< Salamo 141 >
1 Salamo nataon’ i Davida.
Nzembo ya Davidi. Yawe, nazali kobelela Yo; yaka noki epai na ngai! Yoka mongongo na ngai, wana nazali kobelela Yo!
2 Aoka hankeo anatrehanao mandrakariva toy ny ditin-kazo manitra ny fivavako, Ary ho toy ny fanatitra hariva ny fanandratako ny tanako.
Liboso na Yo, tika ete libondeli na ngai ezala lokola mbeka ya malasi, mpe botombwami ya maboko na ngai ezala lokola mbeka ya pokwa!
3 Jehovah ô, asio fiambenana eo anoloan’ ny vavako; Ambeno ny varavaran’ ny molotro.
Yawe, kengela monoko na ngai, batela malamu ekuke ya bibebu na ngai!
4 Aza avela hirona ho amin’ ny zava-dratsy ny foko, Hiray raharaha amin’ ny olona mpanao ratsy hanao izay asa tsy mety; Ary aoka tsy hihinana ny zava-piny aho.
Kotindika motema na ngai te na mabe, mpo ete namipesa te na mobulu elongo na bato ya misala mabe mpe nalia bilei te elongo na bango.
5 Aoka ny marina hamely ahy amin’ ny fahalemen-panahy ka hananatra ahy, Fa diloilo ahosotra ny lohako izany, ary aoka tsy handà izany ny lohako; Fa ny hany heriko dia ny mbola hivavaka ihany noho ny faharatsian’ ireny.
Soki moto ya sembo abeti ngai, ezali elembo ya bolingo; soki apameli ngai, ezali mafuta na moto na ngai; moto na ngai ekoboya yango te. Kasi libondeli na ngai ekotelemelaka bato ya misala mabe.
6 Havarina amin’ ny hantsam-bato ny mpitsara azy, Dia hankasitraka ny teniko ny olona.
Tika ete bilombe na bango babwakama na mabanga; na bongo, maloba na ngai ekoyokana, pamba te ezali kitoko.
7 Toy ny fiasa sy ny fihevo ny tany No nanelezana ny taolanay teo am-bavan’ ny fiainan-tsi-hita. (Sheol )
Lokola tango babalolaka mpe batimolaka mabele, mikuwa na biso epanzani liboso ya mboka ya bakufi. (Sheol )
8 Fa Hianao no andrandrain’ ny masoko, Jehovah Tompo ô; Hianao no ialofako, aza mandatsaka ny aiko.
Yawe, Nkolo na ngai, miso na ngai ebaluki mpo na kotala Yo; nazali kobombama kati na Yo, kotindika ngai na kufa te!
9 Arovy aho amin’ ny fandrika amandrihany ahy Sy amin’ ny tadivavaran’ ny mpanao ratsy.
Batela ngai mpo ete nakangama te na motambo na bango mpe nakweya te na mabulu ya bato ya misala mabe.
10 Aoka ny ratsy fanahy ho latsaka eo anatin’ ny fandriny ihany, Fa izaho kosa handalo fotsiny.
Tika ete bato mabe bakangama na mitambo na bango moko, mpe ete ngai naleka na kimia!