< Nomery 2 >
1 Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
Nake Jehova akĩĩra Musa na Harũni atĩrĩ,
2 Samy eo amin’ ny fanevany sy eo amin’ ny faneva kelin’ ny fianakaviany avy no hitobian’ ny Zanak’ Isiraely; manodidina ny trano-lay fihaonana sady manandrify azy no hitobiany.
“Andũ a Isiraeli nĩmambage hema ciao irigiicĩirie Hema-ya-Gũtũnganwo no irĩ haraaya nayo, o mũndũ arĩ harĩa bendera yake ĩrĩ ĩrĩa ĩrĩ na marũũri ma nyũmba yao.”
3 Ary ny hitoby eo amin’ ny lafiny atsinanana, tandrifin’ ny fiposahan’ ny masoandro, dia izay momba ny fanevan’ ny tobin’ i Joda, araka ny antokony; ary ny lohan’ ny taranak’ i Joda dia Nasona, zanak’ i Aminadaba;
Mwena wa irathĩro, kũrĩa riũa rĩrathagĩra-rĩ, nĩho ikundi cia kambĩ ya mũhĩrĩga wa Juda ikaamba hema harĩa bendera yao ĩrĩ. Mũtongoria wa andũ a Juda nĩ Nahashoni mũrũ wa Aminadabu.
4 ary ny miaramilany izay nalamina dia enin-jato amby efatra arivo sy fito alina.
Gĩkundi gĩake nĩ kĩa andũ 74,600.
5 Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen’ Isakara; ary ny lohan’ ny taranak’ Isakara dia Netanela, zanak’ i Zoara;
Mũhĩrĩga wa Isakaru ũkaamba hema ciao mariganĩtie na andũ a Juda. Mũtongoria wa andũ a Isakaru nĩ Nethaneli mũrũ wa Zuaru.
6 ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby efatra arivo sy dimy alina.
Gĩkundi gĩake nĩ kĩa andũ 54,400.
7 Dia vao ny firenen’ i Zebolona; ary ny lohan’ ny taranak’ i Zebolona dia Eliaba, zanak’ i Helona;
Mũhĩrĩga wa Zebuluni nĩguo ũgaacookerera. Mũtongoria wa andũ a Zebuluni nĩ Eliabu mũrũ wa Heloni.
8 ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby fito arivo sy dimy alina.
Gĩkundi gĩake nĩ kĩa andũ 57,400.
9 Ny tontalin’ izay nalamina teo amin’ ny tobin’ i Joda dia efa-jato amby enina arivo sy valo alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no loha-lalana.
Andũ othe arĩa maagaĩirwo gũikara kambĩ ya Juda, kũringana na ikundi ciao-rĩ, nĩ andũ 186,400. Acio nĩo makaamba kuumagara.
10 Ary ny fanevan’ ny tobin’ i Robena no ho eo amin’ ny lafiny atsimo, araka ny antokony; ary ny lohan’ ny taranak’ i Robena dia Elizora, zanak’ Sedeora;
Mwena wa gũthini nĩho ikundi cia kambĩ ya mũhĩrĩga wa Rubeni igaakorwo, harĩa bendera yao ĩrĩ. Mũtongoria wa andũ a Rubeni nĩ Elizuru mũrũ wa Shedeuru.
11 ary ny miaramilany izay nalamina dia diman-jato amby enina arivo sy efatra alina.
Gĩkundi gĩake nĩ kĩa andũ 46,500.
12 Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen’ i Simeona; ary ny lohan’ ny taranak’ i Simeona dia Selomiela, zanak’ i Zorisaday;
Mũhĩrĩga wa Simeoni ũkaamba hema ciao mariganĩtie na Rubeni. Mũtongoria wa andũ a Simeoni nĩ Shelumieli mũrũ wa Zurishadai.
13 ary ny miaramilany izay nalamina dia telon-jato amby sivy arivo sy dimy alina.
Gĩkundi gĩake nĩ kĩa andũ 59,300.
14 Dia vao ny firenen’ i Gada; ary ny lohan’ ny taranak’ i Gada dia Eliasafa, zanak’ i Roela;
Mũhĩrĩga wa Gadi nĩguo ũgũcookerera. Mũtongoria wa andũ a Gadi nĩ Eliasafu mũrũ wa Deueli.
15 ary ny miaramilany izay nalamina dia dimam-polo amby enin-jato sy dimy arivo sy efatra alina.
Gĩkundi gĩake nĩ kĩa andũ 45,650.
16 Ny tontalin’ izay nalamina teo amin’ ny tobin’ i Robena dia dimam-polo amby efa-jato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha faharoany.
Andũ othe arĩa magaĩirwo gũikara kambĩ ya Rubeni, kũringana na ikundi ciao-rĩ, nĩ andũ 151,450. Acio nĩo magaatuĩka a keerĩ kuumagara.
17 Dia handroso ny trano-lay fihaonana sy ny tobin’ ny Levita, eo afovoan’ ny toby rehetra; ka araka ny itobiany ihany no handrosoany, samy eo amin’ ny filaharany avy, araka ny fanevany.
Nayo Hema-ya-Gũtũnganwo na kambĩ ya Alawii moimagare marĩ gatagatĩ ga kambĩ icio ingĩ. Makoimagara marũmanĩrĩire kũringana na ũrĩa hema cia kambĩ ciao ciambĩtwo, o kambĩ ĩrĩ handũ hayo nyene o harĩa bendera yao ĩrĩ.
