< Salamo 15 >

1 Salamo nataon’ i Davida.
Nkosi, ngubani ozahlala ethenteni lakho? Ngubani ozakwakha entabeni yakho engcwele?
2 Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao izay mahitsy, sady misaintsaina ny marina ny fony;
Ngulowo ohamba ngobuqotho, lowenza okulungileyo, lokhuluma iqiniso enhliziyweni yakhe,
3 Tsy manendrikendrika amin’ ny lelany, sady tsy manisy ratsy ny sakaizany, ary tsy manao izay hahafa-baraka ny namany,
ongahlebiyo ngolimi lwakhe, ongenzi okubi kumngane wakhe, longaphakamiseli umakhelwane wakhe ihlazo;
4 Tsy manaja ny ratsy fanahy, fa manome voninahitra ny matahotra an’ i Jehovah; tsy mivadika amin’ ny fianianany, na dia maningotra ny tenany aza,
olahliweyo uyenyanyeka emehlweni akhe, kodwa uyabahlonipha abayesabayo iNkosi; ofunga ngokuzilimaza, kodwa kaphenduki,
5 Sady tsy mampihana ny volany, na mandray kolikoly hanameloka ny marina, ― izay mitandrina izany dia tsy mba hangozohozo mandrakizay.
onganiki imali yakhe ukuthi azuze inzuzo, longemukeli umvuzo wokuthengwa ngongelacala. Owenza lezizinto kayikunyikinywa kuze kube nininini.

< Salamo 15 >