< Romana 4 >
1 Inona ary no holazaintsika ho efa azon’ i Abrahama, razantsika araka ny nofo?
Hinu tijova wuli, ndava ya Ibulahimu gogo witu? Ajiwulili kyani?
2 Fa raha asa no nanamarinana an’ i Abrahama, dia misy hireharehany ihany, nefa tsy amin’ Andriamanitra.
Muni ngati Ibulahimu avalangiwi ubwina palongolo ya Chapanga kwa gala geakitili, ngaavili na chindu cha kumekela, nambu lepi palongolo ya Chapanga.
3 Fa ahoana hoy ny Soratra Masìna? Ary Abrahama nino an’ Andriamanitra, ka dia nisaina ho fahamarinany izany.
Ndava muni Mayandiku Gamsopi gijova, “Ibulahimu amusadiki Chapanga, ndi mwene Chapanga amuyidikili kuvya mbwina palongolo yaki.”
4 Ary ho an’ izay miasa, dia tsy isaina ho fahasoavana ny karama, fa ho trosa.
Muhenga lihengu ilipwa luhuna, luhuna lwaki lepi njombi nambu ndi chindu cheiganikiwa kupewa.
5 Fa ho an’ izay tsy miasa kosa, fa mino Izay manamarina ny ratsy fanahy, dia ny finoany no isaina ho fahamarinana.
Nambu mundu mwangahuvalila matendu gaki mwene, nambu akumsadika Chapanga mweakuvakita vabudanu kuvya vangabuda, hinu Chapanga akuyidakila sadika ya mundu mwenuyo, akumyidakila kuvya mbwina palongolo yaki.
6 Dia araka izany koa no ilazan’ i Davida fa sambatra ny olona izay isain’ Andriamanitra fahamarinana tsy amin’ ny asa, hoe:
Na mwene Daudi ajovili chindu chichichi, luheku lwa mundu yula Chapanga mweakumyidakila kuvya mbwina palongolo yaki changalola matendu gaki.
7 Sambatra izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.
“Vamotisiwi vala vevalekekiswi uhakau wavi, kumbudila kwavi Chapanga kuwusiwi.
8 Sambatra izay olona tsy hisain’ i Jehovah heloka.
Amotisiwi mundu yula, ndi BAMBU ivalanga lepi kubuda kwaki.”
9 Koa izany fahasambarana izany moa an’ ny voafora ihany va, sa an’ ny tsy voafora koa? fa lazaintsika fa ny finoana no nisaina ho fahamarinan’ i Abrahama.
Wu, kumotisiwa kwenuko yeajovili Daudi ndi vandu vevadumwili jandu vene? Lepi mewawa vandu vangadumula jandu. Ngati chenalongolili kujova, “Ibulahimu amsadiki Chapanga na kwa sadika yaki Chapanga amvalangili kuvya mbwina palongolo yaki.”
10 Ary ahoana no nanisana izany? Tamin’ izy efa voafora va, sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin’ izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora.
Wu, Ibulahimu ayidakiwi kuvya mbwina palongolo ya Chapanga peavi akona kudumula jandu amala peamali kudumula jandu? Kwakona kudumuliwa jandu, na lepi peamalili kudumuliwa jandu.
11 Ary ny famorana, izay famantarana, dia noraisiny ho tombo-kasen’ ny fahamarinana amin’ ny finoana izay nananany fony izy tsy mbola voafora, mba ho rain’ ny olona rehetra izay mino izy, na dia ny tsy voafora aza, mba hisaina ho an’ ireny ny fahamarinana,
Ibulahimu adumwili jandu mwanakandahi, na kudumula jandu kwaki kwavili ulangisu kuvya Chapanga amyidikili kuvya mbwina ndava ya kusadika kwaki kwakona kudumula jandu. Hinu, Ibulahimu avi Dadi wa vandu voha vevakumsadika Chapanga, hati ngati vangadumula jandu, muni Chapanga avavalangila ubwina palongolo yaki.
12 ary ho rain’ ny voafora, dia tsy izay voafora ihany, fa izay mandeha araka ny dian’ ny finoan’ i Abrahama razantsika koa, izay nananany fony izy tsy mbola voafora.
Mewawa Ibulahimu ndi Dadi wa vala vevadumwili jandu, nambu lepi ndava ya kudumula jandu ndu, ndi ndava vilanda njila yilayila ya sadika yeavi nayu Dadi witu Ibulahimu kwakona angadumula jandu.
13 Fa tsy lalàna, fa fahamarinana amin’ ny finoana, no nahazoan’ i Abrahama sy ny taranany ny teny fikasana ho mpandova izao tontolo izao izy.
