< Romana 11 >
1 Dia hoy izaho: Sao narian’ Andriamanitra anie ny olony? Sanatria izany! fa izaho koa mba Isiraelita’ taranak’ i Abrahama ihany, avy amin’ ny firenen’ i Benjamina.
La man toki, Kwam ko ko nubo loca? mani a mati nyo. Wori mõ keneu, man Ba-Icraile, naniyak Ibraimek tuwe luwe Bilyaminu.
2 Andriamanitra tsy nanary ny olony izay efa fantany rahateo; sa tsy fantatrareo izay lazain’ ny Soratra Masìna eo amin’ ny tantaran’ i Elia, dia ilay fitarainany tamin’ Andriamanitra nentiny namely ny Isiraely hoe:
Kwama kobo nubo lo ceu wo ki kaba ca nyimo meu. La kom nyombo dike bifumero toki dor Iliyare, kambo co yaki kiyane Icraila kabum Kwama meu.
3 Jehovah ô, efa namono ny mpaminaninao sy nandrava ny alitaranao izy: ary izaho irery ihany no sisa, ka mitady ny aiko koa izy?
“Teeluwe, cii twalangum nob dukumeb mwebo, ciin bubam fiye wabe meu, miki kwami ma kume, la cii do dumeti.
4 Fa ahoana no navalin’ Andriamanitra azy? Izaho efa niaro fito arivo lahy ho Ahy, dia izay tsy mba nandohalika tamin’ i Bala.
La Kwama kar cinen kiye? Min wiki nubo bi kate niber buro cung bo Ba'al nin cngeu.”
5 Dia toy izany koa amin’ izao andro ankehitriny izao misy sisa ihany araka ny fifidianana amin’ ny fahasoavana.
Kebo nyori na weu kum kangembo wi buro ma cokkeu ker cokka lumau.
6 Ary raha avy amin’ ny fahasoavana izany, dia tsy mba avy amin’ ny asa intsony; fa raha izany, dia tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana.
La naki luma, kebo ki nangen tak, na kebo nyorri luma mani a yila luma ti tak.
7 Ahoana ary? Izay notadiavin’ ny Isiraely dia tsy azony, fa ny voafidy ihany no nahazo izany, fa nohamafìna ny fon’ ny sisa;
Lan ye tak? Dike Icraila do tiyeu cii fiyabo, la nubo cok-cokeu ciin fiya co, tangnumbo kwamum ner cero.
8 araka ny voasoratra hoe: Andriamanitra efa nanome azy fanahy sondrian-tory sy maso tsy hahita, ary sofina tsy hahare, mandraka androany
La nawo mulangum mulangeu, Kwama neci yuwa tangbe bwini nyomka. nuwe tini wo la nacia tore fiye, tu'u niu wo la mani ci a nuwati, yau ciko diye wo.
9 Ary hoy Davida: Aoka ny latabany ho fandrika sy ho tonta Ary ho fahatafintohinana sy ho famaliana azy;
Dauda ki, “Bntilen cero ayilam biliyar, kange ciito, ayilam ter kwaka nāak kange cokka cunek.
10 Aoka ny masony ho jamba tsy hahita, Ary aoka hamokoka mandrakariva izy.
La nuwe ce a fikongum kume naci tore. tarye ceu a kuro kure diri.
11 Dia hoy izaho: Sao dia tafintohina ho lavo anie ny Isiraely? Sanatria izany! fa ny fahatafintohinany no nahatonga famonjena ho an’ ny jentilisa mba hampialona azy.
La man toki, cii kottang kottang naci yari ka? Diker nawo a bwire. La nyeu, yila ka bwiye ko cii yilau, yila fulokako bou nubo kumtacili nin, na dok cii maka korek.
12 Ary raha ny fahatafintohinany no tonga haren’ izao tontolo izao, ary ny nihenany no tonga haren’ ny jentilisa, mainka fa ny hafenoany.
