Preface
Read
+
Publisher
Nainoia, Inc.
PO Box 462, Bellefonte, PA 16823
(814) 470-8028
Nainoia Inc, Publisher
LinkedIn/NAINOIA-INC
Third Party Publisher Resources
Request Custom Formatted Verses
Please contact us below
Submit your proposed corrections
I understand that the Aionian Bible republishes public domain and Creative Commons Bible texts and that volunteers may be needed to present the original text accurately. I also understand that apocryphal text is removed and most variant verse numbering is mapped to the English standard. I have entered my corrections under the verse(s) below. Proposed corrections to the Malagasy Bible 1865, Psalms Chapter 129 https://www.AionianBible.org/Bibles/Malagasy---Malagasy-Bible/Psalms/129 1) Fihirana fiakarana. 2) Mafy no nampahoriany ahy hatry ny fony aho mbola tanora; Nefa tsy naharesy ahy izy. 3) Ny mpiasa dia niasa ny lamosiko; Efa nanalava ny vavasany izy. 4) Marina Jehovah: Efa nanapaka ny famatorana nataon’ ny ratsy fanahy Izy. 5) Aoka ho menatra sy hiamboho Izay rehetra mandrafy an’ i Ziona 6) Ka ho tahaka ny ahitra eo an-tampon-trano. Izay malazo, na dia tsy misy manongotra azy aza; 7) Tsy misy mpijinja mameno tanana Na mpamehy amboara mameno tratra amin’ izany; 8) Ka dia tsy hisy mpandalo hanao hoe: Hotahin’ i Jehovah anie ianareo; Eny, ny anaran’ i Jehovah no itsofanay rano anareo. Additional comments?
Refresh Captcha
The world's first Holy Bible un-translation!