< Matiyu 24 >
1 Yesu a rju ni mi hekali nda vu nkon ma hi. Mri koh ma baka ye nda ni trso wu ime hekali.
Ary nony niala teo an-kianjan’ ny tempoly Jesosy, dia lasa nandeha; ary ny mpianany nanatona Azy hampizaha Azy ny rafitry ny tempoly.
2 U wa a saa ni bawu, “Bi to ikpi biyi wawuu? Mi mla yiwu njanjimu, ba na don tita riri me zi nitu ri na.
Fa Izy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy hitanareo va ireo rehetra ireo? Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana.
3 Niwa a kuson ni ngblu Zaitun a, mri koh ma to ye niwu ni ya y'bi nda tre, “Hla tawu, ani tanyi mba ikpi biyi ba tie? Ahi ngye ri ni hi ingban u ye me ni inton u kle a?” (aiōn )
Ary nipetraka teo an-tendrombohitra Oliva Izy, dia nanatona Azy mangingina ny mpianany ka nanao hoe: Lazao aminay izay andro hahatongavan’ izany, ary izay ho famantarana ny fihavianao sy ny fahataperan’ izao tontolo izao. (aiōn )
4 Yesu a saa nda tre ni mba, “Tie sisren ndi ndu ndrjo ri na kayi rji na.
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo.
5 Bari baye gbugbu mbawu ni nde mu. Ba tre ndi, 'Ime yi mi Kristi'a,' nda ka ndji gbugbuu rji.
Fa maro no ho avy amin’ ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ka maro no ho voafitany.
6 Bi wo ba ku ni dbu ba ku. Ki kpyen ndi na tie sissri na, ahi gbigbi waa ikpi biyi ba tie a rliko inton ka kle.
Ary handre ady sy filazana ady ianareo; koa mitandrema, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga izany; nefa tsy mbola tonga ny farany.
7 Meme ni wanyu ni meme, u igu u chu ri ni wanyu ni gbu u chu bari. Ba tie yon mba cu meme ni bubu nkankan.
Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin’ ny tany samy hafa.
8 Biyi bahi kpi bi mumla towa ilo ngrji.
Fa izany rehetra izany no fiandohan’ ny fahoriana.
9 Hu gon niwa, ba vu yi nno tie ya nda wuu yi. Bi hra wawuu ba kran yi nitu nde mu.
Ary dia hatolony ho amin’ ny fahoriana ianareo ka hovonoiny; ary ho halan’ ny firenena rehetra ianareo noho ny anarako.
10 Rji ni wa, indji gbugbuwu ba rjoku nda le ni kpamba nda kran kpamba.
Ary amin’ izany andro izany dia ho tafintohina ny maro, ary hifampiampanga sy hifankahala izy.
11 Anabi bi che gbugbuwu ba rju nda ka gbugbuwu rji.
Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro.
12 Niwa ison vlala ni babran, ison ndji gbugbu wu ni k'ma si.
Ary noho ny haben’ ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ ny maro.
13 U i wa a vusron hi kle'a, ani gbujbu.
Fa izay maharitra hatramin’ ny farany no hovonjena.
14 Itre ndindi yi u gbuchu ba d'bu ni ngbungblua wawuu nda hi shaida ni meme ba wawuu. Rji ni wayi inton u klea niye.
Ary hotorina amin’ izao tontolo izao ity filazantsaran’ ny fanjakana ity ho vavolombelona amin’ ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.
15 Nitu kima, biti toh kpe meme ma u cii, wa Daniya anabi hla'a, a kri ni zande ni bubu tsratsra” (ndu wa a si kra mla toh),
Koa raha hitanareo mitsangana ao amin’ izay fitoerana masìna ny fahavetavetan’ ny fandravana, izay nampilazaina an’ i Daniela mpaminany (aoka hisaina izay mamaky izany),
16 ndu wa bahe ni Yahudawa tsutsu hi ni ba ngblu,
dia aoka izay olona any Jodia handositra ho any an-tendrombohitra;
17 “ndu wa ahe ni tunkan na grji hi ban kpe ni mi koh mana,
ary izay ao an-tampon-trano aoka tsy hidina haka ny ao an-tranony;
18 u ndu wa ahe ni rju na k'ma ye ban nklon ma na.
ary izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka ny lambany.
19 Iya ni bi he nne ni bi mri nhanha ni vi bi kima!
Ary lozan’ ny bevohoka sy ny mampinono amin’ ireo andro ireo!
