< Salamo 122 >

1 Fihirana fiakarana. Nataon’ i Davida.
Nilifurahi waliponiambia, “Na twende kwenye Nyumba ya Yahwe.”
2 Ny tongotray efa mijoro Eo anatin’ ny vavahadinao, ry Jerosalema ô,
Ee Yerusalemu, miguu yetu imesimama ndani ya malango yako!
3 Dia ianao ry Jerosalema, izay efa vita Tahaka ny tanàna efa voalamina tsara;
Ee Yerusalemu, uliojengwa kama mji uliopangiliwa kwa umakini!
4 Any no iakaran’ ny firenena, Dia ireo firenen’ i Jehovah (Lalàna amin’ ny Isiraely izany). Mba hisaotra ny anaran’ i Jehovah.
Makabila huenda juu Yerusalemu, makabila ya Yahwe; kama ushuhuda wa Israeli, kulishukuru jina la Yahwe.
5 Fa any no misy seza fitsarana mipetraka, Dia ny seza fiandrianan’ ny mpianakavin’ i Davida.
Huko viliwekwa viti vya hukumu, viti vya enzi vya nyumba ya Daudi.
6 Mangataha fiadanana ho an’ i Jerosalema; Hambinina anie izay tia anao;
Ombeni kwa ajili ya amani ya Yerusalemu! “Wote wakupendao wawe na amani.
7 Fiadanana anie ho ao anatin’ ny mandanao; Fanambinana anie ho ao an-dapanao
Amani iwepo ndani ya kuta zako ili ikutetee, na wawe na amani ndani ya ngome zako.”
8 Noho ny rahalahiko sy ny namako No hanaovako hoe Fiadanana anie ho ao anatinao.
Kwa ajili ya ndugu zangu na rafiki zangu nitasema, “Amani iwe ndani yenu.”
9 Noho ny tranon’ i Jehovah Andriamanitsika Dia hitady izay hahatsara anao aho.
Kwa ajili ya Yahwe Mungu wetu, nitatafuta mema kwa ajili yako.

< Salamo 122 >