< Romana 14 >
1 Ary raiso ny malemy finoana, nefa aza, mandray azy hitsaranareo ny eritreriny.
Mumposhelanje Nkilishitu akaakulupalila ukoto, nnaiibhukanje nkutaukangana ga ng'aniyo yakwe.
2 Ny anankiray mino fa mahazo mihinana ny zavatra rehatra izy, fa ny anankiray kosa malemy finoana, ka dia mihinana zava-maniry ihany.
Mundu juna kwa ngulupai jakwe, analya indu yowe, na juna kwa ngulupai jakwe jikanabhe komala, analya lipondape.
3 Aoka ny mihinana tsy hanamavo ny tsy mihinana; ary aoka kosa ny tsy mihinana tsy hitsara ny mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray ary.
Mundu alya indu yowe anannyegaye mundu akalya indu yowe, wala jwene akaapinga kulya shindu shina, ananng'ukumule alya indu yowe, pabha a Nnungu bhannjitishiye.
4 Iza moa ianao izay mitsara ny mpanompon’ ny hafa? Amin’ ny tompony ihany no ijoroany na ahalavoany. Nefa hampitoerina ihany izy; fa mahay mampitoetra azy ny Tompo.
Ugwe gani ukunng'ukumula ntumishi juka mundu juna? Ajimaga eu agwaga, genego ga Bhakulungwa bhakwe. Numbe shajime, pabha Bhakulungwa shibhannjimishe.
5 Ny anankiray manao ny andro anankiray ho mihoatra noho ny andro sasany; ary ny anankiray kosa manao ny andro rehetra hitovy. Aoka samy hatoky tsara ao amin’ ny sainy avy izy.
Mundu juna paganishiya kuti, lipali lyubha lya mmbone lya tindibhalila punda mobha gana, na juna paganishiya kuti, mobha gowe ganalingana. Bhai kila mundu akagule lunda lwakwe.
6 Ny mitandrina ny andro dia mitandrina izany ho an’ ny Tompo. Ary ny mihinana dia mihinana ho an’ ny Tompo, satria misaotra an’ Andriamanitra izy; ary ny tsy mihinana kosa dia tsy mihinana ho an’ ny Tompo, sady misaotra an’ Andriamanitra koa izy.
Aganishiya kuti lyubha lina lya mmbone kaje, anatenda nneyo kwa ligongo lya kwaakuya Bhakulungwa, na jwene alya kila shalya, analya kwa kwaakuya Bhakulungwa, pabha anakwaatendela eja a Nnungu. Na jwalakwe akalya shalya shina anatenda nneyo kwa ligongo lya kwaakuya Bhakulungwa, na jwalakwe anakwaatendela eja a Nnungu.
7 Fa tsy misy velon-ko an’ ny tenany isika, ary tsy misy maty ho an’ ny tenany.
Pabha jwakwa mundu munkumbi gwetu alama kwa pinga nnyene, wala jwakwa awa kwapinga nnyene.
8 Fa raha velona isika, dia velona ho an’ ny Tompo; ary raha maty isika, dia maty ho an’ ny Tompo; koa amin’ izany, na velona na maty isika, dia an’ ny Tompo ihany.
Monaga tunalama, tulama kwa ligongo lya Bhakulungwa, eu tuwaga, tunawa kwa ligongo lya Bhakulungwa. Bhai, monaga tulamaga eu tuwaga, uwe tubhabho Bhakulungwa.
9 Fa izany no nahafatesan’ i Kristy sy nahavelomany indray, mba ho Tompon’ ny maty sy ny velona Izy.
Kwa lyene ligongoli, a Kilishitu bhashinkuwa na yuka, nkupinga bhabhe Bhakulungwa bha bhakotonji na bha bhawilenje.
10 Fa nahoana ianao no mitsara ny rahalahinao? Ary nahoana kosa ianao no manao tsinontsinona ny rahalahinao? Fa samy hiseho eo anoloan’ ny fitsaran’ Andriamanitra isika rehetra.
Kwa nndi mmwe nnakwaukumula apwenu? Eu numbe mmwe kwa nndi nnakwanyegaya apwenu? Pabha uwe tubhowe shitujime mmujo ja shitengu sha ukumu sha a Nnungu.
11 Fa voasoratra hoe: Raha velona koa Aho, hoy Jehovah, ny lohalika rehetra handohalika amiko, Ary ny lela rehetra hidera an’ Andriamanitra.
