< Salamo 101 >
1 Salamo nataon’ i Davida.
E OLI no wau i ka lokomaikai, a me ka hoopono; Ia oe no wau, e Iehova, e hoolea aku ai.
2 Hitandrina ny lalana marina aho; Rahoviana no ho tonga atỳ amiko Hianao? Handeha amin’ ny fahitsian’ ny foko ao anatin’ ny tranoko aho.
E hana naauno no wau ma ka aoao o ka pono. Ahea la oe e hele mai ai ia'u? E holoholo no wau maloko o ko'u hale, Me ka pono o ko'u naau.
3 Tsy hampitoetra zava-dratsy eo anoloan’ ny masoko aho; Halako ny mivadika, Tsy hikambana amiko izany.
Aole au e kau i ka hewa imua o ko'u mau maka; Ua inaina aku au i ka mea hana ino, Aole ia e pili mai ia'u.
4 Ny fo maditra hiala amiko; Tsy hankasitraka iza ratsy aho,
E haalele anauei ka naau kekee ia'u, Aole au e ike aku i ke kanaka hewa.
5 Izay manendrikendrika ny namany mangingina dia hofongorako; Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po;
O ka mea ahiahi malu i kona hoalauna, Oia ka'u e hooki aku; O ka mea maka hookiekie, a naau hookano hoi, Aole au e hoomanawanui ia ia.
6 Ny masoko hijery izay olo-mahatoky amin’ ny tany mba hitoerany ato amiko; Izay mandeha amin’ ny lalana marina no hanompo ahy.
Aia uo ko'u mau maka ma ka poe oiaio o ka aina, I noho mai ai lakou me au. O ka mea hele ma ka aoao o ka pono, Nana no e hookauwa mai na'u.
7 Tsy mba hitoetra ao anatin’ ny tranoko izay manao fitaka; Tsy mba hijanona eo anoloan’ ny masoko izay milaza lainga.
Aole e noho iloko o ko'u hale ka mea hana hoopunipuni; Aole e noho ma ko'u alo, ka mea olelo wahahee.
8 Haringako isa-maraina ny ratsy fanahy rehetra amin’ ny tany, Mba hofongorako ny mpanao ratsy rehetra tsy ho ao an-tanànan’ i Jehovah.
E hooki koke no wau i ka poe hewa a pau o ka aina, I hoopau wau i ka poe hana hewa a pau, Mai ke kulanakauhale o Iehova aku.