< Zaburi 130 >

1 Toka ndani yangu ninakulilia, Yahwe.
Fihirana fiakarana.
2 Bwana, usikie sauti yangu; masikio yako na yasikie kwa makini kuomba kwangu kwa ajili ya huruma.
Tompo ô, henoy ny feoko; Aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon’ ny fifonako.
3 Kama wewe, Yahwe, ungehesabu maovu, Bwana, ni nani angesimama?
Raha mandinika heloka Hianao, Jehovah ô, Iza no hahajanona, Tompo ô?
4 Lakini kwako kuna msamaha, ili uweze kuheshimiwa.
Fa eo aminao no misy ny famelan-keloka, Mba hatahorana Anao.
5 Ninamngoja Yahwe, nafsi yangu inasubiri, na katika neno lake ninatumainia.
Niandry an’ i Jehovah aho; eny, niandry Azy ny fanahiko, Ary ny teniny no nanantenako.
6 Nafsi yangu inamngoja Bwana kuliko mlinzi aingojavyo asubuhi.
Ny fanahiko miandry ny Tompo Mihoatra noho ny fiandrin’ ny mpiambina ny maraina, Dia ny fiandrin’ ny mpiambina ny maraina.
7 Israeli, umtumainie yahwe. Yahwe ni wenye huruma, na yuko tayari kusamehe.
Manantenà an’ i Jehovah, ry Isiraely; Fa eo amin’ i Jehovah no misy famindram-po sy fanavotana be;
8 Ni yeye ambaye ataikomboa istaeli dhidi ya dhambi zake zote.
Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin’ ny helony rehetra.

< Zaburi 130 >