20 Tie aduwa ndu vi tsutsu bi a he ni nton u wru ka Sabat na.
Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ ny ririnina na ho amin’ ny Sabata no handosiranareo.
21 Kpukpo ya ni he biwa bana tie toh'a na rji ni mumla ngbungblu'a hi ye zizan yi, u, bana la tie'u ngana.
Fa amin’ izany andro izany dia hisy fahoriana lehibe, izay tsy mbola nisy toa azy hatrizay niandohan’ izao tontolo izao ka mandraka ankehitriny, sady tsy hisy intsony.
22 A ndi na wa ba fon vi mba rju'a na, ikpe ri u tankpa ni tie bre nawo. Uni tu bi wa ba chuba'a ba gron vi mba.
Ary raha tsy efa nohafohezina izany andro izany, dia tsy nisy nofo hovonjena; fa noho ny olom-boafidy dia hohafohezina izany andro izany.
23 U ndrjo nita hla yiwu, 'To, ngye Kristi'a yi!' ka, 'Kristi'a he mu!' na kpanyime na.
Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro, y Kristy, na: Indro, ar; aza mino ianareo.
24 Kristi biche ni anabi biche ba wlu nda tie nban ni kagrji nda ka gbugbuwu rji, u nkon ni tie he, nhambi ni wa ba chuu baa.
Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny.
25 Tomba, Mi myren hla yiwu guchi ni nton'a.
Indro, voalazako aminareo rahateo izany.
26 Tokima, ba ti hla ni yiwu, 'To, ahe ni miji,' na hi ni miji'a na. Ka, 'To, ahe ni mitra,' na kpanyime na.
Ary amin’ izany, raha misy manao aminareo hoe: Indro, any an-efitra Izy, aza mankany ianareo; Indro, ao amin’ ny efi-trano Izy, aza mino.
27 Towaa ani rhinzan kpan rji niko nzan hi ko yalu'a, ani he tokima me ni ye vren ndji.
Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian’ ny Zanak’ olona.
28 Iwrji wa k'mo nma he'a, nyulu ba shuki.
Fa izay itoeran’ ny faty, dia any no hiangonan’ ny voromahery.
29 Ni kle nton u meme yaa, ni vi biki ikpan-rji ni katie bwu, u wha na nno kpan ma na, ba ntsintsen ba rjoku rji ni shu, u ba ngbengblen bi ba shulu ba ba grju.
Ary raha vao afaka ny fahoriana amin’ ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, ary ny volana tsy hahazava; ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary ny herin’ ny lanitra hohozongozonina.
30 Uni kiyi igban Vren Ndji ni tsro ni kplende su, u il'be bi ngbungblu'a wawu mbawu ba tie ruu. Ba toh Vren Ndji si ye nimi kpalu ni ngbengblen mba kiekle he ma u kpan ma.
Ary amin’ izany andro izany dia hiseho eo amin’ ny lanitra ny famantarana ny Zanak’ olona, ka dia hitomany ny firenena rehetra ambonin’ ny tany, ary hahita ny Zanak’ olona avy amin-kery sy voninahitra lehibe eo amin’ ny rahon’ ny lanitra izy.
31 A ton Malaiku ma ni kiekle yi u njon, u ba vu biwa ba chu mba rji ni fron nzya ba, rji ni nchi shulu ri hi korima.
Ary amin’ ny ampanenoana mafy ny trompetra dia haniraka ny anjeliny Izy, ary hangonin’ ireo ny olom-boafidy avy amin’ ny vazan-tany efatra hatramin’ ny faravodilanitra rehetra.
32 Ya ndi toh kpyeri mba ni kunkron bua. Nginga ma ba ta si t'bo nda ni tie nvunvu, bi to ndi isu tie whewhre.
Ary mianara ny fanoharana ny amin’ ny aviavy: Raha vao manaroka ny rantsany ka mandravina, dia fantatrareo fa efa akaiky ny lohataona.
33 U ngame, biti toh ba kpi biyi wawuu, bika toh ndi a tie whewhre, ni ba nkon tra ba.
Dia tahaka izany koa ianareo, raha vao hitanareo izany rehetra izany, dia aoka ho fantatrareo fa efa akaiky mby eo am-baravarana Izy.
34 Njanjimu mi hla yiwu, inzan yi na y'ba hi na se ikpi bayi ba tie.
Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy mba ho lany izao taranaka izao mandra-pahatongan’ izany rehetra izany.
