< Apokalypsy 18 >
1 Rehefa afaka izany, dia hitako fa indro, nisy anjely izay koa nidina avy tany an-danitra, nanana fahefana lehibe; ary ny tany nohazavain’ ny voninahiny.
Lani yaapuoli, n den laa maleki toa ke o ñani tanpoli po ki ji. o den pia li bali boncianla, o kpiagidi mo den yendi ki tinga.
2 Ary niantso tamin’ ny feo mahery izy ka nanao hoe: Rava! rava Babylona lehibe! ka tonga fonenan’ ny demonia sy fieren’ ny fanahy maloto rehetra ary akanin’ ny vorona rehetra izay maloto sy ankahalaina.
O den kpaani leni u nialiciamu ki yedi: u baa, u baa u dociamu babilona baa u tua mu cicibiadimu yekaanu, a cicibiada kuli wuonkanu leni ya bonyugiditi n joagini ki go gundi kuli n jiidi nankani ki wuondi.
3 Fa tamin’ ny divain’ ny fahatezerana noho ny fijangajangany no nahalavoan’ ny firenena rehetra, ary ny mpanjakan’ ny tany nijangajanga taminy, ary ny mpandranto amin’ ny tany tonga mpanankarena noho ny hafatratry ny nitiavan’ io ny zava-mahafinaritra ny tena.
Kelima yi nibuoli kuli den ñuni ya duven n tie u concon kandikaama ke ki tinga badiba den punibi yula upo, ki conbi leni u, ki tinga kpenkpenda mo den tua piada kelima u yeŋan - kandikaama po.
4 Ary nahare feo iray koa avy tany an-danitra aho nanao hoe: Mialà aminy ianareo, ry oloko, mba tsy hiombonanareo ota aminy, ary mba tsy hisy hahazo anareo ny loza manjo azy.
N go den gbadi ñialito ke u maadi tanpoli po ki yedi yinba n niba, ña mani u niini. Ke yin da taani leni u u tuonbiadi nni. Ke yin da ti taani leni u, u falabiadi nni.
5 Fa ny fahotany efa nitehika tamin’ ny lanitra, ary Andriamanitra efa nahatsiaro ny ratsy nataony.
Kelima u tuonbiadi dogini ki pundi hali tanpoli po ke U Tienu mo tiadi wun teni ya biadima kuli po.
6 Mamalia azy araka izay nataony, ka omeo azy indroa heny toy ny nataony izy; ny kapoaka izay nofenoiny, dia fenoy indroa heny ho azy.
Pa u mani, nani wun den pa maama, ki guani u mani taalima lie wun den tieni yaala po wun den kuodi ya tañokaaga nni, kuodi mani u po lienni talima lie.
7 Toraka itsy niderany tena sy nivelomany tamin’ ny zava-mahafinaritra ny tena, dia omeo fanaintainana sy alahelo toraka izany koa izy, satria hoy izy anakampo: Mipetraka ho mpanjakavavy aho, fa tsy mpitondratena, ary tsy mba hahita alahelo mihitsy aho;
Wun den kpiagidi u yuli, ki ye mi yemanma nni ke li pundi ya bianu, pa u mani o falabiado leni li paboanli lan pundi yeni. kelima u yedi u pali nni: N ka li bali kalikaanu po ki tie pobado, mii tie kpepuoli ka, n kan le paboanli.
8 koa noho izany dia ho tonga indray andro monja izao loza hanjo azy izao, dia fahafatesana sy fisaonana ary mosary, ary ho levon’ ny afo izy; fa mahery ny Tompo Andriamanitra, Izay nitsara azy.
Lani yaapo, u falabiadi baa baa u po dayenli: mi kuuma, li paboanli, leni mi konbiadima, mi fantama baa buoni u. Kelima O Diedo U Tienu, yua pia upaalu n jia u buudi ki cuo u.
