyau ba Asere bini ma kem u hem wa sere barki sadiga ume sa manya, barki anime uye habila mazin in teze sa izi mumu wono.
5 Finoana no namindrana an’ i Enoka tsy hiharan’ ny fahafatesana; ka dia tsy hita izy, satria nafindran’ Andriamanitra; fa talohan’ ny namindrana azy dia nambara fa nankasitrahan’ Andriamanitra izy.
Usuro uhem u kadure aziki a nuhu uhana azesere barki kati ma iri iwon, daki a kem ba barki Asere aziki me, abuki aduku ziki me, unuguna ya sani iruba in gomo Asere.
6 Fa raha tsy amin’ ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka aminy; fa izay manatona an’ Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady Mpamaly soa izay mazoto mitady Azy.
Idi zin ini casi akem de be sa madi romi Asere iruba, in daki unu nya nice ni kadure ba, barki ya cukuno vat de sa madi ge ahira Asere, ya cukuno gbas ini ma nya kadure barki uzina umeme, abanna de sa wa nyara imum ini ahira de sa wa nyara me.
7 Finoana no nanamboaran’ i Noa sambo fiara hamonjena ny ankohonany, fa natahotra izy, rehefa notoroan’ Andriamanitra hevitra ny amin’ ny zavatra tsy mbola hita; koa izany no nanamelohany izao tontolo izao sy nahatongavany ho mpandova ny fahamarinana araka ny finoana.
Ahira hem in kadure ka Nuhu mā kabi kadure ahira Asere ahira ati mummu sa daki a ira ba, ahira u nyinza u ti nanu nan tini pum, ma bari uzirigi ugmei barki maburi nice ni meme nan na hana me wu unee Nuhu makabi iriba neze ige be sa izin in kadure.
8 Finoana no naneken’ i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin’ izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany.
Ahira uhem in kadure uni ibrahim, uganiya sa atiti me daki ma yeze nice ba madusa maha maka kaba imum be sa izi ime, madusa masuri daki marusi ahira sa ma hazin ba.
9 Finoana no nivahiniany tany amin’ ny tany nolazain’ ny teny fikasana, toy ny any an-tanin’ olona, mitoetra an-day, mbamin’ isaka sy Jakoba, mpiara-mandova izany teny fikasana izany aminy;
Ahira uhem in kadure ma cukuno u uno anyanga be sa atirzi tize ti guna adi nyame, ma wusi ti cukum anyimo udanga nigo nan ki shaku a yakubu, anu ukaba imum tirza utize ti inde nan me.
10 fa nanantena hahazo ny tanàna misy fanorenana izy, Andriamanitra no Tompo-marika sy Mpanao izany.
Barki ma hira nipin nizin in ni tin, unu ususo unipin me nan nu ira u nini memani Asere.
11 Ary na Saraha aza, dia finoana koa no nandraisany hery hanan’ anaka, rehefa nitsaha-jaza izy, satria nataony fa mahatoky Ilay efa nanome ny teny fikasana.
Ahira atize tika dura ibrahim mā kem ugoo sa azi me nan nu nee umeme saratu tiwe tiweme ta wu piit, saratu maciki sarki uyoo makuri aki uganiya uyoo sa wa hem inde sa mawuzi we utirza utize unu ishew mani.
12 Koa dia avy tamin’ ny anankiray, izay efa toy ny maty, no nihavian’ ny maro toy ny kintana eny amin’ ny lanitra sy toy ny fasika eny amoron-dranomasina, izay tsy hita isa.
Barki anenime, ahira unu inde ugino me, unu ge sa maciki kasi ikizi ini, a tuba unee ahira ameme, wa wu gbardang kasi iwirang ya zesere gusi ikiki uteku, ige sa daki adake ada dassa ba.
13 Ireo rehetra ireo dia maty tamin’ ny finoana, kanefa tsy mbola nahazo ny teny fikasana; fa nahatazana azy eny lavitra eny izy ka ravoravo niarahaba azy, dia nanaiky fa vahiny sy mpivahiny tetỳ ambonin’ ny tany izy.
Wa wee vat uwe anyimo uhem in kadure azo uguna agi wa kaba tirza utize ba, ahira agino wa wa kabi wa awada piit, abinime wa hem una guna we agenu wani ana tanu unee.
14 Fa izay milaza izany zavatra izany dia maneho marimarina fa mitady izay ho taniny izy.
Abanna ande sa wa boo utize gino wa suro ama saa wa bezi uguna wa nyari manyanga mawe.