35 Shulu mba meme ba y'ba hi, u ba tremu'a bana y'ba hi na
Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.
36 U ni tu vi mba nton kima, indrjo na toh na, hu ni Malaiku bi shulu, ka Ivren'a, se Wawu Tie'a megyen.
Fa ny amin’ izany andro sy ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjelin’ ny lanitra aza, [ary na ny Zanaka aza, ] afa-tsy ny Ray ihany.
37 Na wa ahe ni nton u Nuhu, tokima me ani he ni ye u Vren Ndji.
Fa tahaka ny andron’ i Noa, dia ho tahaka izany koa ny fihavian’ ny Zanak’ olona.
38 Na ni nton u wa mma k'mo na ye rhina, bata rhi nda ta so, nda ta kpa gran nda nno gran, hi mla vi wa Nuhu a ri nimi ghwu'a,
Fa tahaka ny tamin’ ny andro fony tsy mbola tonga ny Safo-drano, ka nihinana sy nisotro ny olona ary nampaka-bady sy namoaka ny ampakarina, mandra-pihavin’ ny andro izay nidiran’ i Noa tao amin’ ny sambo-fiara,
39 nda na toh kpe na ka mla wa imma k'mo'a ye kprume ni wawu mbawu - ahi naki iye u Vren Ndji nihe.
ary tsy fantany mandra-pihavin’ ny Safo-drano izay nandringana ny olona rehetra, dia ho tahaka izany ny fihavian’ ny Zanak’ olona.
40 U indji lilon hari bahe ni rju - ba ban ri, nda don rima.
Ary amin’ izany hisy roa lahy any an-tsaha; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.
41 Imba hari basi kon ni nnra - ba ban ri nda don rima.
Ary hisy roa vavy manodina ny fikosoham-bary; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.
42 Tokima, bika ki ni gben, niwa bina toh ka ni vi rhime Bachi ni ye na.
Koa amin’ izany miambena ianareo; fa tsy fantatrareo izay andro hihavian’ ny Tomponareo.
43 To wayi mbayi, Indji u koh andi toh ka ni nton rhime indji u y'bi ni ye ni chuu, a ndi son gben nda na ndu yra koh ma na.
Nefa aoka ho fantatrareo izao: Raha fantatry ny tompon-trano ny fiambenana amin’ ny alina izay hihavian’ ny mpangalatra, dia ho niambina izy ka tsy namela ny tranony hotamina.
44 Tokima, bika mla gben, niwa Ivren Ndji ni ye ni nton wa bina yo sron na.
Koa miomana kosa ianareo; fa amin’ izay ora tsy ampoizinareo no hihavian’ ny Zanak’ olona.
45 Ahi nha hi vren koh u kponji nda he toh wa tiekoh ma a ka bi kohma don ni woma ndu ta nno ba birhi tsra ni nton rhi?
Iza moa no mpanompo mahatoky sy manan-tsaina, izay notendren’ ny tompony hifehy ny mpanompony mba hanome azy hanina amin’ ny fotoana?
46 Ivren koh u lulu ahi waa tiekoh ma niye tooh asi tie kima ni k'ma ye ma.
Sambatra izany mpanompo izany, raha avy ny tompony ka hahita azy manao izany.
47 Njanji mu mi hla yiwu, tie koh maa ni yo kpi ma wawuu ni wo ma.
Lazaiko aminareo marina tokoa: Hotendreny ho mpanapaka ny fananany rehetra izy.
48 U meme vren-koh tre ni mi sron ma, 'Tie-koh mu a rhihe rhi,'
Fa raha manao anakampo izany mpanompo ratsy fanahy izany hoe: Maharitra ela ny tompoko,
49 nda ni tsi kpukpanma imbru mri-koh ba, nda rhi nda so ni bi wu'a,
ka dia mikapoka ny mpanompo namany izy ary mihinana sy misotro amin’ ny mpimamo,
50 u tie-koh u vren-koh kima niye ni vi wa vren-koh kima na yo sron na ni nton wa ana toh naa.
dia ho avy ny tompon’ izany mpanompo izany amin’ ny andro izay tsy ampoiziny sy amin’ ny ora izay tsy fantany,
51 Tie-koh maa ni hanwu tie tsitsa-tsitsa me nda nno wu bubu ni bibrji, wa ni kima ani zia yi nda tan nyinyren.
dia hotapahiny roa izy ka homeny anjara any amin’ ny mpihatsaravelatsihy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.