< Apokalypsy 17 >

1 Ary tonga ny anjely anankiray tamin’ izy fito izay nanana ny lovia fito, dia niteny tamiko nanao hoe: Avia atỳ; dia hasehoko anao ny fitsarana ilay vehivavy janga lehibe, izay mipetraka eny ambonin’ ny rano maro,
Sama tunno anyimo ibeu inu sanare andesa wa inta muso monu sunare mo ē magun “Aye inbezewe uweki utize udandang tuka dura uginome sama ciki azesere ma ē gbardang.
2 dia ilay nijangajangan’ ny mpanjakan’ ny tany, sady natao leon’ ny divain’ ny fijangajangany ny mponina tamin’ ny tany.
Ahira me ani agomo unee wa wuzi timumu ti madini nan ma nyimo utarsa umeme umadini mani wa wuna ti cukum tu nee wa humza”
3 Dia nentiny tamin’ ny Fanahy ho any an’ efitra aho ary nahita vehivavy nitaingina bibi-dia mivolon-jaky, feno anarana fitenenan-dratsy sady nanan-doha fito sy tandroka folo.
Ine ini bibeu bi kadura ka Asere bizikum anyimo abibeu bidusani ani ja, manno ma iri vannu eh ma ciki azesere abi nama ba'iro bivo mazin tize timadini. bina ma ba'iro me bazin tiye tinu sunare nan na hure anu kirau.
4 Ary ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary perila sady nitana kapoaka volamena teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijangajangany;
Uneme ma soki uzo wapo awalwalnan napo ina ma yaironan na azuma awal-wal. ma inta. iso yapo iwalwal atari tumeme nan timumu tizenzen gbardang nan tige sa anyara me tiniba nan madini mutarsa aneh.
5 ary nisy anarana voasoratra teo amin’ ny handriny nanao hoe: ZAVA-MIAFINA, BABYLONA LEHIBE, RENIN’ NY MPIJANGAJANGA SY NY ZAVA-BETAVETA, AMIN’ NY TANY.
Abi timime anitiki nire niza anyimo ani hunzi “Ubabila nanu, a'ino amakaruwa nan nimum izenzen unēe.
6 Ary hitako fa, indro, ravehivavy dia leon’ ny ran ny olona masìna sy ny ran’ ny martioran’ i Jesosy; koa raha nahita azy aho, dia gaga indrindra.
Ma ira vana u ehme anyimo amaye ma desa wa nyara kadure nan maye mandesa a huza we a nyimo aniza ni Yeso, sa ma iri me, innu kunna biyau kang.
7 Ary hoy ilay anjely tamiko: Nahoana no gaga ianao? Izaho hilaza aminao ny zava-miafina ny amin-dravehivavy sy ny bibi-dia mitondra azy, izay manan-doha fito sy tandroka folo.
Ine ini bibeume bagunmi, “Barki nyanizi ukunna biyau? inde bukiwe nigburang nu neh ugenome sa ma zen tiye usunare nan na hare anu kiraume.
8 Ny bibi-dia, ilay efa hitanao, dia teo ihany ary tsy eo izao, nefa efa hiakatra avy amin’ ny lavaka tsy hita noanoa izy ka ho lasa ho amin’ ny fandringanana; ary ny monina ambonin’ ny tany, dia izay tsy voasoratra eo amin’ ny bokin’ ny fiainana hatramin’ ny nanorenana izao tontolo izao, dia ho gaga raha mijery ilay bibi-dia, izay teo ihany ary tsy eo izao, nefa mbola ho avy indray. (Abyssos g12)
Biname be iro sawa hiri datti, aname biraniba, aname birani upuru aniwa nige sa nizome nubinani ba. Madi kunna iwano. Yan desa wa rani uneē, an desa a nyetike tiza tuwe me anyimo utakarda uvengize ba dati innu tuba unē-wade kunna biyau barki, uzetu ira ubi nama ba iro sawa rani datti ineni aname birani aname ba, aname ba aye ma mu aye. (Abyssos g12)
9 Indro ny hevitra iray misy fahendrena: Ny loha fito dia tendrombohitra fito, izay ipetrahan-dravehivavy.
Imum iginome i nyara urusa, tiye sunare, tihira ti kon koron tinu sunare tini vanu eh me ma chikin.
