Preface
Read
+
Publisher
Nainoia, Inc.
PO Box 462, Bellefonte, PA 16823
(814) 470-8028
Nainoia Inc, Publisher
LinkedIn/NAINOIA-INC
Third Party Publisher Resources
Request Custom Formatted Verses
Please contact us below
Submit your proposed corrections
I understand that the Aionian Bible republishes public domain and Creative Commons Bible texts and that volunteers may be needed to present the original text accurately. I also understand that apocryphal text is removed and most variant verse numbering is mapped to the English standard. I have entered my corrections under the verse(s) below. Proposed corrections to the Malagasy Bible 1865, Psalms Chapter 124 https://www.AionianBible.org/Bibles/Malagasy---Malagasy-Bible/Psalms/124 1) Fihirana fiakarana. Nataon’ i Davida. 2) Raha tsy Jehovah no nomba antsika, Raha nitsangana hamely antsika ny olona. 3) Dia nitelina antsika velona izy, Raha nirehitra tamintsika ny fahatezerany; 4) Dia nandifotra antsika ny rano, Ary nanafotra ny fanahintsika ny riaka; 5) Eny, nanafotra ny fanahintsika Ny rano misafoaka. 6) Isaorana anie Jehovah, Izay tsy nanolotra antsika ho rembin’ ny nifiny. 7) Ny fanahintsika dia efa afaka tahaka ny vorona afaka tamin’ ny fandriky ny mpihaza: Tapaka ny fandrika, ka afaka isika. 8) Ny famonjena antsika dia amin’ ny anaran’ i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany. Additional comments?
Refresh Captcha
The world's first Holy Bible un-translation!