< Romana 12 >
1 Koa amin’ izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindram-pon’ Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masìna, sitrak’ Andriamanitra, dia fanompoam-panahy mety hataonareo izany.
Kwayele, achalongo achinjangu, pakuŵa Akunnungu annosisye chanasa chao, ngunchondelela ntyosye iilu yenu mpela mbopesi jejumi ni jeswela ni jajikwanonyelesya Akunnungu. Lyele lili litala lya usyene lya kwapopelela Akunnungu.
2 Ary aza manaraka ny fanaon’ izao tontolo izao; fa miovà amin’ ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon’ Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina. (aiōn )
Nkansyasya indu ya pachilambo pano nambo Akunnungu ajigalausye miningwa jenu kuti mmanyilile unonyelo wa Akunnungu. Nipele chinkombole kulimanyilila lisosa lya Akunnungu lyalili lyambone ni yakuti pakusaka ŵanyamwe mme. (aiōn )
3 Fa noho ny fahasoavana nomena ahy dia izao no lazaiko amin’ ny olona rehetra izay eo aminareo: Aza mihevitra mihoatra noho izay tokony hoheverina; fa mihevera izay onony araka ny ohatry ny finoana izay nozarain’ Andriamanitra ho anareo avy.
Pakuŵa kwa umbone waambele Akunnungu, ngunsalila ŵanyamwe wose, mundu akasaliganichisya kuti ali jwankulu kupunda yaikuti kwaŵajila. Nambo mmeje ŵa lunda pankuganisya, ni kulilamula mwachinsye malinga ni chikulupi chimpegwile ni Akunnungu.
4 Fa toy ny ananantsika zavatra maro momba ny tena iray, nefa tsy mitovy asa izay rehetra momba ny tena,
Mu chiilu chimo mwana iŵalo yejinji, ni kila chiŵalo chikupanganya masengo gakwe.
5 dia toy izany koa isika, na dia maro aza, dia tena iray ihany ao amin’ i Kristy, ary samy miara-momba ny tena isika rehetra.
Uweji ŵatuli ŵajinji tuli chiilu chimo mu kulumbikana ni Kilisito, noweji wose tulumbikenywe jumo kwa jwine nti iŵalo ya kupisyangana ya pachiilu.
6 Ary satria samy manana fanomezam-pahasoavana samy hafa isika, araka ny fahasoavana izay nomena antsika: raha faminaniana, dia aoka hatao araka ny ohatry ny finoana;
Nipele, pakuŵa tuli ni mitulilo jakupisyangana, malinga ni ntuuka watupele Akunnungu. Jwapegwilwe ntulilo wa kuŵecheta utenga kutyochela kwa Akunnungu, aŵechete malinga ni chikulupi chakwe.
7 raha fanompoana amin’ ny fiangonana, dia aoka ho amin’ ny fanompoana; raha mampianatra, dia aoka ho amin’ ny fampianarana;
Iŵaga mundu apegwilwe ntulilo wa kutumichila, nneche atumichile. Jwapegwilwe ntulilo wa kwiganya, nneche ajiganye.
8 raha mananatra, dia aoka ho amin’ ny fananarana; izay manome, dia aoka ho amin’ ny fahatsoram-po; izay manapaka, dia aoka ho amin’ ny fahazotoana; izay mamindra fo, dia aoka ho amin’ ny fifaliana.
Jwapegwilwe ntulilo wa kutusya ntima, atendeje yeleyo. Ni jwapegwilwe ntulilo wa kutyosya kwa ŵane, atyosye kwa lulele. Jwakwimilila, ajimilile kwa kuchalila ni jwa chanasa, atendekanye yeleyo kwa kusangalala.
9 Aoka ny fitiavana ho amin’ ny tsi-fihatsaram-belatsihy; mankahalà ny ratsy; mifikira amin’ ny tsara.
Unonyelo wenu uŵe wangali ulamba. Nchichime changalumbana chilichose, mnyambatilane ni yambone.
10 Mifankatiava araka ny fifankatiavan’ ny mpirahalahy; mitariha lalana amin’ ny fifanomezam-boninahitra.
Nnonyelane jwine ni jwine mpela achalongo ni kuchimbichisyana jwine ni jwine.
11 Mazotoa, fa aza malaina, ary aoka hafana fo amin’ ny fanompoana ny Tompo.
Npanganye masengo kwa kuchalila, nkaŵa ŵa ulesi. Mwatumichile Ambuje, kwa ntima wenu wose.
12 Mifalia amin’ ny fanantenana; miareta amin’ ny fahoriana; mahareta amin’ ny fivavahana.
Nsengwanje nli ni chilolelo. Mpililile mu kulagaswa, ni kupopela katema kose.
13 Miantrà ny olona masìna araka izay ilainy; mazotoa mampiantrano vahiny.
Mwakamuchisye ŵandu ŵa Akunnungu mu yaikwasoŵa yao ni kwapochela achalendo kwa unonyelo.
14 Misaora izay manenjika anareo; misaora, fa aza manozona.
Mwape upile ŵakunnagasya, mwape upile ngasimwalwesya.
15 Miaraha mifaly amin’ izay mifaly, ary miaraha mitomany amin’ izay mitomany.
Nsengwanje pamo ni ŵakusengwa, nlile pamo ni ŵakulila.
16 Miraisa saina. Aza mihevitra izay hiavonavonana, fa aoka mba ho zatra amin’ ny fietrena ianareo. Aza manao ny tenanareo ho hendry.
Ntame yambone jwine ni jwine. Kasinlifuna nambo nkunde kutama kwa kulitulusya. Kasinliganichisya kuti nkwete lunda nnope.
17 Aza mamaly ratsy na amin’ iza na amin’ iza. Miomàna hanao izay mahamendrika eo imason’ ny olona rehetra.
Ngasimwauchisya yangalumbana mundu jwampanganyichisye yangalumbana. Mpanganye yambone kwa ŵandu wose.
18 Raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin’ ny olona rehetra.
Yaikuti pakukomboleka kukwenu nchalile kutama mu chitendewele ni ŵandu wose.
19 Ry malala, aza mamaly ratsy, fa omeo lalana ny fahatezerana; fa voasoratra hoe: Ahy ny famaliana; Izaho no hamaly, hoy Jehovah.
Achalongo achinjangu, kasimmuchisyana yangalumbana jwine ni jwine, nambo mwalechele Akunnungu atende chindu cho kwa lutumbilo lwakwe, pakuŵa ilembekwe mu Malembelo ga Akunnungu, Ambuje akuti, “Kuuchisya chisasi kuli kukwangu, uneji chimuchisye.”
20 Fa raha noana ny fahavalonao, omeo hanina izy; raha mangetaheta izy, omeo hosotroiny; fa raha manao izany ianao, dia hanambatra vainafo ho eo an-dohany.
Mpela Malembo ga Akunnungu yagakuti, “Jwammagongo jwenu jakolaga sala mwape chakulya ni jankamulaga njota mwape meesi ang'weje. Pakuŵa kwakutenda yeleyo chimwatende akole soni jajikulungwa nti mwaŵichile makala ga mooto pantwe pakwe.”
21 Aza mety ho resin’ ny ratsy ianao, fa reseo amin’ ny soa ny ratsy.
Nkakunda ungalumbana umpunde, nambo nkaupunde ungalumbana kwa kuitendekanya yambone.