< Apokalypsy 20 >

1 Ary hitako fa, indro, nisy anjely nidina avy tany an-danitra, nanana ny fanalahidin’ ny lavaka tsy hita noanoa sy gadra lehibe eny an-tànany; (Abyssos g12)
Acunüng khankhawngsä mat naw adütnak am awmkia khui kthuknu khainak tawh la mthiyüi ak’yühnu kpawm lü khankhaw üngka naw kyum law se ka hmuh. (Abyssos g12)
2 dia nisambotra ilay dragona izy (dia ilay menarana ela, ny devoly sy Satana izany) ka namatotra ary arivo taona,
Mnaka, kphyu xünu (acun cun Khawyai am acunüng khawyama kyaki) cun kpang lü, kum thawng mat vaia khit lü,
3 dia nanipy ary ho amin’ ny lavaka tsy hita noanoa ka nanidy izany, dia nanisy tombo-kase teo amboniny, mba tsy hamitahany ny firenena maro intsony mandra-pahatapitry ny arivo taona; ary rehefa afaka izany, dia tsy maintsy hovahana kelikely aloha izy. (Abyssos g12)
adütnak am awmkia khui kthuknu üng tawnki naw a khai. Kum thawng mat am a ngvei hama küt üng khyangmjü naküt am jah hleihlak na be khaia msingnak am a khana a msing. Kum thawng mat angvei käna asängca khyah be vaia kyaki. (Abyssos g12)
4 Ary nahita seza fiandrianana maro aho, ary nisy nipetraka teo amboniny, ary nomena fahefana hitsara izy; ary hitako koa ny fanahin’ izay notapahin-doha noho ny filazana an’ i Jesosy sy ny tenin’ Andriamanitra sy izay rehetra tsy niankohoka teo anoloan’ ny bibi-dia na teo anoloan’ ny sariny ary tsy nandray ny marika ho eo amin’ ny handriny na ho eo amin’ ny tànany; ary velona izy ka niara-nanjaka tamin’ i Kristy arivo taona.
Acunüng bawingawhnak he ka jah hmuh. Bawingawhnak hea khana ngawki he üng ngthumkhya khai hea johit jah pe u se ka jah hmuh. Jesuha mawngma phäha la Pamhnama ngthu ami sanga phäha ami lu ami jah khyün hea ngmüimkhya he la Sakyung la a juktuh am sawhkhah u lü ami mceyü üng pi kyase ami kut üng pi kyase msingnak am taki hea ngmüimkhya he pi ka jah hmuki. Acun he cun xüng law be u lü kum thawng mat sangpuxang hea kba Khritaw am atänga bawiki he.
5 Fa ny sisa amin’ ny maty dia tsy mbola velona mandra-pahatapitry ny arivo taona. Izany no fitsanganana voalohany.
(Khyang kthi akce he cun kum thawng mat am a küm ham üng am xüng law be ham u.) Acun cun thawhnak be akcüka kyaki.
6 Sambatra sy masìna izay manana anjara amin’ ny fitsanganana voalohany; ireo tsy mba ananan’ ny fahafatesana faharoa fahefana, fa ho mpisoron’ Andriamanitra sy Kristy ireo ka hiara-manjaka aminy arivo taona.
Thawhnak be akcük üng pakie ta ami jo sen lü jekyainak am be ve u. Ami khana thihnak anghnginak naw am jah näng be ti; Pamhnam la Khritawa ktaiyüa kya u se amät am kum thawng mat bawi u lü awm khai he.
7 Ary rehefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana Satana ho afaka ao amin’ ny tranomaizina nitoerany
Kum thawng mat a küm käna Khawyam cun a kyumnak üngka naw khyah bea kyase,
8 ka hivoaka hamitaka ny firenena eny amin’ ny vazan-tany efatra, dia Goga sy Magoga, mba hanangona ary ho any amin’ ny ady; tahaka ny fasiky ny ranomasina ny isany.
am tähtai vai mliktui kdiyüta däm jah lawki he Kok la Makok nakia khawmdek avan üngka khyangmjü he jah hleihlak na khaia pi kyase, ngtuk vaia jah ngcunpüi khaia pi kyase kai law khai.
9 Ary niakatra namaky ny tany izy, dia nanodidina ny tobin’ ny olona masìna sy ny tanàna malala; ary nisy afo nidina avy tany an-danitra ka nandany azy.
Acunüng khawmdek avan üng cit hü u lü Pamhnama khyang hea ngcunak la Pamhnama jawng'engnaka mlüh cun kcung lawki he. Acunsepi khankhaw üngka mei kya lawki naw a jah uih.
10 Ary ny devoly izay namitaka azy dia natsipy tany amin’ ny farihy afo sy solifara, izay misy ilay bibi-dia sy ilay mpaminany sandoka koa, ary hampijalina andro amin’ alina mandrakizay mandrakizay ireo. (aiōn g165, Limnē Pyr g3041 g4442)
Acunüng amimi jah mhleimhlaki khawyai cun sakyung la am sahma kcang jah tawnak, kat am ngcawkia meitum üng ami jah tawn. Acuia amhmüp amthan anglät se khuikha khai he. (aiōn g165, Limnē Pyr g3041 g4442)
11 Ary hitako fa, indro, nisy seza fiandrianana fotsy lehibe sy Ilay mipetraka eo amboniny; ny tany sy ny lanitra nandositra ny tavany, ka tsy nisy hitoerany intsony.
Acunüng bawingawhnak akbawknu angbaü kcang la a khana ngawki ka jah hmuh. Khawmdek la khankhaw a ma üngka naw khyük ni se hmuh vai am awm ti.
12 Ary nahita ny maty aho, na ny lehibe na ny kely, nitsangana teo anoloan’ ny seza fiandrianana; ary novelarina ny boky; ary nisy boky iray koa novelarina, dia ny bokin’ ny fiainana izany; ary ny maty dia notsaraina araka izay zavatra voasoratra teo anatin’ ny boky, araka ny asany.
Acunüng khyang kthi he, akjaw angbaü cun bawingawhnaka ma ngdüi u se ka jah hmuh. Cauk he ami jah mhmawng. Cauk akce xünnak cauk pi ami mhmawng. Khyang kthi he cun cauk üng ami bilawh ang’yuka kba ngthu ami jah mkhya pet.
13 Ary ny ranomasina dia namoaka ny maty tao anatiny; ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita namoaka ny maty tao aminy; dia samy notsaraina araka ny asany izy. (Hadēs g86)
Mliktui naw amät üng awmkia khyangkthi he a jah tha law be. Thinak la khyangkthi khaw naw animät üng awmkia khyangkthi he ani jah tha law be. Khyang naküt amimäta bilawha kba ngthu ami jah mkhya pet. (Hadēs g86)
14 Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita dia natsipy tany amin’ ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo. (Hadēs g86, Limnē Pyr g3041 g4442)
Acunüng Thinak la khyangkthi awmnaka khaw cun meitum üng ami jah tawn. Acuna thihnak cun anghngihnaka thihnaka kyaki. (Hadēs g86, Limnē Pyr g3041 g4442)
15 Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin’ ny bokin’ ny fiainana, dia natsipy tany amin’ ny farihy afo izy. (Limnē Pyr g3041 g4442)
U pi xünnak cauk üng a ngming am yuk ami hmuh cun meitum üng tawna kyaki. (Limnē Pyr g3041 g4442)

< Apokalypsy 20 >