< Romana 15 >

1 Fa isika izay matanjaka dia tokony hitondra ny fahalemen’ ny malemy ka tsy hitady izay hahafaly ny tenantsika ihany.
Kita wa kihe ni ngbengblen'a kika vu suron ni biwa bana he ni ngbengblen na.
2 Aoka isika rehetra samy hitady izay hahafaly ny namantsika amin’ izay hahasoa sy hampandroso azy.
Ki tie kpe wa ani kpa sron vayi mbu si'a, ndi ndu kpau sen ngbengblen.
3 Fa Kristy aza tsy nitady izay hahafaly ny tenany; fa araka ny voasoratra hoe: Ny latsa nataon’ izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko.
Kristi me ana tie kpe u son tuma na, na wa ba nha. “Imre biwa ba mre'a a k'ma hi ni tumba.”
4 Fa izay rehetra voasoratra fahiny dia nosoratana ho fianarantsika hananantsika ny fanantenana amin’ ny faharetana sy ny fiononana avy amin’ ny Soratra Masìna.
Ikpe wa ba nha ni kogon'a, ba nha nda nno ta tre, nitu vusron ni nno ngbengble u litattafai ki he ni yosron.
5 Fa Andriamanitry ny faharetana sy ny fiononana anie hampiray hevitra anareo araka an’ i Kristy Jesosy,
Zizan Irji u losron ni nno ngbengble ndu nno yi sron riri u son ni kpambi, nitu son Yesu Kristi.
6 mba ho saina iray sy vava iray no hiarahanareo mankalaza an’ Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
A tie wayi ni sron ri ndi ndu yi gbre Rji ni Tie Bachi mbu Yesu Kristi.
7 Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan’ i Kristy anareo koa ho voninahitr’ Andriamanitra.
Nitu kima, kpa kpambi to wa Yesu Kristi ngame a kpa yi'a ndu nde Yesu kpa gbre san.
8 Fa lazaiko fa Kristy efa tonga mpanompon’ ny voafora noho ny fahamarinan’ Andriamanitra hahatò ny teny fikasana tamin’ ny razana,
Mi tre ndi Kristi a ka tie gran u yoji nitu ndindi u Rji, a tie wayi ni ndu ba tabatar ni alkawarai wa banno ba tie sesekasea.
9 mba hankalazan’ ny jentilisa an’ Andriamanitra koa noho ny famindram-po, araka ny voasoratra hoe: Izany no hiderako Anao any amin’ ny jentilisa Sy hankalazako ny anaranao.
Ni ndu Bira gbre Rji san nitu losron ma. To wa ba nha, “Mi gbre yi san nimi Bira, ndi yose u gbre san nimi nde mbi.”
10 Ary hoy koa Izy: Miravoravoa, ry jentilisa, mbamin’ ny olony.
Ngarli, Ngyri, biyi bitsri, ni ndji ma.
11 Ary koa: Midera’ an’ i Jehovah, ry jentilisa rehetra. Ary aoka hankalaza Azy ny firenena rehetra.
Gbre Bachi san ngarli, biyi bitsri wawu'u. Ndu ndji wawu'u gbre wu san.
12 Ary hoy koa Isaia: Hisy Solofon’ i Jese. Dia Ilay hitsangana hanapaka ny jentilisa; Izy no hitokian’ ny jentilisa.
Ishaya a tre ndi, Ba fe iha Jessi, wa ani wlunde nda tie cuu nitu bitsri, bitsri ba fe ngbengble sron ni mi ma.
13 Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin’ ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin’ ny finoanareo, mba hitomboanareo amin’ ny fanantenana noho ny herin’ ny Fanahy Masìna.
Irji wa ki yo sron niwu'a, nno yi ngyri ni sii ni kpa y'me, ni ndu ngbengble Brji tsratsra nno yi sron.
14 Fa izaho koa, ry rahalahiko, dia matoky ny aminareo fa feno fahatsarana ianareo sady mahay mifananatra koa.
Ime nitu mu mi kpayi y'me, mrli vayi. Mi kpa y'me ndi biyi ni tumbi bi tie ndindi, ndi he ni to wawuu. Mikpa y'me ndi bi fe kon ndi nno kpambi tre.
15 Kanefa amin’ ny fahasahiana no anoratako ny teny sasany aminareo, toy ny mampahatsiaro anareo indray noho ny fahasoavana nomen’ Andriamanitra ahy,
Mi nha ni yiwu ni ngbengble sron nitu kpe bari, ndi ndu nno yi myrien, nitu nno wa ba ne rji ni Rji'a.
16 mba ho mpanompon’ i Kristy Jesosy ho an’ ny jentilisa aho ka manao fanompoam-pivavahana amin’ ny itoriako ny filazantsaran’ Andriamanitra, mba horaisina amin’ ny fankasitrahana ny fanatitra, dia ny jentilisa, rehefa nohamasinin’ ny Fanahy Masìna.
Innoa ndume ka tie gran Kristi Yesu wa ba tonu ni bi kora, limami u tre Rji mi tie nayi ndi ndu nno bikora, ndu he kpe u kpa, ni kebbabe u Rji.
