< Salamo 144 >

1 Nataon’ i Davida.
Y Salmon David. BENDITO si Yuus y achojo, ni y jafanagüe y canaejo para uguera, yan y calalotjo para umumo.
2 Izay Mpiantra sy batery fiarovana ho ahy sady fiarovana avo sy Mpanafaka ahy, Ary ampingako sy fialofako, Izay mahafolaka ny vahoakako hanoa ahy
Y minaaseco yan y guimegüeco y iyoco tore na taquilo, yan y munalibreyo; y patangjo, yan y anae juangocoyo; ni y pumolo y taotaojo gui papajo.
3 Jehovah ô, inona ny olona, no iahianao azy? Ary ny zanak’ olombelona, no iheveranao azy?
Jeova, jafa y taotao na unatituye y tiningoña? pat y lajin taotao na uncuecuenta güe?
4 Ny olona dia tahaka ny zava-poana, Ny androny dia tahaka ny aloka mihelina.
Y taotao parejoja yan y jinaja; y jaaniña parejoja yan y anineng ni y malofan.
5 Jehovah ô, aondreho ny lanitrao, ka midìna; Tendreo ny tendrombohitra, dia hidonaka ireny.
Natalagpapa, y langetmo, O Yuus, ya tunogjao papa: pacha y egso sija ya ufanaso.
6 Ampitselatselaro ny helatra, ka ampielezo ireo; Alefao ny zana-tsipìkanao, ka ampifanaritaho ireo;
Fanyute ni y lamlam ya ufanchinalapon sija: nafanogcha y flechamo, ya ufaninestotba sija.
7 Ahinjiro avy any ambony ny tananao; Afaho aho, ka vonjeo amin’ ny rano be, Dia amin’ ny tanan’ ny hafa firenena,
Estira y canaemo guinin jilo; rescatayo yan nalibreyo gui manadan janom, gui canae y manaotao juyong.
8 Izay miteny zava-poana amin’ ny vavany, Ary ny tànany ankavanana dia tanana ankavanana mamitaka.
Ni y pachotñija manguecuentos banida, ya y agapa na canaeñija, y dacon na canae agapa.
9 Andriamanitra ô, hihira fihiram-baovao ho Anao aho; Amin’ ny valiha tory folo no hankalazako Anao,
Jucantaye jao ni y nuebo na canta, O Yuus: y guitala, ni y dies cuetdasña nae jucantaye jao ni y alabansa sija.
10 Izay manome famonjena ho an’ ireo mpanjaka, Sady mamonjy an’ i Davida mpanompony tsy ho voan’ ny sabatra mandratra.
Güiya ayo y mannae satbasion gui ray sija: ni janalibre si David ni y tentagoña gui gosnalamen na espada.
11 Afaho aho, ka vonjeo amin’ ny tanan’ ny hafa firenena, Izay miteny zava-poana amin’ ny vavany, Ary ny tànany ankavanana dia tanana ankavanana mamitaka;
Rescatayo ya nalibreyo gui canae y manaotao juyong, ni y pachotñija manguecuentos banida, ya y agapa na canaeñija y dacon na canae agapa.
12 Mba ho tahaka ny zava-maniry maroroka ny zanakai-lahy, Ary ho tahaka ny vato fehizoro voasoratra tsara toy ny fomban’ ny lapan’ andriana ny zanakai-vavy.
Ya y famaguonmame lalaje ufantaegüije y tinanom yanguin mandoco ya mangajulo gui pinatgonñija; ya y jaganmame ufantaegüije y mapopolo gui punta na acho, ni y malabla taegüije y palasyo.
13 Ho feno ny trano fitehirizanay, ka hisy vokatra betsaka samy hafa karazana; Hiteraka arivoarivo sy alinalina ny ondrinay any an-tsahanay;
Ya y lanchonmame bula, mannae todo clasen güinaja: ya gamame quinilo ufanmañago mit yan dies mit gui fangualuanmame.
14 Hahazaka be ny ombinay, Ary tsy hisy ho rava, na ho lasan-ko babo, Sady tsy hisy fitarainana any an-dalambenay.
Ya y gamame nobiyo sija ufanmangotga mauleg; ya chañija rumorompe jalom ni juyong, ya taya inagang pot pinite gui cayenmame.
15 Sambatra ny firenena izay tahaka izany; Eny, sambatra ny firenena izay manana an’ i Jehovah ho Andriamaniny.
Mandichoso ayo sija na taotao y manguaja ni este: Junggan, mandichoso ayo sija na taotao ni y Yuusñija si Jeova.

< Salamo 144 >