9 Ary ny mpanjakan’ ny tany, izay nijangajanga taminy sy niara-nanaram-po taminy tamin’ ny zava-mahafinaritra ny tena, dia hiteha-tratra sy hitomany ary, raha mahita ny setroky ny fandoroana azy;
Ki tinga badiba kuli, yaaba n den puni bi yula u ki conbi leni u ki go taani leni u, wun den ye ya yemanma nni baa mua yi kuomoe bi ya laa ya yogunu u buodima fantañii.
10 eny, hijanona eny lavitra eny izy noho ny fahatahorana ny fanaintainany ka hanao hoe: Indrisy! Indrisy! Babylona, izay tanàna lehibe! ry ilay tanàna mafy! fa tamin’ ny ora izay monja dia tonga ny fitsarana anao.
ti jawandi baa ti cuo baa kelima u falabiado po ke bi baa ti paadi ki ban sedi ki yaa tua: fala fala, u dociamu babilona, ya dogu n pia u paalu yogunjenjenga nne ke a buudi cuonu baa a po.
11 Ary ny mpandranto amin’ ny tany dia hitomany sy hisaona azy; fa tsy hisy mpividy intsony ny entany:
Lani ki tinga kpenkpenda den buudi ki go ye leni li paboanli u po, kelima oba kuli ki go da ban kpendinni ya tiadi.
12 dia entana volamena sy volafotsy sy vato soa sy perila sy rongony fotsy madinika sy lamba volomparasy sy landy sy jaky sy hazo mani-pofona, sy ny fanaka ivory rehetra mbamin’ ny fanaka rehetra amin’ ny hazo saro-bidy indrindra sy varahina sy vy ary vato sanga,
Yaadi n tie wula leni ŋanjilifa, leni ya tanbila n pia mayuli boncianla leni ya lanbima ya dunga yaba boncianla, leni len ya caba, leni ya caba n moani, leni ya n yi sua, leni ya n moani coicoi, leni ya daadi n pia u nuulimanu buoli kuli leni ya tiabuoli n tagi leni ya daadi n ŋani boncianla, leni ya tiadi n tagi leni ti kumoandi leni ti kuboandi leni ya tanpiena buoli n ŋani boncianla.
13 sy havozomamy sy zavatra mani-pofona sy ditin-kazo sy menaka manitra sy ditin-kazo mani-pofona, sy divay sy diloilo sy lafarina tsara toto sy vary tritika sy omby sy ondry sy soavaly sy kalesy ary tena sy ain’ olona.
Leni sinamomi, leni ya tisinma ya nuulu n mani, leni tulale, leni mili, leni a dugibila, leni duven, leni mi kpama, leni mi yonŋanma, leni ŋalikama, leni i ne, leni i pe, leni yi taami leni ti toateliti leni ti gbannandi leni bi nisaaliba naani.
14 Ary ny vokatra soa nirin’ ny fanahinao dia efa niala taminao, ary ny zava-tsoa rehetra sy ny zava-malaza rehetra dia efa levona tsy ho anao, ary tsy ho hita intsony mandrakizay ireo.
Ya bonluonkaala den tie a po tiladi kuli foagidi leni a yaala n den mani ki go pia mi ñuanma a po kuli bodi, a kan go goa le la.
15 Ny mpandranto izany zavatra izany, izay efa tonga mpanankarena taminy, dia hijanona eny lavitra eny noho ny fahatahorana ny fanaintainany ka hitomany sy hisaona
Ya kpenkpenda n den tua piada u dogu-ciamu yeni po, ban den kpendi yaala nni, baa piadi ki ban sedi foagima leni ti jawaandi u falabiado po; bi baa buudi li paboanli bubula,
16 ary hanao hoe: Indrisy! indrisy! ilay tanàna lehibe, izay nitafy rongony fotsy madinika sy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary perila!
ki tua, ŋain, ŋain, u doguciamu, yu n den laa ti tiamoandi, leni yaadi n moani coicoi, ki bobi wula, leni ya tanbila n pia mayuli boncianla, ki ñuliti ki pelini leniya lanbila ya dunga n pa. laa piama kuli bodi yenma, ki yoginjienjienga ni nni?
