< Ezra 2 >

1 Lákòókò náà, wọ̀nyí ni àwọn ènìyàn agbègbè Juda tí ó gòkè wá láti ìgbèkùn láàrín àwọn tí a kó lọ, ẹni tí Nebukadnessari ọba Babeli ti fi agbára mú ní ìgbèkùn lọ sí Babeli (wọ́n padà sí Jerusalẹmu àti Juda, olúkúlùkù sí ìlú rẹ̀.
Ary izao no olona amin’ izany tany izany izay niakatra avy amin’ ny fahababoana, izay nobaboin’ i Nebokadnezara, mpanjakan’ i Babylona, ka nentiny ho any Babylona, ary niverina ho any Jerosalema sy Joda, samy ho any an-tanànany avy,
2 Àwọn wọ̀nyí bá Serubbabeli, Jeṣua, Nehemiah, Seraiah, Reelaiah, Mordekai, Bilṣani, Mispari, Bigfai, Rehumu àti Baanah wá). Iye àwọn ọkùnrin àwọn ènìyàn Israẹli.
dia ny olona izay niaraka tamin’ i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Seraia sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ary ny isan’ ny lehilahy tamin’ ny Isiraely dia izao:
3 Àwọn ọmọ Paroṣi jẹ́ ẹgbàá ó lé méjìléláàádọ́sàn-án
Ny taranak’ i Parosy dia roa amby fito-polo amby zato sy roa arivo;
4 Ṣefatia jẹ́ òjìdínnírinwó ó lé méjìlá
ny taranak’ i Sefatia dia roa amby fito-polo amby telon-jato;
5 Arah jẹ́ ẹgbẹ̀rin ó dín mẹ́ẹ̀ẹ́dọ́gbọ̀n
ny taranak’ i Ara dia dimy amby fito-polo amby fiton-jato;
6 Pahati-Moabu (láti ipasẹ̀ àwọn ọmọ Jeṣua àti Joabu) jẹ́ ẹgbẹ̀rún méjì àti ẹgbẹ̀rin lé méjìlá
ny taranak’ i Pahatamoaba, avy tamin’ ny zanak’ i Jesoa sy Joaba, dia roa ambin’ ny folo amby valon-jato sy roa arivo;
7 Elamu jẹ́ àádọ́ta lé lẹ́gbẹ̀fà ó lé mẹ́rin
ny taranak’ i Eliama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
8 Sattu jẹ́ ọ̀tàdínlẹ́gbẹ̀rún ó lé márùn-ún
ny taranak’ i Zato dia dimy amby efa-polo amby sivin-jato;
9 Sakkai jẹ́ òjìdínlẹ́gbẹ̀rin
ny taranak’ i Zakay dia enim-polo amby fiton-jato;
10 Bani jẹ́ òjìlélẹ́gbẹ̀ta ó lé méjì
ny taranak’ i Bany dia roa amby efa-polo amby enin-jato;
11 Bebai jẹ́ ẹgbẹ̀ta ó lé mẹ́tàlélógún
ny taranak’ i Bebay dia telo amby roa-polo amby enin-jato;
12 Asgadi jẹ́ ẹgbẹ̀fà ó lé méjìlélógún
ny taranak’ i Azgada dia roa amby roa-polo amby roan-jato sy arivo;
13 Adonikami jẹ́ ọ̀tàlélẹ́gbẹ̀ta ó lé mẹ́fà
ny taranak’ i Adonikama dia enina amby enim-polo amby enin-jato;
14 Bigfai jẹ́ ẹgbàá ó lé mẹ́rìndínlọ́gọ́ta
ny taranak’ i Bigvay dia enina amby dimam-polo sy roa arivo;
15 Adini jẹ́ àádọ́ta lé ní irinwó ó lé mẹ́rin
ny taranak’ i Adina dia efatra amby dimam-polo amby efa-jato;
16 Ateri (nípasẹ̀ Hesekiah) jẹ́ méjìdínlọ́gọ́run
ny taranak’ i Atera, avy tamin’ i Hezekia, dia valo amby sivi-folo;
17 Besai jẹ́ ọrùndínnírinwó ó lé mẹ́ta
ny taranak’ i Bezay dia telo amby roa-polo amby telon-jato;
18 Jora jẹ́ méjìléláàádọ́fà
ny taranak’ i Jora dia roa ambin’ ny folo amby zato;
19 Haṣumu jẹ́ igba ó lé mẹ́tàlélógún
ny taranak’ i Hasoma dia telo amby roa-polo amby roan-jato;