No yila ka bwiyeko cii yilam cweka dorbitiner di, la yare ciyeu cuweka nubo kumtaili yeu, la duwi ka ceko ba cuwa nyi, no ci bou takka ri?
13 Fa ianareo jentilisa no itenenako. Koa satria Apostolin’ ny jentilisa aho, dia mankalaza ny fanompoako,
Naweu maki tok kero kange kom nubo kumtaciliyeu, wori man nii tomange nubo kumtaciliyeu, maki maka bwik mor nangene miu.
14 raha mba misy hahazoako hampialona ireo mifanapa-tsinay amiko, mba hamonjeko ny sasany aminy.
Man mani kangeri an dok keb mibbo kor, na nyo cek kange.
15 Fa raha ny fanariana azy no fampihavanana izao tontolo izao, tsy ho fitsanganana amin’ ny maty ny fandraisana azy?
No koka ciyeko bouki ywelkangka dor bitinero nin di, yoka ciyeko la a yila nyi, ayila dume fiye bwaro nine.
16 Ary koa, raha masìna ny santatra, dia masìna koa ny vongany; ary raha masìna ny fakany, dia masìna koa ny sampany.
No bituttui wucak ri, nyo mimbo fuu ri kumeu, no nuti to wucak ri, nyo katini ceu ken.
17 Fa raha notapahina ny sampany sasany, ary ianao izay tahaka ny hazo oliva maniry ho azy kosa no natsofoka teo aminy mba niombona ny fakan’ ny menaky ny hazo oliva
La no kange kangni tiyeu kangembo kiya rangum di, na kom, ƙani jeitune ken di, wo ci bwabti more ciyeu, la kom ki kwali kange ci, mor ti jeitune co.
18 dia aza mirehareha amin’ ny sampany; fa raha mirehareha ianao, tsy ianao no mitondra ny fakany, fa ny fakany no mitondra anao.
Kom mare bi tē nam dor kanitini nin. La no kom ma bitenam di, kebo kom ko ne niye bikwan tiye, la niye nekom bikwan tiye.
19 Ary ianao dia hanao hoe: Notapahina ny sampany sasany hanatsofohana ahy.
Mwan toki moki, “cin kim kangko nan bwab tiye mor.
20 Marina ihany izany; ny tsi-finoany no nanapahana azy, ary ny finoanao kosa no itoeranao. Aza miavonavona, fa matahora;
Wuro bilenker, ki bwini bilenker ciyero cin kim cii wi kanko nin, la mo, tim ki bikwan mor bilen kerer kumebo nin, ko ture dor kumero na kange diker, la ko nuwa tai.
21 fa raha ny tena sampana aza tsy navelan’ Andriamanitra, dia tsy havelany koa ianao.
Lano Kwama dobbo kani kendo ri, mani a dobkom ti.
22 Koa indro ny fahamoram-panahin’ Andriamanitra sy ny fahasaro-pony: amin’ izay lavo dia fahasaro-po; fa aminao kosa dia fahamoram-panahin’ Andriamanitra, raha maharitra ao amin’ ny fahamoram-panahiny ianao; fa raha tsy izany, dia hotapahina koa ianao.
Ko to, nangen kange dotange Kwama wo ki dimeneu, ki kangko wineu tak, dotangeu ki bou dor Yahudawa buro yaru meu. La ki kangko wineu, cini Kwama bou monen, no ko ca kaba mor luma ce ri. La no mo kori, an tom nen.
23 Ary ireny kosa, raha tsy mikikitra eo amin’ ny tsi-finoana, dia hatsofoka ihany; fa azon’ Andriamanitra atsofoka indray izy.
La nyo, na cii yi bo mor bwini bilenker ciyero ri, a yila ken ki cii bwi tini. Wori Kwama an yila ken kici tak.
24 Fa raha notapahina tamin’ ny hazo oliva naniry ho azy ianao ka natsofoka tamin’ ny hazo oliva tsara, nefa tsy tena sampany, mainka fa izay tena sampany no hatsofoka amin’ ny hazo oliva nanapahana azy.