Ndava muni chealagini Chapanga kuvya yati ukuuhala mulima yabweli lepi kwa Ibulahimu amala mu chiveleku chaki kwa kuyidakila Malagizu nambu mu njila ya kuvya mbwina palongolo ya Chapanga yeyibwela kwa sadika.
14 Fa raha izay amin’ ny lalàna no mpandova, dia efa foana ny finoana, ary efa tsinontsinona ny teny fikasana;
Ngati chealagazili Chapanga chipokelewa na vandu veviyidakila Malagizu ndu, hinu sadika chindu lepi.
15 fa ny lalàna mahatonga fahatezerana; fa raha tsy misy lalàna, dia tsy misy fandikan-dalàna.
Malagizu gileta ligoga la Chapanga, malagizu ngati kawaka, ngakuvi lepi kudenya Malagizu.
16 Koa finoana no andovana, mba ho araka ny fahasoavana, hahatò ny teny fikasana ho an’ ny taranaka rehetra, ― tsy ho an’ izay amin’ ny lalàna ihany, fa ho an’ izay amin’ ny finoan’ i Abrahama koa, dia ilay razantsika rehetra ―
Ndava yeniyo, chila chealagini Chapanga chibwela kwa sadika, genago geajovili gihuma mu ubwina waki, na ndi ulangisu wa kulangisa kuvya ndi chakaka kulagana kwenuko ndava ya viveleku vyaki, lepi ndava ya vala vevikamula Malagizu ndu, ndi mewawa kwa vevisadika ngati cheakitili Ibulahimu, mweavili Dadi witu tavoha.
17 araka ny voasoratra hoe: Nataoko ho rain’ ny firenena maro ianao ― teo anatrehan’ izay ninoany, dia Andriamanitra Izay mamelona ny maty sy miantso ny tsy misy toy ny misy.
Ngati Mayandiku Gamsopi chegijova, “Nikuhagwili uvyai Dadi wa makabila gamahele.” Mwene ndi Dadi witu palongolo ya Chapanga mweamsadiki. Chapanga mweakuvapela vevafwili wumi, na kwa amuli yaki, vindu vyangavya vivya.
18 Ary na dia efa tsy nisy fanantenana aza, dia nanantena ihany izy ka nino, mba ho rain’ ny firenena maro; araka ny voalaza hoe: Ho tahaka izany ny taranakao.
Hati payavili kawaka chindu chechamkitili Ibulahimu ahuvalila chila chealagini Chapanga, Ibulahimu amusadiki Chapanga na kulihuvalila lilaganu, ndi akavya dadi wa makabila goha. Ngati Mayandiku Gamsopi chegijova, “Chiveleku chaku yati chivya chamahele ngati ndondo.”
19 Ary satria tsy mba nalemy finoana izy, dia nihevitra ny tenany izay efa hoatra ny maty (fa efa tokony ho zato taona izy) sy ny fahafatesan’ ny kibon’ i Saraha,
Ibulahimu avili mgogolo neju, miyaka yahegalili miya yimonga nambu mwene asadiki neju, hati ngati amanyili ihotola lepi kupata mwana ndava higa yaki yavili ngati yifwili, na mdala waki Sala avili ngaveleka,
20 ary tsy niahanahana ny amin’ ny teny fikasan’ Andriamanitra tamin’ ny tsi-finoana izy, fa nampaherezin’ ny finoana ka nanome voninahitra an’ Andriamanitra
Ibulahimu alekili lepi kulisadika lilaganu la Chapanga na alyungi lyungili lepi apatili makakala ndava ya sadika yaki, akamulumba Chapanga.
21 ary natoky indrindra fa izay nolazainy dia hainy hatao koa.
Chakaka amanyili ngati Chapanga ihotola kugakita gala gealagini nayu.
22 Dia nisaina ho fahamarinany izany.
Ndava ya sadika yaki, “Chapanga amvalangili Ibulahimu kuvya mundu mbwina palongolo yaki.”
23 Nefa tsy ho azy ihany no nanoratana fa nisaina ho azy izany,
Malovi aga, “Avalangiwi ubwina palongolo ya Chapanga,” Gayandikwi lepi ndava ya Ibulahimu mwene,
24 fa ho antsika izay hanisana izany koa, dia isika izay mino Ilay nanangana an’ i Jesosy Tompontsika tamin’ ny maty,
genaga tayandikiwi tete vetivalangiwi vabwina palongolo ya Chapanga, tete vetikumsadika amuyukisi Yesu, BAMBU witu, kuhuma kwevafwili.
25 Izay natolotra noho ny fahadisoantsika ka natsangana indray ho fanamarinana antsika.
Mwene awusiwi akomiwa ndava ya kubuda kwitu, kangi ayukili muni tivalangiwa kuvya tavabwina palongolo ya Chapanga.