< Salamo 99 >

1 Jehovah no Mpanjaka aoka hangovitra ny firenena; Mipetraka amin’ ny kerobima Izy, aoka hihorohoro ny tany.
KE noho alii nei o Iehova, e haalulu mai na kanaka; ke noho nei oia iwaena o na kerubima, e naueue ka honua.
2 Lehibe any Ziona Jehovah; Ary avo ambonin’ ny firenena rehetra Izy.
He nui o Iehova ma Ziona; Ua kiekie hoi oia maluna o na kanaka a pau.
3 Aoka hidera ny anaranao lehibe sy mahatahotra ireo; Fa masìna Jehovah.
E hiilani lakou i kou inoa nui e weliweli ai, No ka mea, ua hemolele ia.
4 Ny herin’ ny mpanjaka dia tia rariny; Ampitoerinao ny fahitsiana; Fitsarana sy fahamarinana no ataonao eo amin’ i Jakoba.
Ua makemake no hoi ka ikaika o ko alii i ka hooponopono; Ua hookumupaa oe i ka pono, Ua hana mai no oe ma ka hoopono, a ma ka pololei maloko o ka Iakoba.
5 Manandrata an’ i Jehovah Andriamanitsika ianareo, Ka miankohofa eo amin’ ny fitoeran-tongony; Fa masìna Izy.
E hapai oukou ia Iehova i ko kakou Akua, A e kulou hoomana ma kona keehana wawae; No ka mea, ua hoano oia.
6 Mosesy sy Arona tamin’ ny mpisorony, Ary Samoela tamin’ izay mpiantso ny anarany, Niantso an’ i Jehovah ireo, ary namaly: azy Izy.
O Mose, a me Aarona, iwnena o na kahuna pule, A o Samuela hoi iwaena o ka poe i hea aku i kona inoa; Kahea aku lakou ia Iehova, a ae mai oia i ka lakou.
7 Niteny taminy tao anatin’ ny andri-rahona Izy; Nitandrina ny teni-vavolombelony izy ireo, Dia ny didy izay efa nomeny azy.
Olelo mai la oia ia lakou ma ke kia ao; A malama aku la lakou i kana mau kauoha, A me ka olelopaa ana i haawi mai ai ia lakou.
8 Jehovah Andriamanitray ô, Hianao no namaly ny nataony; Andriamanitra, Mpamela ny helony, Hianao, Na dia namaly azy noho ny nataony aza.
E Iehova, ko makou Akua, pane mai no oe ia lakou; O oe no ke Akua nana i kala i ko lakou hala, Hoopai mai no nae i ka lakou mau hana.
9 Asandrato Jehovah Andriamanitsika, Ary miankohofa eo an-tendrombohiny masìna; Fa masìna Jehovah Andriamanitsika.
E hapai oukou ia Iehova, i ko kakou Akua, A e hoomana aku hoi ma kona mauna hoano; No ka mea, he hoano o Iehova, ko kakou Akua.

< Salamo 99 >