< Salamo 130 >
Toka ndani yangu ninakulilia, Yahwe.
2 Tompo ô, henoy ny feoko; Aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon’ ny fifonako.
Bwana, usikie sauti yangu; masikio yako na yasikie kwa makini kuomba kwangu kwa ajili ya huruma.
3 Raha mandinika heloka Hianao, Jehovah ô, Iza no hahajanona, Tompo ô?
Kama wewe, Yahwe, ungehesabu maovu, Bwana, ni nani angesimama?
4 Fa eo aminao no misy ny famelan-keloka, Mba hatahorana Anao.
Lakini kwako kuna msamaha, ili uweze kuheshimiwa.
5 Niandry an’ i Jehovah aho; eny, niandry Azy ny fanahiko, Ary ny teniny no nanantenako.
Ninamngoja Yahwe, nafsi yangu inasubiri, na katika neno lake ninatumainia.
6 Ny fanahiko miandry ny Tompo Mihoatra noho ny fiandrin’ ny mpiambina ny maraina, Dia ny fiandrin’ ny mpiambina ny maraina.
Nafsi yangu inamngoja Bwana kuliko mlinzi aingojavyo asubuhi.
7 Manantenà an’ i Jehovah, ry Isiraely; Fa eo amin’ i Jehovah no misy famindram-po sy fanavotana be;
Israeli, umtumainie yahwe. Yahwe ni wenye huruma, na yuko tayari kusamehe.
8 Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin’ ny helony rehetra.
Ni yeye ambaye ataikomboa istaeli dhidi ya dhambi zake zote.