< Nomery 10 >

1 Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Jehova akĩĩra Musa atĩrĩ:
2 Manaova trompetra volafotsy roa ho anao; voasana no hanaovanao azy; dia ho fiantsoanao ny fiangonana sy ho fampiainganao ny toby ireo.
“Thondeka tũrumbeta twĩrĩ, ũtũthondeke na betha ndure, tũhũthagĩrwo gwĩtaga kĩrĩndĩ hamwe, o na twa gwĩta andũ moime kambĩ moimagare mathiĩ.
3 Ary raha tsofina avokoa ireo, dia hivory eo aminao, eo anoloan’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana, ny fiangonana rehetra.
Hĩndĩ ĩrĩa tũrumbeta tweerĩ twahuhwo hamwe, kĩrĩndĩ gĩothe gĩkongana harĩwe hau itoonyero-inĩ rĩa Hema-ya-Gũtũnganwo.
4 Fa raha ny iray ihany no tsofina, dia ny lohan’ ny firenena, izay mpifehy arivo amin’ ny Isiraely, ihany no hivory eo aminao.
Angĩkorwo no karumbeta kamwe kahuhwo-rĩ, atongoria, nĩo anene a mbarĩ cia Isiraeli, nĩo marĩũnganaga harĩwe.
5 Fa raha mitsoka ho fampitairana ianareo, dia hiainga ny toby izay mitoetra eo atsinanana.
Rĩrĩa karumbeta kahuhwo na mũgambo mũnene, mĩhĩrĩga ĩrĩa ĩikarĩte mwena wa irathĩro ĩkoimagara.
6 Ary raha mitsoka ho fampitairana fanindroany ianareo, dia hiainga ny toby izay mitoetra eo atsimo; fampitairana no hatao fiaingany.
Karumbeta ga keerĩ kahuhwo na mũgambo mũnene, andũ a kambĩ cia mwena wa gũthini makoimagara. Mũgambo ũcio mũnene nĩguo kĩmenyithia gĩa kuumagara.
7 Fa raha hampivory ny fiangonana kosa ianareo, dia hitsoka fotsiny, fa tsy hanao fampitairana.
Nĩgeetha kĩrĩndĩ kĩũngane-rĩ, huhagai tũrumbeta, no ti na mĩhuhĩre ta ĩyo ĩngĩ.
8 Ary ireo mpisorona, zanak’ i Arona, no hitsoka ny trompetra; dia ho lalàna mandrakizay ho anareo hatramin’ ny taranakareo fara mandimby izany.
“Ariũ a Harũni, acio athĩnjĩri-Ngai, nĩo marĩhuhaga tũrumbeta tũu. Ũndũ ũcio ũtuĩke watho wa gũtũũrio nĩ inyuĩ na njiarwa iria igooka.
9 Ary raha misy ady eo amin’ ny taninareo, ka mandeha hiady amin’ ny fahavalo izay mampahory anareo ianareo, dia hitsoka ireo trompetra ireo ho fampitairana, dia hotsarovana eo anatrehan’ i Jehovah Andriamanitrareo ianareo ka hovonjena amin’ ny fahavalonareo.
Rĩrĩa mũgũthiĩ mbaara ĩrĩ bũrũri wanyu kĩũmbe mũkarũe na thũ iria imũhinyagĩrĩria-rĩ, huhagai tũrumbeta na mũgambo mũnene. Hĩndĩ ĩyo Jehova Ngai wanyu nĩakamũririkana na amũhonokie kuuma kũrĩ thũ cianyu.
10 Ary amin’ ny andro fifalianareo, sy amin’ ny fotoam-pivavahanareo, ary amin’ ny voaloham-bolanareo no hitsofanareo ny trompetra, raha manao ny fanatitra doranareo sy ny fanati-pihavananareo; dia ho fahatsiarovana ho anareo izany eo anatrehan’ Andriamanitrareo: Izaho Jehovah no Andriamanitrareo.
Ningĩ mahinda manyu ma gũkena, nĩmo ma ciathĩ cianyu iria njathane, na ciathĩ cia Karũgamo ka Mweri, nĩ mũrĩhuhaga tũrumbeta nĩ ũndũ wa maruta ma njino na maruta ma ũiguano, na nĩmo magaatuĩka kĩririkano kĩanyu mbere ya Ngai wanyu. Niĩ nĩ niĩ Jehova Ngai Wanyu.”
11 Ary tamin’ ny andro faharoa-polo tamin’ ny volana faharoa, tamin’ ny taona faharoa, no niakaran’ ny rahona niala teo ambonin’ ny tabernakelin’ ny Vavolombelona.
