< Salamo 116 >
1 Izaho tia an’ i Jehovah, satria efa nandre Ny feon’ ny fifonako Izy.
Nalingaka Yawe, pamba te ayokaka mongongo mpe mabondeli na ngai.
2 Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy, Dia hiantso aho, raha mbola velona koa.
Ayokaki ngai; boye nakobelela Ye bomoi na ngai mobimba.
3 Nihodidina tamiko ny famatoran’ ny fahafatesana, Ary nahazo ahy ny fahorian’ ny fiainan-tsi-hita; Nahita fahoriana sy alahelo aho. (Sheol )
Minyololo ya kufa ezingelaki ngai, somo ya mboka ya bakufi ekangaki ngai; nakomaki moto ya pasi mpe ya mawa. (Sheol )
4 Dia niantso ny anaran’ i Jehovah hoe aho: Jehovah ô, mifona aminao aho, vonjeo ny fanahiko.
Kasi nabelelaki Kombo ya Yawe: « Yawe, nabondeli Yo, bikisa ngai! »
5 Mamindra fo sy marina Jehovah Eny, miantra Andriamanitsika.
Yawe asalaka ngolu mpe azali sembo, Nzambe na biso ayokelaka bato mawa.
6 Miaro ny kely saina Jehovah; Reraka aho, dia namonjy ahy Izy.
Yawe abatelaka bato oyo bazangi mayele. Nalembaki nzoto, kasi abikisi ngai.
7 Miverena ho amin’ ny fitsaharanao, ry fanahiko, Fa Jehovah efa nanisy soa anao,
Molimo na ngai, zongela kimia na yo, pamba te Yawe asaleli yo bolamu.
8 Dia namonjy ny fanahiko tamin’ ny fahafatesana Hianao Sy ny masoko tamin’ ny ranomaso Ary ny tongotro tamin’ ny fahatafintohinana.
Solo, okangoli ngai na kufa, okawusi mpinzoli na ngai mpe obateli makolo na ngai ete ekweya te.
9 Handeha eo anatrehan’ i Jehovah Eo amin’ ny tanin’ ny velona aho.
Nakotambola liboso ya Yawe kati na mokili ya bato ya bomoi.
10 Nino aho; hiteny tokoa aho; Mahantra indrindra aho.
Solo, nazalaka na elikya, ezala soki nalobaka: « Nazali moto na pasi makasi. »
11 Hoy izaho tamin’ ny fahatairako; Mpandainga ny olona rehetra.
Kati na mitungisi na ngai, nazalaki komilobela: « Bato nyonso bazali bakosi. »
12 Inona no havaliko an’ i Jehovah Noho ny soa rehetra nataony tamiko?
Nini nakoki kozongisela Yawe mpo na bolamu na Ye nyonso epai na ngai?
13 Handray ny kapoaky ny famonjena aho Ka hiantso ny anaran’ i Jehovah.
Nakotombola kopo ya elonga mpe nakobelela Kombo ya Yawe.
14 Hanefa ny voadiko amin’ i Jehovah aho. Eny, eo anatrehan’ ny olony rehetra.
Nakokokisa bandayi na ngai epai na Yawe na miso ya bato na Ye nyonso.
15 Zava-dehibe eo imason’ i Jehovah Ny fahafatesan’ ny olony masìna.
Kufa ya bayengebene ya Yawe ezali na motuya makasi na miso na Ye.
16 Indrisy! Jehovah ô, mpanomponao tokoa aho, Eny, mpanomponao sady zanaky ny ankizivavinao; Namaha ny fatorako Hianao.
Yawe, yoka ngai, nazali mosali na Yo. Nazali mosali na Yo, mwana mobali ya mwasi mosali na Yo. Ofungoli minyololo oyo ekangaki ngai.
17 Hianao no haterako fanati-pisaorana, Ary ny anaran’ i Jehovah no hantsoiko.
Nakobonzela Yo mbeka mpo na kozongisa matondi, mpe nakobelela Kombo ya Yawe.
18 Hanefa ny voadiko amin’ i Jehovah aho, Eny, eo anatrehan’ ny olony rehetra,
Nakokokisa bandayi na ngai epai na Yawe na miso ya bato na Ye nyonso,
19 Dia eo an-kianjan’ ny tranon’ i Jehovah, Eo afovoanao, ry Jerosalema ô. Haleloia.
kati na lopango ya Tempelo ya Yawe; kati na yo, Yelusalemi. Bokumisa Yawe!