< Psalms 148 >

1 KOMAIL kapina Ieowa nanlan, kapina i nan waja ileile!
Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, ry any an-danitra; Miderà Azy any ambony.
2 Komail japwilim a tounlan, karoj kapina i, komail japwilim a men en kadar karoj, kapina i!
Miderà Azy, ry anjeliny rehetra; Miderà Azy, ry miaramilany rehetra.
3 Koma katipin o jaunipon, kapina i, o komail uju piripir karoj, kapina i!
Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana; Miderà Azy, ry kintana mazava rehetra.
4 Komail lan pokon, o pil komail pil akan pon ira pan lan, kapina i!
Miderà Azy, ry lanitry ny lanitra, Ary ianareo rano ambonin’ ny lanitra.
5 Irail en kapina mar en Ieowa, pwe a me kotin panok, ap miala.
Aoka hidera ny anaran’ i Jehovah ireo; Fa Izy no nandidy, dia ary ireo.
6 Ap kotiki on ir, ren mimieta kokolata, o kotiki on ir kujoned eu, me re jota pan kawela.
Nampitoetra ireo ho mandrakizay doria Izy; Nomen-dalàna ireo ka tsy mba mihoatra.
7 Toun jappa, kapina Ieowa, walroj o man akan karoj, o pil en madau kan karoj.
Midera an’ i Jehovah etỳ an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra,
8 O kijiniai, o akel, o jno, o tokoi, o melimel, me kin kaloki jili a kujoned akan.
Ny afo sy ny havandra, ny oram-panala sy ny zavona, Ny rivotra mahery izay mankatò ny teniny,
9 Komail nana o dol akan karoj, tuka me wa mau o jeder karoj.
Ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra, Ny hazo fihinam-boa sy ny sedera rehetra,
10 Man laualo o mand akan karoj, man korop o manpir akan.
Ny bibi-dia sy ny biby fiompy rehetra, Ny biby mandady na mikisaka ary ny voro-manidina,
11 Komail nanmarki en jappa o wei kan karoj, jaupeidi o jaunkadeik kan.
Ny mpanjaka amin’ ny tany sy ny vahoaka rehetra, Ny mpanapaka sy ny mpitsara rehetra amin’ ny tany,
12 Manakap o peinekap, me ma o jeri kan.
Na ny zatovolahy, na ny zatovovavy, Na ny antitra, na ny tanora,
13 Irail karoj en kapina mar en Ieowa; pwe i eta mar, me lapalap, a manaman mi pon anin jappa o lan.
Samia midera ny anaran’ i Jehovah avokoa, Fa ny anarany ihany no misandratra; Ambonin’ ny tany sy ny lanitra ny voninahiny.
14 A kotin jauaja oj en japwilim a kan. Japwilim a lelapok kan en kapina i, kadaudok en Ijrael, iei wei, me kin upa i. Aleluia!
Ary manandratra tandroka ho an’ ny olony Izy, Dia fiderana ho an’ ny olony masìna rehetra, Eny, ho an’ ny Zanak’ Isiraely, firenena akaiky Azy. Haleloia.

< Psalms 148 >