17 Ka dia manana izay hataoko rehareha ao amin’ i Kristy Jesosy aho noho ny amin’ Andriamanitra.
Mi wruwo ni san nitu ndu wa mi tie ni Rji'a.
18 Fa tsy sahiko lazaina izay zavatra tsy nampanaovin’ i Kristy ahy, na tamin’ ny teny, na tamin’ ny asa, mba hampanaiky ny jentilisa,
Mina he kpe wa mi trea na, sai kpe wa Yesu tie ndu ni mea, ndi ndu bikora hu tre nda tie ndu.
19 dia tamin’ ny herin’ ny famantarana sy ny fahagagana, ary tamin’ ny herin’ ny Fanahy Masìna, dia hatrany Jerosalema ka manodidina hatrany Ilyrikiona, no nahatanterahako ny fitoriako ny filazantsaran’ i Kristy.
Nitu mgban, ni al'jibai, ni ngbengble brji tsratsra rji ni Urushalima, kagun hi ni llirikum, ndi ji bishara Kristi ni ngbungblu wawu'u.
20 Koa dia nataoko ho voninahitro ny hitory ny filazantsara toy izao: tsy eo amin’ izay efa niantsoana an’ i Kristy anefa, fandrao hanovona eo ambonin’ izay efa naorin’ ny sasany aho;
Ni konyi imyrien mu a he u tretre Rji, ni whrji wa bana to Yesu ni mi nde mua na, ndi ndu me na me nitu ndu ndjiori na.
21 fa araka ny voasoratra hoe: Izay tsy nilazana Azy no hahita, Ary izay tsy nandre no hahafantatra.
Towa ba nha, Bi wa bana taba hla tre ma ni bawu'a na, ndu ba to. Biwa ba na taba wo du mana ndu ba to (fahimta).
22 Ary izany no nahasampona ahy matetika tsy hankany aminareo.
Ba zu me bubu ye niyi ni ton gbugbuu.
23 Fa ankehitriny, satria tsy misy antony intsony ny itoerako amin’ ireto tany ireto sady efa naniry hatramin’ ny taona maro hankany aminareo aho,
Zizan mina he ni mbru bubu ni mi gbuyi ni mi se gbugbuu mi zi yosron u ye niyi.
24 raha mankany Spania; fa manantena hahita anareo amin’ ny alehako aho ka haterinareo ho any, rehefa afakafaka ny alaheloko anareo.
Iton wa mi he ni Asbaniya mi yo sron ndi mi zu niyi, mita tie mrli vii niyi bika hu me hi ni kima.
25 Fa ankehitriny dia efa hankany Jerosalema aho hanompo ny olona masìna.
Zizan mihi ni Urushalima, don tie ndu ni bi hi Rji tsratsra.
26 Fa efa sitrapon’ Makedonia sy Akaia ny hamory vola hiantrana ny malahelo amin’ ny olona masìna any Jerosalema.
Ahi kpe u ngyri ni ndji bi Makidoniya ni Akaya ndu ba nno kpe ni bi kungyre (poor) nimi idji bi hu Rji biwa ba he ni Jerusalem.
27 Eny, sitrapony izany, sady mpitrosa aminy izy. Fa raha ny jentilisa no niombona ny zava-panahy taminy, dia tokony hanompo azy kosa amin’ ny zavatra momba ny nofo izy.
Ba ngyri don a he na hla ni tumba. Don bikora ba kawo kabi niba ni mi kon Rji a kati hla ni bawu ndi du ba zoba ngame.
28 Ary rehefa vitako izany, ka voatolotro azy soa aman-tsara izany vokatra izany, dia hihazo any aminareo aho, raha mankany Spania.
Nakima, mita nno ba kpe wa miji ni ba wua, nini hi ni spain (Asbaniya) mika zuye niyi.
29 Ary fantatro fa raha mankany aminareo aho, dia homba ahy ny fahafenoan’ ny fitahian’ i Kristy.
Mito ndi iton wa miye ni yia, miye ni lulu Kristi gbugbuu.
30 Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny amin’ i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny fitiavana avy amin’ ny Fanahy, mba hiarahanareo miezaka amiko amin’ ny fivavahanareo amin’ Andriamanitra ho ahy,
Zizan mi breyi, mrli vayi, nitu Bachi mbu Yesu Kristi, ni son u Brji tsratsra, ta tie ndu bre Rji ni mu ni mi bre mbi.
31 mba ho voavonjy amin’ ny tsy mino any Jodia aho, ary mba hankasitrahan’ ny ny olona masìna izay fanompoana hataoko any Jerosalema,
Bre ndi ndu me gbujubu ni wo biwa bana kpay'me ni Rji ni Yahudiya na, ni ndu indu wa mi tie ni Urushalima ndu hi kpe wa idji bi hu Brji tsratsra.
32 mba hankanesako any aminareo amin’ ny fifaliana, raha sitrapon’ Andriamanitra, ka samy ho velombelona ny fontsika.
Bre ndi ndu me ye niyi ni ngyri nitu kpa y'me Rji, ndi ta yayi fe sii.
33 Ary Andriamanitry ny fiadanana anie ho aminareo rehetra. Amena.
Ndu Rji u nno sii hu niyii. Amin.

< Romana 15 >