< Salamo 71 >

1 Hianao, Jehovah ô, no itokiako; aoka tsy ho menatra mandrakizay aho.
Yawe, ozali ebombamelo na ngai; kondima te ete nayoka soni!
2 Vonjeo ny fahamarinanao aho, ka afaho; atongilano amiko ny sofinao, ka vonjeo aho.
Na bosembo na Yo, kangola mpe bikisa ngai. Yoka ngai mpe bikisa ngai.
3 Aoka ho vatolampy fonenana hohatoniko mandrakariva Hianao, Izay efa nandidy hamonjy ahy; fa harambatoko sy batery fiarovana ho ahy Hianao.
Zala mpo na ngai ekimelo ya libanga epai wapi nakoki kokende tango nyonso. Ozwaki mokano ya kobikisa ngai, pamba te ozali libanga mpe ndako na ngai batonga makasi.
4 Andriamanitro ô, afaho amin’ ny tanan’ ny ratsy fanahy aho, dia amin’ ny tanan’ ny mpanao meloka sy ny lozabe.
Nzambe na ngai, kangola ngai wuta na maboko ya bato mabe, na maboko ya batomboki mpe bato na kanza.
5 Fa Hianao no fanantenako, Jehovah Tompo ô, ry tokiko hatry ny fony aho mbola tanora.
Nkolo Yawe, ozali elikya na ngai; wuta bolenge na ngai, namipesaka na Yo.
6 Hianao no nanankinana ahy hatrany am-bohoka; ianao namoaka ahy avy tany an-kibon-dreniko; ianao no deraiko mandrakariva.
Wuta mbotama na ngai, natalelaka Yo; Yo nde obimisaki ngai na libumu ya mama na ngai. Nakokumisa Yo tango nyonso.
7 Tonga toa zava-mahagaga eo imason’ ny maro aho; nefa Hianao no fiarovana mafy ho ahy.
Nazali likamwisi mpo na bato ebele; ozali ebombamelo na ngai ya makasi.
8 Ny vavako ho feno ny fideràna Anao sy ny fankalazana Anao mandrakariva.
Tika ete monoko na ngai etonda na masanzoli mpo na lokumu na Yo; tika ete etatolaka tango nyonso kongenga ya nkembo na Yo.
9 Aza manary ahy, rehefa antitra aho; ary aza mahafoy ahy, rehefa ketraka ny heriko.
Kobwaka ngai te awa nakomi mobange, kotika ngai te awa makasi na ngai ekomi kosila.
10 Fa miresaka ahy ny fahavaloko; ary miara-mioko izay manotrika hahazo ny aiko.
Pamba te banguna na ngai bazali koloba mabe na tina na ngai, mpe bato oyo balukaka koboma ngai basaleli ngai likita.
11 Ka manao hoe: Andriamanitra efa nahafoy azy; enjeho izy, ka sambory, fa tsy misy hamonjy.
Bazali koloba: « Nzambe asundoli ye; bolanda ye, bokanga ye; moto oyo akokangola ye azali te! »
12 Andriamanitra ô, aza manalavitra ahy; Andriamanitro ô, faingana hamonjy ahy.
Oh Nzambe, kozala mosika na ngai te! Nzambe na ngai, yaka noki mpo na kosunga ngai.
13 Aoka ho menatra sy ho levona ny mpanohitra ny fanahiko; aoka hitafy henatra sy fahafaham-baraka izay mitady hanisy ratsy ahy.
Tika ete bato oyo bafundaka ngai bakufa soni mpe balimwa! Tika ete ba-oyo balukaka pasi na ngai basambwa mpe bayokisama soni!
14 Fa izaho kosa dia hanantena mandrakariva, ary hitombo lalandava ny fideràko Anao.
Kasi ngai, nakozala na elikya tango nyonso mpe nakokoba kokumisa Yo.
15 Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro ny isany.
Monoko na ngai ekosakola tango nyonso misala ya bosembo mpe ya lobiko na Yo, pamba te nayebi motango na yango te.
16 Ho entiko ny asa lehibe nataon’ i Jehovah Tompo; hampahatsiaro ny fahamarinanao aho, dia ny Anao ihany.
Nkolo Yawe, nakoya epai na Yo mpe nakotatola misala na Yo ya nguya; nakotatola misala malamu ya bosembo na Yo, misala ya bosembo na Yo kaka.
17 Andriamanitra ô, Hianao efa nampianatra ahy hatry ny fony aho mbola tanora; ary mandraka ankehitriny dia nitory ny fahagaganao aho.
Nzambe, wuta bolenge na ngai, oteya ngai; mpe kino lelo, nazali kotatola bikamwa na Yo.
18 Koa mandra-pahantitro sy fotsy volo, dia aza mahafoy ahy, Andriamanitra ô, mandra-pilazako ny sandrinao amin’ ny taranaka sy ny asanao lehibe amin’ izay rehetra mbola ho avy.
Ezala ndenge nakomi sik’oyo mobange mpe suki na ngai ekomi pembe, oh Nzambe na ngai, kotika ngai te, mpo ete natatola makasi na Yo epai ya bato ya ekeke oyo, mpe misala ya nguya na Yo epai ya bato nyonso oyo bakoya sima.
19 Ary mihatra amin’ izay avo indrindra ny fahamarinanao, Andriamanitra ô, Izay nanao zava-dehibe: Andriamanitra ô, iza no tahaka Anao?
Nzambe, bosembo na Yo ekenda kino na likolo, pamba te osalaka makambo minene. Oh Nzambe, nani akokani na Yo?
20 Hianao Izay nampahita ahy fahoriana be sady mafy no hamelona ahy indray, ka hampiakatra ahy indray hiala amin’ ny fitoerana lalina amin’ ny tany.
Atako osalaki ete tokutana na pasi mingi mpe na makambo ya bololo, kasi okotika lisusu biso kozala na bomoi, okobimisa ngai lisusu wuta na mozindo ya mabele.
21 Ampitomboy ny voninahitro, ary aoka hampionona ahy indray Hianao.
Okomatisa lisusu lokumu na ngai, mpe okobondisa ngai lisusu.
22 Izaho kosa hidera Anao amin’ ny valiha, dia ny fahamarinanao, Andriamanitro; hankalaza Anao amin’ ny lokanga aho, ry Iray Masin’ ny Isiraely ô.
Nzambe na ngai, nakosanzola Yo na lindanda mpo na boyengebene na Yo; Mosantu ya Isalaele, nakobeta lindanda mpo na lokumu na Yo.
23 Hihoby ny molotro raha mankalaza Anao; ny fanahiko koa izay efa navotanao;
Nakoganga na esengo tango nakoyemba banzembo mpo na lokumu na Yo, pamba te okangoli bomoi na ngai.
24 Ary ny lelako hitory ny fahamarinanao mandrakariva; fa efa menatra sy mangaihay izay mitady hanisy ratsy ahy.
Lolemo na ngai ekotatola tango nyonso misala ya bosembo na Yo, pamba te bato oyo balukaka pasi na ngai bayokisami soni mpe basambwe.

< Salamo 71 >