< Ohabolana 22 >

1 Aleo ho tsara laza toy izay ho be harena, Ary tsara ny fitia noho ny volafotsy sy ny volamena.
Zita rakanaka rinodiwa kwazvo kupfuura pfuma zhinji; kuremekedzwa kuri nani pane sirivha kana goridhe.
2 Mihaona ny manan-karena sy ny malahelo; Fa Jehovah no Mpanao azy roa tonta.
Vapfumi navarombo vakafanana pachinhu ichi: Jehovha ndiye Musiki wavo vose.
3 Ny mahira-tsaina mahatsinjo ny loza ka miery; Fa ny kely saina kosa mandroso ka voa.
Munhu akangwara anoona njodzi agohwanda, asi asina mano anoramba achienda uye agotambudzika nokuda kwaizvozvo.
4 Ny valin’ ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an’ i Jehovah Dia harena sy voninahitra ary fiainana.
Kuzvininipisa nokutya Jehovha kunouyisa pfuma nokukudzwa uye noupenyu.
5 Tsilo sy fandrika no amin’ ny alehan’ ny maditra; Fa izay te-hiaro ny ainy dia manalavitra izany.
Munzira yeakaipa mune minzwa nemisungo, asi uyo anochengeta mweya wake anogara kure nazvo.
6 Zaro amin’ izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’ izany.
Rovedza mwana munzira yaanofanira kufamba nayo, uye kana achinge akura haazotsauki kubva pairi.
7 Ny manan-karena dia manapaka ny malahelo, Ary izay misambotra dia mpanompon’ ny mampisambotra.
Mupfumi anobata ushe pamusoro pomurombo, uye anokwereta anova muranda weanokweretesa.
8 Izay mamafy heloka dia hijinja fahoriana, Ary ho levona ny tsorakazon’ ny fahatezerany.
Uyo anodyara kuipa anokohwa dambudziko, uye tsvimbo yokutsamwa kwake ichaparadzwa.
9 Izay manana maso miantra hotahina, Satria anomezany ho an’ ny malahelo ny haniny.
Munhu anopa zvakawanda acharopafadzwa, nokuti anopa varombo zvokudya zvake.
10 Roahy ny mpaniratsira, dia ho afaka ny fifandirana, Eny, hitsahatra ny ady sy ny fahafaham-baraka.
Dzinga museki, kukakavara kunobva kwaendawo; kupopotedzana nokutukana kunoguma.
11 Izay tia fahadiovam-po, dia milaza soa ny molony. Sady sakaizan’ ny mpanjaka izy.
Uyo anoda mwoyo wakachena uye anotaura zvakanaka, achava shamwari yamambo.
12 Ny mason’ i Jehovah miaro ny manam-pahalalana; Fa ny tenin’ ny mpivadika dia foanany.
Meso aJehovha anorinda zivo, asi anokonesa mashoko omunhu asina kutendeka.
13 Hoy ny malaina: Misy liona any ivelany; Ho fatin’ ny sasany any an-dalambe aho.
Simbe inoti, “Panze pane shumba,” kana kuti, “Ndinourayiwa munzira!”
14 Ny vavan’ ny vehivavy jejo dia lavaka lalina; Izay voaozon’ i Jehovah no ho latsaka ao.
Muromo womukadzi chifeve igomba rakadzika; uyo ari pasi pokutsamwa kwaJehovha achawira mariri.
15 Miraikitra amin’ ny fon’ ny zaza ny hadalana; Fa ny tsorakazo famaizana no hampanalavitra izany aminy.
Upenzi hwakasungirirwa mumwoyo momwana, asi shamhu yokuranga ichahudzingira kure naye.
16 Izay mampahory ny malahelo dia mampitombo ny hareny; Fa izay manome ho an’ ny manana kosa dia mampihena ny hareny.
Uyo anomanikidza varombo kuti awedzere pfuma yake nouyo anopa zvipo kuvapfumi, vose vachava varombo.
17 Atongilano ny sofinao, ka henoy ny tenin’ ny hendry, Ary ampitandremo ny fahalalako ny fonao;
Nyatsoteerera unzwe mashoko omuchenjeri; isa mwoyo wako kumashoko andinokudzidzisa,
18 Fa mahafinaritra raha voatahirinao ao an-kibonao izany, Koa aoka samy ho eo amin’ ny molotrao.
nokuti chinhu chinofadza kana ukaachengeta mumwoyo mako, uye ugare wakagadzirira kuataura ose.
19 Hianao dia ianao no nampahafantariko izany, Mba hitokianao amin’ i Jehovah.
Kuti uvimbe naJehovha, ndinokudzidzisa nhasi, kunyange iyewe.
20 Tsy efa nanoratra zava-tsoa ho anao va aho, Izay misy hevitra tsara sy fahalalana,
Handina kukunyorera zvirevo makumi matatu here, mashoko edzidziso noruzivo,
21 Mba hampahafantariko ny fahamarinan’ ny teny mahatoky ianao, Sy hahazoanao teny holazaina amin’ izay naniraka anao?
kukudzidzisa mashoko echokwadi anovimbika, kuitira kuti ugopa mhinduro dzakafanira kuno uyo akakutuma?
22 Aza manosihosy ny malahelo, saingy malahelo izy; Ary aza dia manifakifa ny ory eo am-bavahady;
Usatorera varombo nokuti varombo, uye usamanikidza vanoshayiwa mudare redzimhosva,
23 Fa Jehovah anie ka hisolo vava azy amin’ ny adiny. Ary hanimba ny ain’ izay manimba azy.
nokuti Jehovha achavarwira pamhaka yavo, uye achapamba vanovapamba.
24 Aza misakaiza amin’ ny olona mora tezitra, Ary aza miara-dia amin’ ny olona foizina,
Usaita ushamwari nomunhu ane hasha, uye usafambidzana nomunhu anokurumidza kutsamwa,
25 Fandrao ianao mianatra ny fanaony Ka mahazo fandrika ho an’ ny ainao.
kuti urege kudzidza tsika dzake, uye urege kuzviteya nomusungo.
26 Aza mety ho isan’ ny mifandray tanana, Na izay mianto-trosa;
Usava munhu anombunda ruoko pamhiko, kana kuzviita rubatso pazvikwereti;
27 Raha tsy manan-kaloa ianao, Nahoana no dia halainy ny lafika andrianao?
kana usina chaungaripa nacho, uchatorerwa mubhedha wako chaiwo, paurere chaipo.
28 Aza manakisaka ny fari-tany ela, Izay naorin’ ny razanao.
Usabvisa dombo romuganhu wakare, wakaiswapo namadzibaba ako.
29 Mahita olona mailaka amin’ ny raharahany va ianao? Eo anatrehan’ ny mpanjaka no hitsanganany, Fa tsy hitsangana eo anatrehan’ ny olona ambany izy.
Unoona munhu ane unyanzvi pabasa rake here? Achashanda pamberi pamadzimambo; haangashandiri vanhu vasina maturo.

< Ohabolana 22 >