< Zaburi 61 >
1 Sikia kulia kwangu, shughulikia maombi yangu.
Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Nataon’ i Davida. Henoy ny fitarainako, Andriamanitra ô; tandremo ny fivavako.
2 Kutokea mwisho wa nchi nitakuita wewe wakati moyo wangu umeelemewa; uniongoze kwenye mwamba ulio juu kuliko mimi.
Any am-paran’ ny tany no hiantsoako Anao raha reraka ny foko; ento aho ho any amin’ ny vatolampy izay avo ka tsy tratro;
3 Maana wewe umekuwa kimbilio langu la usalama, nguzo imara dhidi ya adui.
Fa aroko Hianao sy tilikambo mafy handosirako ny fahavalo.
4 Uniache niishi hemani mwako milele! Nipate kimbilio salama chini ya makazi ya mbawa zako. (Selah)
Aoka hitoetra ao an-tranonao mandrakizay aho; aoka hialoka ao ambanin’ ny fanomban’ ny elatrao aho,
5 Kwa kuwa wewe, Mungu, umesikia viapo vyangu, wewe umenipa mimi urithi wa wale wanao liheshimu jina lako.
Fa Hianao, Andriamanitra ô efa nandre ny voadiko; efa nomenao ahy ny lovan’ izay matahotra ny anaranao.
6 Wewe utaongeza maisha ya mfalme; miaka yake itakuwa kama vizazi vingi.
Halavao ny andron’ ny mpanjaka; aoka ny taonany hahatratra ny taranaka maro.
7 Yeye atabakia mbele ya Mungu milele.
Aoka hitoetra eo anatrehan’ Andriamanitra mandrakizay izy; famindram-po sy fahamarinana no tendreo hiaro azy;
8 Nitaliimbia sifa jina lako milele ili kwamba niweze kufanya viapo vyangu kila siku.
Ka dia izany no hankalazako ny anaranao mandrakizay, mba hanefako isan’ andro ny voadiko.