Pabha Mmajandiko Bhakulungwa bhakuti, “Malinga shingulama shino, bhakuti Bhakulungwa, kila mundu shandindibhalile ulungolungo, na kila mundu shakunde kuti nne ni a Nnungu.”
12 Koa samy hampamoahin’ Andriamanitra ny amin’ ny tenany avy isika rehetra.
Kwa nneyo, kila mundu munkumbi gwetu, shailugule nnyene kwa a Nnungu.
13 Koa aza mifampitsara intsony isika; fa aleo mihevitra izao, dia ny tsy hanisy fandavoana na fanafintohinana eo anoloan’ ny rahalahy.
Bhai tunaukumulane, ikabhe tutumbilile kuleka indu ya kunnebhya mmpwetu.
14 Mahalala sady matoky ao amin’ i Jesosy Tompo aho fa tsy misy zavatra maloto ho azy; fa raha misy manao zavatra ho maloto, dia aminy ihany no maloto izany.
Kwa lundana kwangu na Bhakulungwa a Yeshu, kunandenda nimumanye kuti, shakwa shalya shili sha nyata tandubhilepe, ikabheje mundu ashibhonaga shalya shina kuti sha nyata, bhai, kuka jwenejo shene shalyasho sha nyata.
15 Fa raha mampalahelo ny rahalahinao ny fihinanao, dia tsy mba manaraka ny fitiavana intsony ianao. Aza ny fihinanao no animbanao azy, fa efa maty Kristy hamonjy azy.
Monaga shimummulaye mmpwenu kuinjika kwa ligongo lya shalya shinkulya, bhai, nshileka kupingana. Shalya shenu shinabhe shiumilo sha kunng'obhya mundu, jubhanng'wilile a Kilishitu.
16 Aoka ary tsy mba hotenenina ratsy ny fahasoavana azonareo.
Bhai nnakundanje shindu shinkushibhonanga sha mmbone shinyegaywe.
17 Fa ny fanjakan’ Andriamanitra dia tsy amin’ ny fihinanana sy ny fisotroana, fa fahamarinana sy fiadanana ary fifaliana ao amin’ ny Fanahy Masìna.
Kulya na papila nngabha shindu Muupalume gwa a Nnungu, ikabhe ga aki na ulele na angalala kutupegwa naka Mbumu jwa Ukonjelo ni shipinjikwa muupalume gwa a Nnungu.
18 Fa izay manompo an’ i Kristy amin’ izany zavatra izany no sitrak’ Andriamanitra sy eken’ ny olona fa tsara.
Pabha akwaatumishila a Kilishitu shana nneyo, anakwaanonyeya a Nnungu na anakundwa na bhandunji.
19 Koa dia aoka isika hiezaka hitady ny momba ny fiadanana sy ny momba ny fifampandrosoana.
Bhai ibhaga nneyo, tukagulile indu ipeleshela ulele na ya tagana ntima.
20 Aza izay hanina no andravanao ny asan’ Andriamanitra. Madio avokoa ny zavatra rehetra, nefa ratsy ho an’ ny olona izay mihinana amin’ ny fahatafintohinana.
Bhai nnaangabhanye ngulupai jibhabhishile a Nnungu kuka mundu ga shalya. Ikabheje nngabha ya mmbone, mundu jojowe kulya shalya shikuntenda mundu nnjakwe alebhe alyaga shene shalyasho.
21 Fa tsara ny tsy mihinana hena, na misotro divay, na manao izay hahatafintohina ny rahalahinao.
Mbaya leka kulya nnyama wala ng'wa divai eu tenda shindu shoshowe, sha kunnebhya mpwenu.
22 Ny finoana izay anananao dia hazòny ho anao eo anatrehan’ Andriamanitra. Sambatra izay tsy manameloka ny tenany amin’ izay zavatra ekeny.
Bhai, shoshowe shinkukulupalila kwa a Nnungu bhenu, nntende shenesho. Mbaya jwene mundu akakwiukumula nnyene, kwa shindu shakushibhona kuti sha aki.
23 Fa izay miahanahana dia meloka raha homana, satria tsy avy amin’ ny finoana izany; fa ota izay rehetra tsy avy amin’ ny finoana.
Ikabheje mundu akola lipamba, alyaga shalya akuno aliganishiya kuti shangali sha mmbone, anatenda shambi pabha jwangalya kwa kulupalila ngulupai jakwe. Na shindu shoshowe shitendeka gwangali ngulupai, ni yambi.