10 Ary mpanjaka fito ireo; efa lavo ny dimy, ka ny iray mbola eo ihany, ary ny iray koa mbola tsy tonga; ary rehefa tonga izy, dia tsy maintsy mitoetra kelikely.
We agomo anu sunare wani, agomo ucibi warezi, unu inde marani unu inde mamu aye ba, inka ma aye madi wuzi tichukum tu ganiya uhem.
11 Ary ny bibi-dia izay teo ihany ary tsy eo izao, dia izy no naman’ ny fito mahavalo ary ka lasa ho amin’ ny fandringanana.
Iname ya iro sa ya rani datti, ine ini aname iraniba, mema ugomo mani unitutari me ugomo mani anyimo agomo sunare, madi dusa ma ka huza we.
12 Ary ny tandroka folo, izay hitanao, dia mpanjaka folo izay tsy mbola nahazo fanjakana; fa mandray fahefana ho toa mpanjaka iray ora miaraka amin’ ny bibi-dia izy.
Ahure anu kirau sawa ira ahira agomo kirau wani andesa daki amu nyawe ba, wadi kabi ubari kasi agomo uganiya uginome anni nama ya iro.
13 Ireo dia miray saina ka manome ny heriny sy ny fahefany ho an’ ilay bibi-dia.
Iriba iwe inde ini, wadi nya tigomo tuweme innu bezi iname yairo me.
14 Ireo dia hiady amin’ ny Zanak’ ondry, ary ny Zanak’ ondry haharesy azy, satria Tompon’ ny tompo sy Mpanjakan’ ny mpanjaka Izy, ary haharesy azy koa izay momba Azy, dia olona voantso sy voafidy ary mahatoky.
Wadi wuzi nikono nan vana ubitam ba Asere vana ubitam ba Asere madi reje ahira awe me barki me Ugomo Asere anko co wani ugomo agomo nan desa atitame, nannu zauka”.
15 Ary hoy izy tamiko: Ny rano ela hitanao, izay ipetrahan’ ilay vehivavy janga, dia olona sy vahoaka betsaka sy firenena maro ary samy hafa fiteny.
Bibeu me ba gunme, “Me sawa ira, ahira me sa ukaruwa me sama cikin me, anabu wani, nanni gura nigbardang, nan na nabu ati tem sasas.
16 Ary ny tandroka folo sy ny bibi-dia izay efa hitanao, dia ireo no hankahala ilay vehivavy janga ka hahatsinontsinona azy sy hampitanjaka ary sy hihinana ny nofony ary handevona ny tenany amin’ ny afo.
Ahure aginome sawa ira we nan ni nama yairome wadi nyari me ukaruwame, wadi samirka me wa ceki me nyenperen, wadi lenbika inama imeme, wadi punsime vat innura.
17 Fa Andriamanitra efa nanome fo ireo hanatanteraka ny heviny sy hifanara-tsaina ary hanome ny fanjakany ho an’ ilay bibi-dia mandra-pahatanteraky ny tenin’ Andriamanitra.
Ugomo Asere ma wuu amu ruba muweme wa wuzi ivai usuro uhem umeme, waweki urusa umeme wa wuzi uti gomo anicce nibi nama ba iro uhana uganiyame sa Ugomo Asere madi buki tize.
18 Ary ravehivavy, ilay hitanao, dia tanàna lehibe, izay manjaka amin’ ny mpanjakan’ ny tany.
Uneme sa wa ira memani nipin nidandang me sama zin tigomo acce agomo unēe.

< Apokalypsy 17 >