< Apokalypsy 11 >
1 Ary nomena volotara tahaka ny tehina aho, ka nisy nilaza tamiko hoe: Mitsangàna, ka refeso ny tempolin’ Andriamanitra sy ny alitara, ary isao izay mivavaka ao.
Luhe lubahelwe kwangu kutendisa sina kasamu kakupimisa. Ninatewa, “Zimane ukapime itempele ye Ireeza nika tala, imi nabo ba heintumbo mwili.
2 Fa ny kianja eo ivelan’ ny tempoly dia avelao ihany, fa aza mba refesina; fa nomena ny jentilisa izany, ka hanitsaka ny tanàna masìna roa amby efa-polo volana izy.
Kono kanzu pimi ilapa lyahanze ye tempele, kakuti libahewa ku Basikunze. Kabanyatole itolopo ijolola cha myezi ya makumi one ni yobele.
3 Ary homeko hery ny vavolombeloko roa, ka haminany enim-polo amby roan-jato amby arivo andro izy, sady hitafy lamba fisaonana.
Kanihe impaki zangu zobele zabuyendisi kuti zihe chipolofita cha mazuba 1,260, nibazwete muzizwato zamasaka.”
4 Ireo ilay hazo oliva roa sy ilay fanaovan-jiro roa, izay mitsangana eo anatrehan’ ny Tompon’ ny tany.
Izimpaki nji masamu obele a olive ni hazimana malambi obele a bazimani habusu bwa Ireeza we inkanda.
5 Ary raha misy ta-handratra ireo, dia misy afo mivoaka amin’ ny vavany ka mandany ny fahavalony; ary rana misy ta-handratra ireo, dia tsy maintsy hovonoina toy izany koa izy.
Haiba zumwi uliketela kuba holofaza, mulilo uzwa mukaholo kabo ni kumana zila zabo. Yense yo lakaleza ku bahofaza uswanezi kufwa mweyi inzila.
6 Ireo dia manam-pahefana handrindrina ny lanitra, mba tsy hilatsahan’ ny ranonorana amin’ ny andro aminaniany; ary manam-pahefana amin’ ny rano koa izy hampody azy ho rà sy hamely ny tany amin’ ny loza araka izay andro tiany na oviana na oviana.
Inzi impaki zina buyendisi bo kwiyala invula mwi imbimbyulu kanzi iwihansi munako iba polofita. Zina ziho ziwola kusandula menzi mumalaha ni kushupa inkanda ni mifuta futa sina muzalakaeza.
7 Ary rehefa tanteraka ny filazany, dia hiady aminy kosa ilay bibi-dia miakatra avy amin’ ny lavaka tsy hita noanoa ka haharesy sy hahafaty azy. (Abyssos )
Hazimana bupaki bwazo, chibatana kachizwe mwilindi lisena ma manimani chikuba lwisanise mukondo. Ka bakome imi niku behaya. (Abyssos )
8 Ary ny fatiny hiampatra eny an-dalambe amin’ ny tanàna lehibe, izay atao, araka ny hevi-panahy, hoe Sodoma sy Egypta, sady tao koa no nanomboana ny Tompony tamin’ ny hazo fijaliana.
Mibilili yabo kailale mu migwagwa ye tolopo inkando(iyo che chisupo chisumpwa Sodoma ni Egepita) uko Simwine kwaba kankamizwa.
9 Ary ny olona sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny firenena maro dia misy mijery ny fatiny hateloan’ andro sy tapany; ary tsy avelany halevina ao am-pasana ny fatiny.
Mu mazuba otatwe ni chiyemba ku muntu ni muntu, isika, lulimi ni inkanda kazi lole ha mibili yabo. Kese ba bazuminine kubikwa mumakumbu.
10 Ary ny mponina ambonin’ ny tany mifaly azy ka ravoravo, ary hifanati-javatra izy, satria nampangirifiry ny mponina ambonin’ ny tany ireo mpaminany roa ireo.
Abo bahala hansi kaba sange hewulu lyabo ni intabo. Mane kaba litumine mipuzo kuzumwi ni zumwi kakuti aba mapolofita bobele ba banyandisi abo ba bali kuhala hansi.
11 Ary rehefa afaka ny hateloan’ andro sy tapany, dia nisy fanahin’ aina avy tamin’ Andriamanitra niditra tao anatin’ ireo, ary nijoro tamin’ ny tongony izy, ka raiki-tahotra indrindra izay nahita azy.