17 Fa tamin’ ny ora iray monja no nahafoana ny harena be toy izany. Ary ny mpitondra sambo rehetra sy izay rehetra mandeha eny ambonin’ ny ranomasina sy ny matilo ary izay rehetra manao raharaha any an-dranomasina dia nijanona teny lavitra eny,
Ti ñindabiaciandi danba, leni yaaba n kua ti ni nni, ki ca lipo, leni ti tuonsoanba, leni yaaba n tuuni bi tuonli mi ñincianma nni kuli den piadi ki ban see foagima.
18 ary raha nahita ny setroky ny fandoroana ary, dia niantso nanao hoe: Aiza intsony re no misy tahaka izany tanàna lehibe izany?
Ki nua u dogu yeni buodima fantanŋii ki tangi ki tua; u laa dogu n den naani leni u naa dogu cianmu?
19 Ary nanopy vovoka hiraraka tamin’ ny lohany izy, dia niantso sady nitomany sy nisaona ka nanao hoe: Indrisy! indrisy! ilay tanàna lehibe, izay nampanan-karena izay rehetra manan-tsambo eny amin’ ny ranomasina noho ny zava-tsaro-bidy tao aminy; fa tamin’ ny ora iray monja no nahafoana izany.
Bi den wuliti bi yula po mi tama, ki mua ikumoe, ki tangi ki tua, fala, fala, baa u do- ciamu, yu ya piacianma po n den teni ke yaaba n pia ti ti ñinbiaciandi mi ñincianma nni kuli tua piada. u bodi yenma yogunjenjenga nni.
20 Mifalia noho izay zavatra nanjo azy ianao, ry lanitra, sy ianareo olona masìna sy ianareo Apostoly, ary ianareo mpaminany; fa Andriamanitra efa nitsara azy ka namaly azy noho ny taminareo.
Tanpoli, mangi a pali u po! yinba, bi nigagidiŋanba, bi tondiba, leni bi sawalipuaba kuli mo n mangi yi pala. kelima U Tienu saa yi po yi moamoani, ki jia u buudi.
21 Ary nisy anjely mahery anankiray nibata vato tahaka ny vato lehibe fikosoham-bary, dia nanipy izany tany an-dranomasina ka nanao hoe: Hatsipy mafy toy izany no ho fandrava an’ i Babylona, ilay tanàna lehibe, ka tsy ho hita intsony izy.
Lani ya maleki n pia u paalu boncianla den yua ya tancianli n naani leni li naacianli, ki luni li mi ñincianma nni ki yedi; yene ke bi baa lu u do-ciamu babilona ke bi kan go le u.
22 Ary ny feon’ ny mpitendry lokanga sy ny mpitsoka mozika sy ny mpitsoka sodina ary ny mpitsoka trompetra dia tsy ho re eo aminao intsony; ary ny mpiasa rehetra mahay zavatra na inona na inona tsy ho hita eo aminao intsony; ary ny feon’ ny vato fikosoham-bary tsy ho re eo aminao intsony;
Bi kan go gbadi a ni nni bi kogidi puaba leni ti bantiadi, leni yaaba n piebi mu yelimu, leni yaaba n piebi kakacinba ya niali. bi kan go le tuonsoan-banmaba kuli daano a niinni bi kan go gbadi naali moe a niinni.
23 ary ny fahazavan’ ny jiro tsy mba hahazava eo aminao intsony; ary ny feon’ ny mpampakatra sy ny ampakarina tsy ho re eo aminao intsony; fa lehiben’ ny tany ny mpandrantonao; fa ny ody ratsinao no nentinao namitaka ny firenena rehetra.
Ki fidisanga yenma kan go yendi a niinni bi kan go gbadi pocaan-pamali niali a niinni kelima a kpenkpenda den tie nicianba ki tinga nni a den boandi i nibuoli kuli leni a tanbi puali.
24 Ary teo anatiny no nahitana ny ran’ ny mpaminany sy ny olona masìna sy itsy rehetra novonoina teny ambonin’ ny tany.
Kelima bi laa u ni nni bi sawalipuaba, bi nigagidiŋanba leni ban den kodi yaaba ki tinga po kuli ya soama.