20 Gibbari jẹ́ márùndínlọ́gọ́rùn.
ny zanak’ i Gibara dia dimy amby sivi-folo;
21 Àwọn ọmọ Bẹtilẹhẹmu jẹ́ mẹ́tàlélọ́gọ́fà
ny zanak’ i Betlehema dia telo amby roa-polo amby zato;
22 Netofa jẹ́ mẹ́rìndínlọ́gọ́ta
ny mponina tany Netofa dia enina amby dimam-polo;
23 Anatoti jẹ́ méjìdínláàádóje
ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato;
24 Asmafeti jẹ́ méjìlélógójì
ny zanak’ i Azmaveta dia roa amby efa-polo;
25 Kiriati-Jearimu, Kefira àti Beeroti jẹ́ ọ̀tàdínlẹ́gbẹ̀rin ó lé mẹ́ta
ny zanak’ i Kiriat-arima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato;
26 Rama àti Geba jẹ́ ẹgbẹ̀ta ó lé mọ́kànlélógún
ny zanak’ i Rama sy Gaba dia iraika amby roa-polo amby enin-jato;
27 Mikmasi jẹ́ méjìlélọ́gọ́fà
ny mponina tany Mikmasy dia roa amby roa-polo amby zato;
28 Beteli àti Ai jẹ́ igba ó lé mẹ́tàlélógún
ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roa-polo amby roan-jato;
29 Nebo jẹ́ méjìléláàádọ́ta
ny zanak’ i Nebo dia roa amby dimam-polo;
30 Magbiṣi jẹ́ mẹ́rìndínlọ́gọ́jọ
ny taranak i Magbisy dia enina amby dimam-polo amby zato;
31 Elamu mìíràn jẹ́ ẹgbẹ̀fà ó lé mẹ́rìnléláàádọ́ta
ny zanak’ ilay Elama anankiray dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
32 Harimu jẹ́ ọ̀rìndínnírinwó.
ny taranak’ i Harima dia roa-polo amby telon-jato;
33 Lodi, Hadidi àti Ono jẹ́ ọ̀rìndínlẹ́gbẹ̀rin ó lé márùn-ún
ny zanak’ i Loda sy Hadida ary Ono dia dimy amby roa-polo amby fiton-jato;
34 Jeriko jẹ́ ọ̀tàdínnírinwó ó lé márùn-ún
ny zanak’ i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;
35 Senaa jẹ́ egbèji dín lógún ó lé ọgbọ̀n.
ny zanak’ i Sena dia telo-polo amby enin-jato sy telo arivo.
36 Àwọn àlùfáà. Àwọn ọmọ Jedaiah (láti ipasẹ̀ ìdílé Jeṣua) jẹ́ ogún dín lẹ́gbẹ̀rin ó dín méje
Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak’ i Jedaia, avy tamin’ ny mpianakavin’ i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;
37 Immeri jẹ́ àádọ́ta lé lẹ́gbẹ̀rún ó lé méjì
ny taranak’ Imera dia roa amby dimam-polo sy arivo;
38 Paṣuri jẹ́ ẹgbẹ̀fà ó lé mẹ́tàdínláàádọ́ta
ny taranak’ i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;
39 Harimu jẹ́ ẹgbẹ̀rún ó lé mẹ́tàdínlógún.
ny taranak’ i Harima dia fito ambin’ ny folo sy arivo.
40 Àwọn ọmọ Lefi. Àwọn ọmọ Jeṣua àti Kadmieli (ti ìdílé Hodafiah) jẹ́ mẹ́rìnléláàádọ́rin.
Ary ny Levita koa dia izao: Ny taranak’ i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin’ ny taranak’ i Hodavia, dia efatra amby fito-polo.
41 Àwọn akọrin. Àwọn ọmọ Asafu jẹ́ méjìdínláàádóje.
Ary ny mpihira koa dia izao; Ny taranak’ i Asafa dia valo amby roa-polo amby zato.
42 Àwọn aṣọ́bodè. Àwọn ará Ṣallumu, Ateri, Talmoni, Akkubu, Hatita àti Ṣobai jẹ́ mọ́kàndínlógóje.