Mũthenya wa mĩrongo ĩĩrĩ wa mweri wa keerĩ mwaka-inĩ wa ĩĩrĩ, itu nĩrĩeherire kuuma hema-inĩ ĩrĩa nyamũre ya Ũira.
12 Dia niainga tany an-efitr’ i Sinay ny Zanak’ Isiraely ka nandroso, ary ny rahona nijanona tany an-efitra Parana.
Nao andũ a Isiraeli makiumagara kuuma Werũ wa Sinai magĩthiĩ kuuma handũ hamwe nginya harĩa hangĩ, o nginya rĩrĩa itu rĩu rĩarũgamire Werũ-inĩ wa Parani.
13 Dia izany no niaingany voalohany araka ny didin’ i Jehovah izay nampitondrainy an’ i Mosesy.
Nao makiumagara, arĩ riita rĩa mbere, o ta ũrĩa Jehova aathĩte Musa.
14 Ary ny fanevan’ ny tobin’ ny taranak’ i Joda no niainga voalohany araka ny antokony, ary Nasona, zanak’ i Aminadaba, no mpifehy ny antokony.
Ikundi cia kambĩ ya Juda nĩcio cioimagarire mbere, irũmĩrĩire bendera yao. Nake Nahashoni mũrũ wa Aminadabu nĩwe warĩ mũtongoria wao.
15 Ary Netanela, zanak’ i Zoara, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ Isakara.
Nethaneli mũrũ wa Zuaru nĩwe warĩ mũtongoria wa gĩkundi kĩa mũhĩrĩga wa Isakaru,
16 Ary Eliaba, zanak’ i Helona, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ i Zebolona.
nake Eliabu mũrũ wa Heloni nĩwe warĩ mũtongoria wa gĩkundi kĩa mũhĩrĩga wa Zebuluni.
17 Dia nahorona ny tabernakely, ka niainga ny taranak’ i Gersona sy ny taranak’ i Merary, nitondra ny tabernakely.
Ningĩ Hema-ĩrĩa-Nyamũre ĩkĩambũrwo, nao Agerishoni na Amerari, arĩa maamĩkuuaga, makiumagara.
18 Dia niainga ny fanevan’ ny tobin’ i Robena araka ny antokony; ary Elizora, zanak’ i Sedeora, no mpifehy ny antokony.
Nacio ikundi cia kambĩ ya Rubeni ikĩrũmĩrĩra ikundi cia Juda, irũmĩrĩire bendera yao. Elizuru mũrũ wa Shedeuru nĩwe warĩ mũtongoria wao.
19 Ary Selomiela, zanak’ i Zorisaday, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ i Simeona.
Shelumieli mũrũ wa Zurishadai nĩwe warĩ mũtongoria wa gĩkundi kĩa mũhĩrĩga wa Simeoni,
20 Ary Eliasafa, zanak’ i Doela, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ i Gada.
nake Eliasafu mũrũ wa Deueli nĩwe warĩ mũtongoria wa gĩkundi kĩa mũhĩrĩga wa Gadi.
21 Dia niainga ny Kehatita, mitondra ny zava-masìna; ary nisy nanangana ny tabernakely mandra-pihaviny.
Nao Akohathu makiumagara makuuĩte indo iria nyamũre. Hema-ĩrĩa-Nyamũre yarĩ ĩkorwo yaambĩtwo matanakinya.
22 Dia niainga ny fanevan’ ny tobin’ ny taranak’ i Efraima, araka ny antokony; ary Elisama, zanak’ i Amihoda, no mpifehy ny antokony.
Nacio ikundi cia kambĩ ya Efiraimu ikĩrũmĩrĩra ikundi cia Rubeni, irũmĩrĩire bendera yao. Elishama mũrũ wa Amihudu nĩwe warĩ mũtongoria wao.
23 Ary Gamaliela, zanak’ i Pedazora, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ i Manase.
Gamalieli mũrũ wa Pedazuru nĩwe warĩ mũtongoria wa gĩkundi kĩa mũhĩrĩga wa Manase,
24 Ary Abidana, zanak’ i Gideony, no mpifehy ny firenena taranak’ i Benjamina.
nake Abidani mũrũ wa Gideoni nĩwe warĩ mũtongoria wa gĩkundi kĩa mũhĩrĩga wa Benjamini.
25 Dia niainga ny fanevan’ ny tobin’ ny taranak’ i Dana, izay vodi-lalan’ ny toby rehetra, araka ny antokony; ary Ahiezera, zanak’ i Amisaday, no mpifehy ny antokony.