Kono chikwahita mazuba otatwe ni chiyemba che zuba luhuho lwakuhala luzwa kwa Ireeza kalubenjile, imi kabazime hamatende abo. Kutiya kukando kakwi njile habo ba babona.
12 Ary nahare feo mahery avy tany an-danitra izy roa nanao taminy hoe: Miakara atỳ. Dia niakatra ho any an-danitra tao anatin’ ny rahona ireo; ary nahatsinjo azy ny fahavalony.
Linu kabazuwe izwi chokuhuwa kuzwa mwiwulu liti kubali, “Mwize kunu!” Linu kaba yende mwiwulu mwikope, haho zila zabo ni zibalolete.
13 Ary tamin’ izany ora izany dia nisy horohorontany mafy, ka rava ny ampahafolon’ ny tanàna, ary maty tamin’ izany horohorontany izany ny olona fito arivo; ary raiki-tahotra ny olona sisa ka nanome voninahitra an’ Andriamanitry ny lanitra.
Keyi inhola ka kube ni inzikinyeho inkando, imi chibakazana chimwi chetolopo kachiwe. Imi bantu balikana 7000 kabehaiwe mwi inzikinyeho, imi bese bahale kabatiye ni kuha ikanya kwa Ireeza wewulu.
14 Lasa ny loza faharoa; indro, avy faingana ny loza fahatelo.
Kutiza kwabubeli chi kwamana. Bone! Kutiza kwa butatu kukezite chakuhwela.
15 Ary ny anjely fahafito nitsoka, dia nisy feo mafy tany an-danitra nanao hoe: Ny fanjakana amin’ izao tontolo izao dia efa lasan’ ny ny Tompontsika sy ny Kristiny; ary Izy no hanjaka mandrakizay mandrakizay. (aiōn )
Linu iñilloi limana iyaza ni obele chi lyaliza intolombita yalyo, imi muhuwo wa milumo ya mazwi chikuwamba mwiwulu kuti, “Mubuso wahansi chiwaba mubuso wa Simwine wetu ni Kirisite wakwe. Kayendise kuya kusamani ni kusamani.” (aiōn )
16 Ary ny loholona fatra amby roa-polo, izay mipetraka eo ambonin’ ny seza fiandrianany eo anatrehan’ Andriamanitra, dia niankohoka ka nivavaka tamin’ Andriamanitra
Linu bakulwana bena makumi obele ni bone ba bekele hamabona abo habusu bwa Ireeza kuwa hansi cheimpata zabo. Chiba lumbeka Ireeza.
17 nanao hoe: Misaotra Anao izahay, Tompo Ô, Andriamanitra Tsitoha, Ilay ankehitriny sy taloha, Satria nasehonao ny herinao lehibe, ka efa manjaka Hianao.
Chibati, tuha buitumelo kwako, Simwine Ireeza wa Zihozonse, iye yowina kwateni niya bena kwateni, ibaka lyakuti ubahindi ziho zako zikando imi ubatangi kuyendisa.
18 Ary tezitra ny firenena maro, ary tonga ny fahatezeranao Sy ny fotoana hitsarana ny maty, sy hanomezana valim-pitia ny mpaminany mpanomponao sy ny olona masìna ary izay matahotra ny anaranao, na kely na lehibe, ary mba hanimbanao izay manimba ny tany.
Inkanda ziba bengete, kono bukali bwako chibweza. Inako chiyasika kubafwile kuti ba atulwe nikwako kuhewa mipuzo ku bahikana ba polofita, abo bazumine, ni batiyi izina lyako bonse nabo basena mazimo ni bakolete. Inako chiyasika kwako kusinya abo bakwete kusinya inkanda.”
19 Ary novohana ny tempolin’ Andriamanitra any an-danitra, ka hita ny fiaran’ ny fanekeny teo anatin’ ny tempoliny; ary nisy helatra sy feo sy kotrokorana sy horohorontany ary havandra vaventy.
Imi itempele ya Ireeza mwiwulu ibe yalukite ni aleka ya kuzuminzana iba boneki mukati ketempele. Kubena mi muni yeseli, kutimba, kulidamona mulumo, ni inzikilyeho, ni invula inamabwe ni luhuho.