< Salamo 61 >

1 Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Nataon’ i Davida. Henoy ny fitarainako, Andriamanitra ô; tandremo ny fivavako.
Sikia kulia kwangu, shughulikia maombi yangu.
2 Any am-paran’ ny tany no hiantsoako Anao raha reraka ny foko; ento aho ho any amin’ ny vatolampy izay avo ka tsy tratro;
Kutokea mwisho wa nchi nitakuita wewe wakati moyo wangu umeelemewa; uniongoze kwenye mwamba ulio juu kuliko mimi.
3 Fa aroko Hianao sy tilikambo mafy handosirako ny fahavalo.
Maana wewe umekuwa kimbilio langu la usalama, nguzo imara dhidi ya adui.
4 Aoka hitoetra ao an-tranonao mandrakizay aho; aoka hialoka ao ambanin’ ny fanomban’ ny elatrao aho,
Uniache niishi hemani mwako milele! Nipate kimbilio salama chini ya makazi ya mbawa zako. (Selah)
5 Fa Hianao, Andriamanitra ô efa nandre ny voadiko; efa nomenao ahy ny lovan’ izay matahotra ny anaranao.
Kwa kuwa wewe, Mungu, umesikia viapo vyangu, wewe umenipa mimi urithi wa wale wanao liheshimu jina lako.
6 Halavao ny andron’ ny mpanjaka; aoka ny taonany hahatratra ny taranaka maro.
Wewe utaongeza maisha ya mfalme; miaka yake itakuwa kama vizazi vingi.
7 Aoka hitoetra eo anatrehan’ Andriamanitra mandrakizay izy; famindram-po sy fahamarinana no tendreo hiaro azy;
Yeye atabakia mbele ya Mungu milele.
8 Ka dia izany no hankalazako ny anaranao mandrakizay, mba hanefako isan’ andro ny voadiko.
Nitaliimbia sifa jina lako milele ili kwamba niweze kufanya viapo vyangu kila siku.

< Salamo 61 >