< Apokalypsy 4 >
1 Rehefa afaka izany, dia hitako fa, indro, nisy varavarana nivoha tany an-danitra; ary ilay feo voalohany izay efa reko dia tahaka ny an’ ny trompetra niteny tamiko hoe: Miakara atỳ, dia hasehoko anao izay zavatra tsy maintsy ho avy rahatrizay.
Penamali kugalola genago, nauwene mlyangu udinduliwi kunani kwa Chapanga. Na lwami ngati lipenenga lukajova, “Bwela panani, yati nikukulangisa mambu gegihumila mwanakandahi.”
2 Ary niaraka tamin’ izay dia voatsindrin’ ny Fanahy aho; ary indro seza fiandrianana nipetraka tany an-danitra, ary nisy Anankiray nipetraka teo ambonin’ ny seza fiandrianana.
Bahapo nalongwisi na Mpungu Msopi, palongolo yangu pavi chigoda cha unkosi kunani kwa Chapanga, panani yaki atamili mmonga.
3 Ary ny tarehin’ ilay nipetraka dia tahaka ny vato jaspy sy karneola; ary avana mitarehin’ emeralda no nanodidina ny seza fiandrianana.
Yula mweatamili panani ya chigoda cha unkosi ang'asimi ngati liganga la alimasi na ngati liganga lidung'u la akiki. Upinde wa fula wang'asimi ngati liganga labwina lelikemelewa zumalidi na wachitindili chigoda cha unkosi pandi zoha.
4 Ary manodidina ilay seza fiandrianana iray dia nisy seza fiandrianana efatra amby roa-polo; ary teo ambonin’ ireo seza fiandrianana ireo dia nisy loholona efatra amby roa-polo nipetraka, nitafy fitafiana fotsy sady nisatroka satro-boninahitra volamena.
Mewawa pavi na mtindilu wa vigoda vingi vaunkosi ishilini na mcheche kuchitindila chigoda cha unkosi, na panani ya vigoda vyenivyo vagogo ishilini na mcheche vatamili vawalili nyula za msopi na njingwa pamutu zezitenganizwi kwa Zahabu.
5 Ary nisy helatra sy feo ary kotrokorana nivoaka avy tamin’ ny seza fiandrianana; ary nisy jiro fito nirehitra teo anoloan’ ny seza fiandrianana, dia Fanahy fiton’ Andriamanitra ireo.
Pachigoda cha unkosi chila pahumayi lumwetu mwetu na mibulumo na mbamba. Pavi na milumuli saba, zeziyaka. Zenizo ndi mipungu saba ya Chapanga.
6 Ary teo anoloan’ ny seza fiandrianana dia nisy toa ranomasina fitaratra tahaka ny vato krystaly; ary teo afovoan’ ny seza fiandrianana sy manodidina azy nisy zava-manan’ aina efatra feno maso avokoa ny anoloany sy ny ivohony.
Kavi palongolo ya chigoda cha unkosi kwavi na chindu ngati nyanja ya chilolilo cheching'asima ngati liganga leling'asima neju. Chila chigoda chechavi pagati chatindili pandi zoha na viumbi mcheche, vyevimemili mihu kulongolo na mumbele.
7 Ary ny zava-manan’ aina voalohany dia tahaka ny liona, ary ny zava-manan’ aina faharoa dia tahaka ny zanak’ omby, ary ny zava-manan’ aina fahatelo dia manana tava tahaka ny tavan’ olona, ary ny zava-manan’ aina fahefatra dia tahaka ny voromahery manidina.
Chiumbi wa kutumbula chawaningini ngati lihimba, chiumbi cha pili chavi ngati ng'ombi, na chiumbi cha datu chawaningini ngati mundu, na chiumbi cha mcheche chavi ngati linditi mweimbululuka.
8 Ary ny zava-manan’ aina efatra dia samy nanana elatra enina avy, sady feno maso ny tenany rehetra manodidina ka hatrao anatiny; ary tsy mitsahatra andro aman’ alina izy manao hoe: Masìna, masìna, masìna ny Tompo Andriamanitra Tsitoha, Ilay taloha sy ankehitriny ary ho avy.
Chechiwumbiki vyoha mcheche vavi na magwaba sita kila mmonga na vimemili mihu, mugati na kuvala. Valekili lepi kujova kilu na muhi, “Msopi, msopi, msopi, Bambu Chapanga mweavi na makakala na mweamali kuvya, mweavi na mweibwela!”
9 Ary raha ny zava-manan’ aina hanome voninahitra sy haja ary fisaorana ho an’ ilay mipetraka eo ambonin’ ny seza fiandrianana, dia Izay velona mandrakizay mandrakizay, (aiōn )
Vyeviwumbiki venivyo mcheche peviyimba lunyimbu lwa ulumba na ukulu na utopesa na kumsengusa mwenuyo mweatamili panani ya chigoda cha unkosi, mweitama magono na magono goha gangali mwishu. (aiōn )
10 dia hiankohoka eo anoloan’ izay mipetraka eo ambonin’ ny seza fiandrianana ny loholona efatra amby roa-polo ka hivavaka amin’ izay velona mandrakizay mandrakizay, dia hanipy ny satro-boninahiny eo anoloan’ ny seza fiandrianana ka hanao hoe: (aiōn )
Pevihenga genago, vala vagogo ishilini na mcheche vakujigwisi palongolo ya magendelu na kwa yula mweitama panani ya chigoda cha unkosi na kugundamila yula mweitama magono na magono goha gangali mwishu. Na kuzivika njingwa zavi palongolo ya chigoda cha unkosi na kujova: (aiōn )
11 Hianao, Tomponay sy Andriamanitray, no miendrika handray ny voninahitra sy ny haja ary ny hery; Fa Hianao no nahary ny zavatra rehetra, Ary noho ny sitraponao no nahanisy sy nahary azy.
“Bambu witu na Chapanga witu, veve uyidakiliwi ukulu na utopesa na makakala, ndava muni veve ndi mweuwumbili vindu vyoha, na kwa kugana kwaku vindu vyoha viwumbiwi na vivii.”