18 Ary ny fanevan’ ny tobin’ i Efraima, araka ny antokony, dia ho eo amin’ ny lafiny andrefana; ary ny lohan’ ny taranak’ i Efraima dia Elisama, zanak’ i Amihoda;
Mwena wa ithũĩro nĩkuo ikundi cia kambĩ ya mũhĩrĩga wa Efiraimu igũkorwo, o harĩa bendera yao ĩrĩ. Mũtongoria wa andũ a Efiraimu nĩ Elishama mũrũ wa Amihudu.
19 ary ny miaramilany izay nalamina dia diman-jato amby efatra alina.
Gĩkundi gĩake nĩ kĩa andũ 40,500.
20 Ary ny firenen’ i Manase ho eo anilany; ary ny lohan’ ny taranak’ i Manase dia Gamaliela, zanak’ i Pedazora;
Mũhĩrĩga wa Manase nĩguo ũkũrigania nao. Mũtongoria wa andũ a Manase nĩ Gamalieli mũrũ wa Pedazuru.
21 ary ny miaramilany izay nalamina dia roan-jato amby roa arivo amby telo alina.
Gĩkundi gĩake nĩ kĩa andũ 32,200.
22 Dia vao ny firenen’ i Benjamina; ary ny lohan’ ny taranak’ i Benjamina dia Abidana, zanak’ i Gideony;
Mũhĩrĩga wa Benjamini nĩguo ũgũcookerera. Mũtongoria wa andũ a Benjamini nĩ Abidani mũrũ wa Gideoni.
23 ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby dimy arivo amby telo alina.
Gĩkundi gĩake nĩ kĩa andũ 35,400.
24 Ny tontalin’ izay nalamina teo amin’ ny tobin’ i Efraima dia zato amby valo arivo sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha fahatelony.
Andũ othe arĩa maagaĩirwo gũikara kambĩ ya Efiraimu, kũringana na ikundi ciao-rĩ, nĩ andũ 108,100. Acio nĩo marĩthiiaga marĩ a gatatũ.
25 Ary ny fanevan’ ny tobin’ i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin’ ny lafiny avaratra; ary ny lohan’ ny taranak’ i Dana dia Ahiezera, zanak’ i Amisaday;
Mwena wa gathigathini nĩkuo ikundi cia kambĩ ya mũhĩrĩga wa Dani igũkorwo, harĩa bendera yao ĩrĩ. Mũtongoria wa andũ a Dani nĩ Ahiezeri mũrũ wa Amishadai.
26 ary ny miaramilany izay nalamina dia fiton-jato amby roa arivo sy enina alina.
Gĩkundi gĩake nĩ kĩa andũ 62,700.
27 Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen’ i Asera; ary ny lohan’ ny taranak’ i Asera dia Pagiela, zanak’ i Okrana;
Mũhĩrĩga wa Asheri ũkaamba hema ciao mariganĩtie nao. Mũtongoria wa andũ a Asheri nĩ Pagieli mũrũ wa Okirani.
28 ary ny miaramilany izay nalamina dia dimam-jato amby arivo sy efatra alina.
Gĩkundi gĩake nĩ kĩa andũ 41,500.
29 Dia vao ny firenen’ i Naftaly; ary ny lohan’ ny taranak’ i Naftaly dia Ahira, zanak’ i Enana;
Mũhĩrĩga wa Nafitali nĩguo ũgũcookerera. Mũtongoria wa andũ a Nafitali nĩ Ahira mũrũ wa Enani.
30 ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby telo arivo sy dimy alina.
Gĩkundi gĩake nĩ kĩa andũ 53, 400.
31 Ny tontalin’ izay nalamina teo amin’ ny tobin’ i Dana dia enin-jato amby fito arivo sy dimy alina sy iray hetsy. Dia ireo kosa no vodi-lalana.
Andũ othe arĩa magaĩirwo gũikara kambĩ ya Dani nĩ andũ 157,600. Acio nĩo magaakorwo marĩ a mũthia kuumagara, marĩ harĩa bendera ciao irĩ.
32 Ireo no nalamina avy tamin’ ny Zanak’ Isiraely, araka ny fianakaviany; ny tontalin’ izay nalamina tamin’ ny toby rehetra, araka ny antokony, dia dimam-polo amby dimanjato amby telo arivo sy enina hetsy.
Acio nĩo andũ a Isiraeli, arĩa maatarirwo kũringana na nyũmba ciao. Arĩa othe maarĩ kambĩ-inĩ kũringana na ikundi ciao-rĩ, maarĩ andũ 603,550.
33 Fa ny Levita dia tsy mba niaraka nalamina tamin’ ny Zanak’ Isiraely, araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.
No rĩrĩ, Alawii matiataranĩirio na andũ arĩa angĩ a Isiraeli, ta ũrĩa Jehova aathĩte Musa.
34 Ary ny Zanak’ Isiraely dia nanao araka izay rehetra efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy ka nitoby araka ny fanevany avy, ary samy nandroso araka ny fokony avy sy ny fianakaviany avy izy.
Nĩ ũndũ ũcio andũ a Isiraeli magĩĩka maũndũ mothe marĩa Jehova aathĩte Musa, na tondũ ũcio maambire hema harĩa bendera ciao ciarĩ, na ũguo noguo moimagarire, o mũtongoria na andũ a mũhĩrĩga wake na nyũmba yake.