Preface
Read
+
Publisher
Nainoia, Inc.
PO Box 462, Bellefonte, PA 16823
(814) 470-8028
Nainoia Inc, Publisher
LinkedIn/NAINOIA-INC
Third Party Publisher Resources
Request Custom Formatted Verses
Please contact us below
Submit your proposed corrections
I understand that the Aionian Bible republishes public domain and Creative Commons Bible texts and that volunteers may be needed to present the original text accurately. I also understand that apocryphal text is removed and most variant verse numbering is mapped to the English standard. I have entered my corrections under the verse(s) below. Proposed corrections to the Malagasy Bible 1865, Psalms Chapter 136 https://www.AionianBible.org/Bibles/Malagasy---Malagasy-Bible/Psalms/136 1) Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy; Fa mandrakizay ny famindram-pony. 2) Midera an’ Andriamanitra Avo Indrindra; Fa mandrakizay ny famindram-pony. 3) Miderà ny Tompon’ ny tompo; Fa mandrakizay ny famindram-pony; 4) Izy irery no Mpanao fahagagan-dehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 5) Izay nanao ny lanitra tamin’ ny fahendrena (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 6) Izay namelatra ny tany ho ambonin’ ny rano, (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 7) Izay nanao ireo fanazavana lehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 8) Dia ny masoandro ho mpanapaka ny andro (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 9) Ary ny volana sy ny kintana ho mpanapaka ny alina (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 10) Izay namely ny voalohan-terak’ i Egypta, (Fa mandrakizay ny famindram-pony) 11) Ka nitondra ny Isiraely nivoaka avy teo aminy (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 12) Tamin’ ny tanana mahery sy ny sandry nahinjitra (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 13) Izay nampisaraka ny Ranomasina Mena (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 14) Ka nampandeha ny Isiraely namaky teo afovoany (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 15) Fa nanary an’ i Farao sy ny miaramilany tao anatin’ ny Ranomasina Mena (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 16) Izay nitondra ny olony nitety ny efitra (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 17) Izay namely mpanjaka lehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 18) Ka nahafaty mpanjaka malaza (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 19) Dia Sihona, mpanjakan’ ny Amorita (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 20) Sy Oga, mpanjakan’ i Basana (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 21) Ary ny taniny nomeny ho lova (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 22) Dia ho lovan’ ny Isiraely mpanompony (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 23) Izay nahatsiaro antsika fony isika ambany toetra (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 24) Ka naneho hery namonjy antsika ho afaka tamin’ ny fahavalontsika (Fa mandrakizay ny famindram-pony), 25) Izay manome hanina ny nofo rehetra (Fa mandrakizay ny famindram-pony); 26) Miderà an’ Andriamanitry ny lanitra; Fa mandrakizay ny famindram-pony. Additional comments?
Refresh Captcha
The world's first Holy Bible un-translation!