No cin mwatu nen jigindo wo kiye nin, ri cin mwer kang nen kange tii jigindo luwe ri, la a ma nyi na Yahudawa wo cii kani kwattiyeu, a yilauti ki cii tak mor tii jigin ciyere?
25 Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo izany zava-miafina izany, ry rahalahy (fandrao mihevitra ny tenanareo ho hendry ianareo), fa efa misy fahamafiam-po manjo ny Isiraely sasany mandra-piditry ny hafenoan’ ny jentilisa;
Keb mibbo, ma cwibo kom yi mor kumtacili, dor yur kero wuro, kati yilo ki yilam ki yulan mor nere kime. Yur kere wo co kwamka duwek ko kebo nawo diriyeu mani Icraila, nimde nubo kumtacili ou more ce.
26 ary amin’ izany dia hovonjena avokoa ny Isiraely rehetra, ― araka ny voasoratra hoe: Hivoaka avy any Ziona ny Mpanafaka, Ary hampiala ny haratsiam-panahy amin’ i Jakoba Izy;
Nyo Icraila gwam ciyan fiya fuloka, nawo mulangum mulangeu: “Mor ciyona nii cēr kako an ceru. Can an nyinangum bwini cak-cakeu Yakubu nin,
27 Ary izao no fanekeko aminy, raha manaisotra ny fahotany Aho.
Wo an yilam nor mir kange cii kambo ma tum bwiran ker ciyereu.
28 Raha ny amin’ ny filazantsara dia fahavalo izy noho ny aminareo; fa raha ny amin’ ny fifidianana kosa dia malala izy noho ny amin’ ny razana.
Cunga ko kange, ker fulen kerero, cii nob kiyeb nyi kom. Ki cungako kange ki cok ka Kwamak, nubo ca cwi cwiye ker teb ciyeb.
29 Fa ny fanomezam-pahasoavana sy ny fiantsoan’ Andriamanitra dia tsy misy hanenenany.
Wori nēka Kwamak, kange bi cor Kwama, mani fulonger.
30 Fa tahaka anareo tsy nanaiky an’ Andriamanitra fahiny, nefa ankehitriny ny tsi-faneken’ ireny no nahazoanareo famindram-po,
La kom ken no mani kom ne Kwama dur, la naweu, kom fiya cire duwe ker bwini neka durek ciyek.
31 dia toy izany kosa ankehitriny, tsy nanaiky ireny, mba hahazoany famindram-po ankehitriny noho ny famindram-po azonareo.
Ki nure wo tak keu, Yahudawa buro mani ne dur. Ki cire duwe ci nung kumeneu, naweu nacii yo cire duwe ken.
32 Fa Andriamanitra nanidy azy rehetra tamin’ ny tsi-fanekena, mba hamindrany fo amin’ izy rehetra. (eleēsē )
Wori Kwama nungum nubo gwam mor bwini neka durek, na ci nung cire duwe dor nubo gwam. (eleēsē )
33 Endrey ny halalin’ ny haren’ Andriamanitra sy ny fahendreny ary ny fahalalany! ny fitsarany tsy hita lany, ary ny lalany tsy azo fantarina!
Cuwaka cuweka yilen kange nyoka Kwama! Warka bolangek ceko cum bi kwan fuwaka, nure ce cum kabum nyomkam.
34 Fa iza no nahalala ny sain’ i Jehovah? ary iza no mpanolo-tsaina Azy?
We nyumom dike co kwati nercere kaka we yilam nii kiye kerti kange ce?
35 Na iza no nanome Azy aloha hamaliana azy indray?
Kaka we ter neka kwamak dike kange, wo tam nyo Kwama yāa co nan do ce?”
36 Fa Izy no nihavian’ izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena. (aiōn )
La fiye co wiye kange morce, dikero gwam ceruwe na yilaken cinen. Cinen duktangka diri. Ati nyo. (aiōn )