15 Ary raha tàhiny nahatsiaro ny tany nialany izy, dia ho nahita andro hiverenany.
Inda wa bassa manyaga sa wa suron, wada kem una ukuro.
16 Fa amin’ izany ny tsara lavitra no iriny, dia ny any an-danitra; ary noho izany Andriamanitra dia tsy menatra hatao hoe Andriamaniny, satria efa nanamboatra tanàna ho an’ ireo Izy.
Abanna me sa azi, wa nyāra manyanga be sa mateki anu ree, mane mani mage samarā azesere, ine ya wuna Asere me daki magunna mu eh, ugunna a titi ugomo Asere ba, barki mabarka nipin barki we.
17 Finoana no nanateran i Abrahama an’ isaka, raha nizahan-toetra izy; eny, ny zananilahy tokana no naterin’ ilay efa nandray tsara ny teny fikasana,
Ahira uhem u kadure ibrahim, uganiya uman sā a wuzi me, uguna ma witi vana umeme ishaku uhadaya.
18 dia ilay nilazana hoe: “Avy amin’ Isaka no hantsoina izay taranaka ho anao”.
Memani vana u inde ahira meme cas, de be sa a tirzi tize unu guna, ahira ameme ani atubi bisana biwe me.
19 Fa nihevitra izy fa Andriamanitra dia mahay manangana ny maty aza; ary hoatra ny avy tamin’ izany no nandraisany azy.
Ibrahim ma batti iriba imeme Asere mazin in nikara nu hirza ishaku inki marā amu can muni ma, ani mani azi inki buki ni, usuro anu kize mani makuri ma kabi me.
20 Finoana no nitsofan’ isaka rano an’ i Jakoba sy Esao ny amin’ ny zavatra ho avy.
Usuro uhem ukadure kani ishaku māwu yakubu nan isuwa anyo a re-re usuro imum be sa i eze inje.
21 Finoana no nitsofan’ i Jakoba rano ny zanak’ i Josefa roa lahy, rehefa ho faty izy, ka nivavaka izy, niankina tamin’ ny lohan’ ny tehiny.
Ahira uhem u kadure yakubu, uganiya sa maraa una iwono, mawu ahana isubu wa-re me anyo are-re, yakubu ma tarsi imum re-re, ma hibina ubina umeme.
22 Finoana no nilazan’ i Josefa ny fialan’ ny Zanak’ isiraely, rehefa ho faty izy, sy nanafarany ny amin’ ny taolany.
Usuro uhem u kadure ka isubu unganiya sa mawu u cokoro gbardang mā buki tize abanga usuro ahana isra'ila umaasa mabuki we abanga a ubo ameme.
23 Finoana no nanafenan’ ny ray aman-drenin’ i Mosesy azy telo volana, raha vao teraka izy, satria hitany fa zaza tsara izy, ary tsy natahorany ny didin’ ny mpanjaka.
Ahira uhem u kadure ka musa, uganiya sa ayoo me, aka nco me wahuznze me tipeu ti taru barki vana ure-re māzi, daki wa kunna biyau bi inko tize tu gomo ba.
24 Finoana no nandavan’ i Mosesy tsy hatao hoe zanaky ny zanakavavin’ i Farao, rehefa lehibe izy, ―
Ahira uhem u kadure kani musa ma gāme atisa me vana uca ufir, auna.
25 nifidy mantsy hiara-mitondra fahoriana amin’ ny olon’ Andriamanitra toy izay hanana fifaliana vetivety amin’ ny fahotana,
Anyo anime ma hem uguna madi sii rere nan na Asere, asesere ugunna uronta umadini uku ganiya cingilin.
26 nanao ny fanaratsiana an’ i Kristy ho harena be lavitra noho ny zava-tsoan’ i Egypta, satria nijery ny famalian-tsoa izy.
Marusi anu guna uvente unucce barki utarsa ugomo Asere ire imum ini rere sa iteki ukem wanu masar ma inko aje ameme ahira imumbe sa i eze ina je.
27 Finoana no nandaovany an’ i Egypta, ka tsy natahorany ny fahatezeran’ ny mpanjaka; fa naharitra toy ny mahita Izay tsy hita izy.
Ahira uhem u musa ma ciki u masar, daki ma kunna biyyau bi iriba ugomo ba, ma tiri iri ba kusi mahira ige be sa ada hira ini ba.
