< Psalms 112 >

1 MEID pai ol o me majak Ieowa, me kin peren kola a kujoned akan.
Haleloia. Sambatra ny olona izay matahotra an’ i Jehovah Sady mankasitraka ny didiny indrindra.
2 Kadaudok a pan kelail nan jap o; kainok en me melel akan pan pwaida.
Hahery ambonin’ ny tany ny zanany; Hotahina ny taranaky ny marina.
3 Im a pan dir en dipijou melel o a pun pan potopot eta.
Fananana sy harena no ao an-tranony; Ary ny fahamarinany haharitra mandrakizay.
4 Marain kin daka dan me melel akan nan waja rotorot, a kin dir en mak o kalanan o pun.
Ao amin’ ny maizina no iposahan’ ny mazava ho an’ ny mahitsy; Mamindra fo sy miantra ary marina ireny.
5 Meid pai ol o me kalanan, o kin kijakija wei; a pan pwaida ni anjaun kadeik.
Sambatra ny olona izay miantra ka mampisambotra; Tsy mba ho resy eo am-pitsarana izy.
6 Pwe a jota pan luetala kokolata; me pun amen iei men kataman joutuk eu.
Fa tsy hangozohozo mandrakizay izy; Hotsarovana mandrakizay ny marina.
7 A jota pan majak ron jued monion i me kelail ni a kaporoporeki Ieowa.
Tsy mba manahinahy hahare loza izy; Tafatoetra matoky an’ i Jehovah ny fony.
8 Monion i me kelail, a jota km majak, lao a pan peren kida a imwintiti kan.
Voatohana ny fony, ka tsy hatahotra izy, Mandra-pifaliny mahita ny amin’ ny mpandrafy azy.
9 A kin kamoredi o kijakij on me jamama kan; a pun pan potopot eta; oj a pan kokoda o indand mau.
Namafy izy, eny, nanome ho an’ ny malahelo; Ny fahamarinany maharitra mandrakizay; Hisandratra amim-boninahitra ny tandrony.
10 Me doo jan Kot pan kilan ap makara kida; a pan teterokki ni akan ap joredi; inon en me doo jan Kot akan pan nikila.
Ny ratsy fanahy hahita ka ho sosotra; Hihidy vazana izy ka ho levona; Ho foana ny fanirian’ ny ratsy fanahy.

< Psalms 112 >