Ary ny taranaky ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak’ i Saloma, ny taranak’ i Atera, ny taranak’ i Talmona, ny taranak’ i Akoba, ny taranak’ i Hatita, ny taranak’ i Sobay, dia sivy amby telo-polo amby zato izy rehetra.
43 Àwọn ìránṣẹ́ tẹmpili. Àwọn ọmọ. Siha, Hasufa, Tabboati,
Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak’ i Ziha, ny taranak’ i Hasofa, ny taranak’ i Tabaota,
44 Kerosi, Siaha, Padoni,
ny taranak’ i Kerosa, ny taranak’ i Siaha, ny taranak’ i Padona,
45 Lebana, Hagaba, Akkubu,
ny taranak’ i Lebana, ny taranak’ i Hagabaha, ny taranak’ i Akoba,
46 Hagabu, Ṣalmai, Hanani,
ny taranak’ i Hagaba, ny taranak’ i Salmay, ny taranak’ i Hanana,
47 Giddeli, Gahari, Reaiah,
ny taranak’ i Gidela, ny taranak’ i Gahara, ny taranak’ i Reaia,
48 Resini, Nekoda, Gassamu,
ny taranak’ i Rezina, ny taranak’ i Nekoda, ny taranak’ i Gazama,
49 Ussa, Pasea, Besai,
ny taranak’ i Oza, ny taranak’ i Pasea, ny taranak’ i Besay,
50 Asna, Mehuni, Nefisimu,
ny taranak’ i Asna, ny taranaky ny Meonita, ny taranaky ny Nefisita,
51 Bakbu, Hakufa, Harhuri.
ny taranak’ i Bakboka, ny taranak’ i Hakofa, ny taranak’ i Harora,
52 Basluti, Mehida, Harṣa,
ny taranak’ i Bazlota, ny taranak’ i Mehida, ny taranak’ i Harsa,
53 Barkosi, Sisera, Tema,
ny taranak’ i Barkosa, ny taranak’ i Sisera, ny taranak’ i Tema,
54 Nesia àti Hatifa.
ny taranak’ i Nezia, ny taranak’ i Hatifa.
55 Àwọn ọmọ àwọn ìránṣẹ́ Solomoni. Àwọn ọmọ Sotai, Sofereti, Peruda,
Ary ny taranaky ny mpanompon’ i Solomona koa dia izao: Ny taranak’ i Sotahy, ny taranak’ i Sofereta, ny taranak’ i Peroda,
56 Jaala, Darkoni, Giddeli,
ny taranak’ i Jala, ny taranak’ i Darkona, ny taranak’ i Gidela,
57 Ṣefatia, àwọn ọmọ Hattili, Pokereti ti Haṣebaimu àti àwọn ọmọ Ami.
ny taranak’ i Sefatia, ny taranak’ i Hatila, ny taranak’ i Pokereta-hazebaima, ny taranak’ i Amy.
58 Àwọn ìránṣẹ́ tẹmpili àti àwọn ọmọ àwọn ìránṣẹ́ Solomoni jẹ́ irinwó ó dín mẹ́jọ.
Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon’ i Solomona dia roa amby sivi-folo amby telon-jato.
59 Àwọn wọ̀nyí gòkè wá láti àwọn ìlú ti Teli-Mela, Teli-Harṣa, Kerubu, Addoni àti Immeri, ṣùgbọ́n wọn kò lè sọ pẹ̀lú ìdánilójú pé ìdílé àwọn wá láti ara ìran ẹ̀yà Israẹli.
Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin’ ny Isiraely, na tsia):
60 Àwọn ọmọ Delaiah, Tobiah àti Nekoda jẹ́ àádọ́ta lé lẹ́gbẹ̀ta ó lé méjì.
ny taranak’ i Delaia, ny taranak’ i Tobia, ny taranak’ i Nekoda, dia roa amby dimam-polo amby enin-jato.
61 Àti nínú àwọn ọmọ àwọn àlùfáà. Àwọn ọmọ: Hobaiah, Hakosi àti Barsillai (ọkùnrin tí ó fẹ́ ọmọbìnrin Barsillai ará Gileadi a sì ń fi orúkọ náà pè é).
