< Apokalypsy 15 >

1 Ary hitako fa, indro, nisy famantarana iray koa tany an-danitra, sady lehibe mahagaga, dia anjely fito izay nanana ny Ioza fito farany, Satria ireny no enti-mahatanteraka ny fahatezeran’ Andriamanitra.
Miton gpiri (sign) ni shulu, wa a tie nde sisri malaiku mbari tagban mba gji ido tangban mbaki mba telo tagban bi nklekle wa Irji chu ufu ma rju.
2 Ary nahita aho fa, indro, toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin’ ny bibi-dia sy ny sariny ary ny isan’ ny anarany dia nitsangana teo amoron’ ny ranomasina fitaratra, nitana lokangan’ Andriamanitra.
Mi to ri wa ahe na nei guashi wa asi kpan ni kosan lu wa akri whir ni nei mba mbarujin mbafin gpegpele kykle nnma rju wa ni lan (lamba wa mba tie du niwu na nde. mba gji mba ngurfu wa Rji nu mba.
3 Ary mihira ny fihiran’ i Mosesy, mpanompon’ Andriamanitra, sy ny fihiran’ ny Zanak’ ondry izy manao hoe: Lehibe sy mahatalanjona ny asanao, Tompo Ô, Andriamanitra Tsitoha; Mahitsy sy marina ny lalanao, Ry Mpanjaka mandrakizay.
Mba si yo se Musa, Imri kon Rji, ni se iver krju indu men mba bi kykle ma bi nu tsitsri, irji itimbu wa ahe gpepekle wawu, tie ndidi ni ngegerme mba kon me lihu bi gbugbulu.
4 Iza no tsy hatahotra? Ary iza no tsy hankalaza ny anaranao, Tompo ô? Fa Hianao ihany no masìna, ary ny firenena rehetra ho avy hiankohoka eo anatrehanao; Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao.
A ha na klu tsitsri me na Irji, inde me yi zu hi shu wu yi wu tsatsre me, gbugbulu wawu mba ye ni kgbume ni shishi wa ha la du mba u ndidima.
5 Ary rehefa afaka izany, dia nahita aho fa, indro, novohana ny tempoly, dia ny tabernakelin’ ny vavolombelona tany an-danitra;
Ni wu wayi mi iya, mba vuvu gbugbu bra ni wu tsoron ni shulu.
6 ary ny anjely fito izay nanana ny loza fito dia nivoaka avy tao amin’ ny tempoly, ary niravaka vato soa madio sy mamirapiratra izy sady nisikina fisikinam-bolamena teo amin’ ny tratrany.
Ni whirji afin tsatre malaiku tagban wa mba gji lelu tagban mbaye mba sron bi ndidi ni pre bi kpama, mba lo zinariya san mba
7 Ary ny anankiray tamin’ ny zava-manan’ aina efatra nanome ny anjely fito lovia volamena fito, feno ny fahatezeran’ Andriamanitra, Izay velona mandrakizay mandrakizay. (aiōn g165)
Irin nimi nde bi re nzan mba, anu malaiku tagban imri gpren kwungon wu zinariya tagban rhu ni ufu Irji wa ahe ni re tu ni tse mu. (aiōn g165)
8 Ary ny tempoly dia feno setroka avy tamin’ ny voninahitr’ Andriamanitra sy ny heriny, ka tsy nisy nahazo niditra tao amin’ ny tempoly mandra-pahatanteraky ny loza fito nentin’ ny anjely fito.
Ikon Rji (Haikalin) ashu ni tsen ndindi me wu Rji ni gpegpelema. mba nde wa ari nimima imba wa ido tagban malaiku we mba.

< Apokalypsy 15 >