< Apokalypsy 8 >

1 Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahafito, dia nangina tokony ho antsasaky ny ora ny tany an-danitra.
Mwana Ngondolo pagopolaga shiundo sha shabha, kunnungu kukujilaga malanga ga nushu shaa.
2 Ary hitako ny anjely fito izay mitsangana eo anatrehan’ Andriamanitra; ary nomena trompetra fito ireo.
Nigunaabhweninji ashimalaika shabha, bhaajimangana mmujo ja a Nnungu bhala, nigubhapegwilenje mapenga shabha.
3 Ary nisy anjely anankiray koa tonga ka nitsangana teo ambonin’ ny alitara ary nitondra lovia volamena fandoroana ditin-kazo manitra; ary nomena ditin-kazo manitra betsaka iry, hanaterany azy mbamin’ ny vavaky ny olona masìna rehetra eo ambonin’ ny alitara volamena fandoroana ditin-kazo manitra, izay eo anoloan’ ny seza fiandrianana.
Malaika juna gwaishe, nijima mmujo ja shitala shila, ajigele nkungu gwa shaabhu gwa bhishila lubhani. Gwapegwilwe lubhani lwalungwinji, nkupinga abhishile na malobhe ga bhandunji bha ukonjelo, pa shitala sha shaabhu shijima pa shitengu sha upalume.
4 Ary ny fofon’ ny ditin-kazo manitra mbamin’ ny vavaky ny olona masìna dia niakatra avy eo an-tànan’ ny anjely ho eo anatrehan’ Andriamanitra.
Lyoi lya lubhani lila, na malobhe ga kwaajuga a Nnungu ga bhandunji bha ukonjelo, guipite kwa a Nnungu kupitila nkono uka malaika.
5 Ary ny anjely nandray ny lovia fandoroana ditin-kazo manitra, dia nameno azy tamin’ ny afo teo amin’ ny alitara ka nanipy izany tamin’ ny tany; dia nisy kotrokorana sy feo sy helatra ary horohorontany.
Penepo malaika gwatolile nkungu gwa bhishila lubhani gula, nikuugumbaya moto koposhela pa shitala pala, na gwauleshele ku shilambolyo. Penepo guikoposhele kulindimila, na nnjai, na lilobhe, na kumeta, na tetemela kwa litaka.
6 Ary ny anjely fito izay nanana ny trompetra fito dia niomana hitsoka.
Bhai, bhene ashimalaika shabha bhala, bhalinginji na mapenga shabha, gubhaibhishilenje ukoto bhagagombanje.
7 Ary ny voalohany nitsoka, dia nisy havandra sy afo miharoharo rà, ka nararaka tamin’ ny tany irany; ary may ny ampahatelon’ ny tany, ary may ny ampahatelon’ ny hazo, ary may koa ny ahi-maitso rehetra.
Malaika jwa ntai gwagombile lipenga lyakwe, gujikoposhele ula ja maganga na moto uanganyishe na minyai, guileshelwe pai, nngabhanyaga shilambo showe pa tatu, shipande shimo gushitinishe, na nngabhanyaga mikongo jowe patatu, lipungu limo lya mikongo gulitinishe, na maamba gowe ganashibhii gugatinishe.
8 Ary ny anjely faharoa nitsoka, dia nisy toa tendrombohitra lehibe mirehitra afo natsipy tany an-dranomasina; ary tonga rà ny ampahatelon’ ny ranomasina;
Malaika jwa bhili gwagombile lipenga lyakwe, na shindu mbuti shitumbi shikulungwa shilikolela moto, gushileshelwe mbhaali. Na nngabhanyaga bhaali jowe pa tatu, shipande shimo, nibha minyai.
9 ary maty ny ampahatelon’ ny zava-manan’ aina tao an dranomasina; ary rava ny ampahatelon’ ny sambo.
Nngabhanyaga iumbe yowe itama mbhaali pa tatu, lipungu limo guiwile na nneyo peyo, meli lipungu limo ikuangabhanywaga.
10 Ary ny anjely fahatelo nitsoka, dia nisy kintana lehibe mirehitra toy ny fanilo latsaka avy tany an-danitra; ny latsaka tamin’ ny ampahatelon’ ny ony sy tamin’ ny loharano izany;
Malaika jwa tatu gwagombile lipenga lyakwe na lutondwa lukulungwa lulikolela mbuti kandili, gulugwile koposhela kumaunde, nngabhanyaga pa tatu nushi yowe ya mabhutuka na injweshwe, shipande shimo nigushigwililwe na lwene lutondwa lula.
11 ary ny anaran’ ilay kintana dia atao hoe Zava-mangidy; dia tonga mangidy ny ampahatelon’ ny rano; ary maro ny olona no matin’ ny rano, satria efa nangidy izany.
Lwene lutondwalo pulushemwa, “Kubhabha” na shene shipande shagwililwe na lwene lutondwalo, mashi gakwe gatendaga bhabha, na bhandunji bhabhagwinji gubhawilenje kwa ligongo lya gene mashigo, pabha gatendaga bhabha kwa kaje.
12 Ary ny anjely fahefatra nitsoka, dia nasiana ny ampahatelon’ ny masoandro sy ny ampahatelon’ ny volana ary ny ampahatelon’ ny kintana rehetra, mba ho maizina ny ampahatelony, ka tsy hazava ny ampahatelon’ ny andro, mba ho toy izany koa ny alina.
Numbe malaika jwa nsheshe gwagombile lipenga lyakwe na nngabhanyaga lyubha, mwei na ndondwa yowe pa tatu, shipande shimo gushikomilwe, kwa nneyo shipande shimo sha shilangaya nibha lubhindu. Shipande shimo sha mui nibha lubhindu, na shipande shimo nibha shilo.
13 Dia nahita ny nahare voromahery anankiray nanidina teny afovoan’ ny lanitra aho, izay nanao tamin’ ny feo mahery hoe: Loza, loza, loza ho an’ izay monina eny ambonin’ ny tany noho ny feo sisa an’ ny trompetry ny anjely telo izay efa hitsoka!
Ngaloleje kabhili, gunimpilikene litumbui jumo aliguluka kunani kaje, kwa lilobhe lya utiya alinkuti, “Ole, ole, ole ku bhandu bhaatamangana pa shilambolyo, kwa ligongo lya mapenga gana gapinga gombwa na ashimalaika.”

< Apokalypsy 8 >