Ary ny avy tamin’ ny taranaky ny mpisorona dia izao: Ny taranak’ i Habaia, ny taranak’ i Hakoza, ny taranak’ i Barzilay; nampaka-bady avy tamin’ ny zanakavavin’ i Barzilay Gileadita io, ka dia notononina araka ny anarany.
62 Àwọn wọ̀nyí wá ìwé ìrántí ìdílé wọn, ṣùgbọ́n wọn kò rí i, bẹ́ẹ̀ ni a kò kà wọ́n kún ara àlùfáà nítorí, a kà wọ́n sí aláìmọ́.
Ireo no nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin’ ny fisoronana.
63 Baálẹ̀ pa á láṣẹ fún wọn pé wọn kò gbọdọ̀ jẹ nínú oúnjẹ mímọ́ jùlọ títí tí àlùfáà kan yóò fi ṣiṣẹ́ ìránṣẹ́ pẹ̀lú Urimu àti Tumimu.
Ary ny governora nilaza taminy fa tsy mahazo mihinana ny zavatra masìna indrindra izy mandra-pitsangan’ izay mpisorona anankiray mitondra ny Orima sy Tomima.
64 Gbogbo ìjọ ènìyàn náà jẹ́ ẹgbàá mọ́kànlélógún ó lé òjìdínnírinwó.
Ny tontalin’ ny olona rehetra dia enim-polo amby telon-jato amby roa arivo sy efatra alina,
65 Yàtọ̀ sí ẹgbẹ̀rin dín lẹ́gbàárin ó dín mẹ́tàlélọ́gọ́ta ìránṣẹ́ ọkùnrin àti ìránṣẹ́bìnrin; wọ́n ní igba akọrin ọkùnrin àti obìnrin.
afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nisy mpihiralahy sy mpihiravavy roan-jato teo aminy;
66 Wọ́n ní ọ̀tàdínlẹ́gbẹ̀rin ó dín mẹ́rin ẹṣin; ìbáaka òjìlélúgba ó lé márùn-ún,
ny soavaliny dia enina amby telo-polo amby fiton-jato; ny ampondrany dia dimy amby efa-polo amby roan-jato;
67 ràkunmí jẹ́ irinwó ó lé márùndínlógójì àti kẹ́tẹ́kẹ́tẹ́ ẹgbẹ̀rin lé lọ́gbọ̀n ó dín ọgọ́rin.
ny ramevany dia dimy amby telo-polo amby efa-jato; ny borikiny dia roa-polo amby fiton-jato sy enina arivo.
68 Ní ìgbà tí wọ́n dé ilé Olúwa ní Jerusalẹmu, díẹ̀ nínú àwọn olórí àwọn ìdílé fi ọrẹ àtinúwá sílẹ̀ fún ṣíṣe àtúnkọ́ ilé Ọlọ́run ní ààyè rẹ̀.
Ary ny sasany tamin’ ny lohan’ ny fianakaviana, rehefa tonga tao an-tranon’ i Jehovah tany Jerosalema, dia nanatitra tamin’ ny sitrapo hananganana ny tranon’ Andriamanitra eo amin’ ilay efa niorenany.
69 Gẹ́gẹ́ bí agbára wọn, wọ́n fún ilé ìṣúra fún iṣẹ́ yìí ní ọ̀kẹ́ mẹ́ta ó lé lẹ́gbẹ̀rún ìwọ̀n dariki wúrà, ẹgbẹ̀rún márùn-ún fàdákà àti ọgọ́rùn-ún ẹ̀wù àlùfáà.
Nanome araka izay nananany avy izy hanampy ny vola voavory hanaovana ny asa, dia darika volamena arivo sy enina alina ary mane volafotsy dimy arivo ary akanjo-mpisorona zato.
70 Àwọn àlùfáà, àwọn ará Lefi, àwọn akọrin, àwọn aṣọ́bodè àti àwọn ìránṣẹ́ ilé Olúwa ṣe àtìpó sínú àwọn ìlú wọn, pẹ̀lú àwọn ènìyàn mìíràn, àti ìyókù àwọn ọmọ Israẹli ṣe àtìpó sínú ìlú u wọn.
Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny sasany tamin’ ny vahoaka sy ny mpihira sy ny mpiandry varavarana ary ny Netinima, dia ny Isiraely rehetra samy tao an-tanànany avy.

< Ezra 2 >