< Salamo 125 >

1 Fihirana fiakarana.
O KA poe hilinai aku ia Iehova, E like no lakou me ka mauna o Ziona, Aole ia e naue, e noho mau loa no.
2 Tahaka ny tendrombohitra manodidina an’ i Jerosalema No anodidinan’ i Jehovah ny olony Hatramin’ izao ka ho mandrakizay
Ua puni o Ierusalema i na mauna, Pela o Iehova e hoopuni ai i kona poe kanaka, Mai keia wa aku, a i ka manawa pau ole.
3 Fa tsy hitoetra eo amin’ ny anjaran’ ny marina ny tehim-panjakan’ ny ratsy fanahy, Fandrao ny marina haninjitra ny tànany hanendry zava-dratsy.
Aole e waihoia ke kookoo o ka poe hewa, Ma ka puu o ka poe pono; O kau aku ka poe pono i ko lakou lima ma ka hewa.
4 Jehovah ô, manaova soa amin’ ny tsara Sy ny mahitsy fo.
E hana maikai mai oe, e Iehova, i ka poe maikai, A i ka poe hoi i pololei ma ko lakou naau.
5 Fa izay mivily ho amin’ ny sakeli-dalana mivilivily Dia horoahin’ i Jehovah miaraka amin’ ny mpanao ratsy anie. Fiadanana anie ho amin’ ny Isiraely.
O ka poe kapae ma ko lakou ala keekee, E alakai pu aku no o Iehova ia lakou me ka poe hana lapuwale; A he malu no maluna o ka Iseraela.

< Salamo 125 >