28 Finoana no nitandremany ny Paska sy ny famafazana ny rà, fandrao hahatratra ny azy ilay nandringana ny lahimatoa.
Ahira uhem ma wuzi u idi u keterewa, (u hangirka) wannu zanuka umaye, barki kati a huzi ahana u tuba wanu isra'ila.
29 Finoana no nitana ny Ranomasina Mena toy ny mandia tany maina, izay mba nandraman’ ny Egyptiana, ka dia voatelina izy.
Ahira uhem ukadure waka fa ubahan mahiya kasi adizi ahuū uganiya sa ma masarwa wa nyari ukafaa, ubar watuwe.
30 Finoana no nampirodana ny màndan’ i Jeriko, rehefa nohodidinina hafitoana.
Ahira uhem uni ugomibi u yerko wa rizi, sa wa keti uni atiye usunare.
31 Finoana no tsy nahafaty an-dRahaba janga niaraka tamin’ ny tsy nino, satria nandray ny mpisafo-tany tamin’ ny fihavanana izy.
Ahira uhem u rahap vana u eh u tarsa ahana aru madi ma wee nigo nan ande sa wazo me me nyinza utinanu ba, barkin ma inki anu ugungizi no umanyanga akura ameme, ma kuri ma tibi anyimo ani huma.
32 Ary inona koa no holazaiko? Fa ho lany ny andro, raha milaza an’ i Gideona sy Baraka sy Samsona ary Jefta aho, Davida koa sy Samoela ary ny mpaminany,
Nyanini tidi gu? uganiya udi sizige me inki indi bui tize anicce ni gidiyon, barki, kasu ana kadure katize ta Asere.
33 izay nandresy fanjakana tamin’ ny finoana, niasa fahamarinana; nahazo teny fikasana, nanakombona ny vavan’ ny liona,
Ahira uhem ukadure wari ni kono asesere ati pin-pin sasas wa wuzi katuma ka rere wanno wakabi utirziza utize, wa impi ti nyo timadaru.
34 namono ny fidedadedan’ afo, afaka tamin’ ny lelan-tsabatra, raha nalemy dia nampahatanjahina, tonga nahery tamin’ ny ady, dia nampandositra ny miaramilan’ ny firenena hafa.
Wa huu nikara nuraa, wa suburka anyo aka sangali wanno wakem uhuma ahira tikoni, wacukuno ahana aruma anikono, uhuma aruma ani kono ubine ani wakem warii nikono asesere ama sojojin anu zatu tarsa Asere.
35 Ny vehivavy nandray ny azy efa maty, fa natsangana ho velona indray; ary ny sasany nampijalijalina ho faty, nefa tsy mety nanao izay hahafahany, mba hahazoany fitsanganana tsara lavitra;
Aneh wakabi anu aweme ande sa hirzawe amu cau a yonko aye, daki wa nyari ubari uweme ba barki wazinu ube uhira amu cau.
36 ary ny sasany niaritra fanesoana sy kapoka mafy ary fatorana sy tranomaizina koa;
Aye wasii nyarang nanu tira nan nu cobo, nan ninyang ani rere.
37 notoraham-bato izy, notsofana, nalaim-panahy, novonoina tamin’ ny sabatra, dia nirenireny nitafy hoditr’ ondry sy hoditr’ osy; efa lao, ory, fadiranovana
Avingizi we ina po, ahira we kani kara unu vira uwesi makayo. A huzi we in kasangali wazi nu kese in ma wāa mitam ham miman wasomi apatti we a yomiwe.
38 (nefa izao tontolo izao tsy miendrika ho nitoerany akory) dia nirenireny tany an-efitra sy tany an’ tendrombohitra sy tany an-johy ary tao an-dava-tany izy.
Unee me daki waziki we anyo ire mum ba, wa maki ukese ujazza, nan na apo nan mabere, nan tiwa.
39 Ary ireo rehetra ireo, na dia efa nahazo laza tsara noho ny finoana aza, dia tsy mba nandray ny teny fikasana,
Sa anu agino me anu hem Asere wani barki unu hem in kadure kawe, daki wakabi tirza utize me ba.
40 fa Andriamanitra efa namboatra izay tsara lavitra ho antsika, mba tsy hatao tanteraka ireo raha tsy efa mby eo koa isika.
Barki ugomo Asere mabarka duru ire mum ire-re vat sa ida mara me ba senke nan harn.

< Hebreo 11 >