Kũrigĩrĩria-rĩ, ikundi cia kambĩ ya Dani ikiumagara irĩ thuutha wa icio ingĩ ciothe, ikiumagara ĩrũmĩrĩire bendera yao. Ahiezeri mũrũ wa Amishadai nĩwe warĩ mũtongoria wao.
26 Ary Pagiela, zanak’ i Okrana, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ i Asera.
Pagieli mũrũ wa Okirani nĩwe watongoragia gĩkundi kĩa mũhĩrĩga wa Asheri,
27 Ary Ahira, zanak’ i Enana, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ i Naftaly.
nake Ahira mũrũ wa Enani nĩwe watongoragia gĩkundi kĩa mũhĩrĩga wa Nafitali.
28 Izany no fandehan’ ny Zanak’ Isiraely, araka ny antokony avy, raha niainga izy.
Ũguo nĩguo ikundi cia andũ a Isiraeli ciarũmanĩrĩire ikiumagara.
29 Dia hoy Mosesy tamin’ i Hobaba, zanak’ i Regoela Midianita, rafozan’ i Mosesy: Izahay izao dia mandeha hankany amin’ ny tany izay nolazain’ i Jehovah hoe: Homeko anareo izy; andeha hiaraka aminay ianao, dia hasianay soa; fa Jehovah efa nilaza soa ny amin’ ny Isiraely.
Na rĩrĩ, Musa akĩĩra Hobabu mũrũ wa Reueli ũrĩa Mũmidiani ũrĩa warĩ mũthoni-we atĩrĩ, “Nĩtũroimagara tũthiĩ kũrĩa Jehova aatwĩrire ũhoro wakuo atĩrĩ, ‘Nĩngamũhe kũndũ kũu.’ Ũka tũthiĩ nawe, na nĩtũgũgwĩka maũndũ mega, nĩ ũndũ Jehova nĩerĩire Isiraeli maũndũ mega.”
30 Fa hoy kosa izy taminy: Tsy handeha aho; fa hody any amin’ ny taniko sy ny havako.
Hobabu akĩmũcookeria atĩrĩ, “Aca, ndigũũka; no ngũcooka bũrũri witũ na kũrĩ andũ aitũ.”
31 Dia hoy Mosesy: Aza dia ilaozanao izahay; fa fantatrao izay tokony hitobianay atỳ an-efitra, ka dia ho masonay ianao.
No Musa akĩmwĩra atĩrĩ, “Ndagũthaitha ndũgatũtige. Wee nĩũũĩ kũndũ kũrĩa tũngĩamba hema ciitũ gũkũ werũ-inĩ, na no ũtuĩke maitho maitũ.
32 Ary raha hiaraka aminay ianao, dia izay soa hataon’ i Jehovah aminay no mba hataonay aminao kosa.
Ũngĩtwarana na ithuĩ-rĩ, nĩtũrĩkũgayagĩra kĩrĩa gĩothe kĩega Jehova arĩtũheaga.”
33 Dia niainga niala tany an-tendrombohitr’ i Jehovah lalan-kateloana izy; ary ny fiaran’ ny faneken’ i Jehovah nandroso nialoha azy lalan-kateloana hitady fialan-tsasatra ho an’ ny olona.
Nĩ ũndũ ũcio makiumagara moimĩte hau kĩrĩma-inĩ kĩa Jehova, magĩthiĩ rũgendo rwa mĩthenya ĩtatũ. Narĩo ithandũkũ rĩa kĩrĩkanĩro kĩa Jehova rĩgĩthiĩ rĩmatongoretie mĩthenya ĩyo ĩtatũ, nĩguo rĩkamacarĩrie handũ ha kũhurũka.
34 Ary ny rahon’ i Jehovah dia teo amboniny nony andro tamin’ ny niaingany niala tamin’ ny nitobiany.
Narĩo itu rĩa Jehova rĩakoragwo igũrũ rĩao o mũthenya makiumagara kuuma kambĩ.
35 Ary raha niainga ny fiara, dia hoy Mosesy: Mitsangàna, Jehovah ô, ka aoka hiely ny fahavalonao; ary aoka handositra ny tavanao izay mankahala Anao.
Hĩndĩ ĩrĩa yothe ithandũkũ rĩoimagario, Musa akoiga atĩrĩ, “Jehova, arahũka! Thũ ciaku irohurunjũka; thũ ciaku irokũũrĩra.”
36 Ary raha nijanona kosa ny fiara, dia hoy izy: Miverena, Jehovah ô, ho amin’ ny Isiraely tsy omby alinalina.
Hĩndĩ ĩrĩa rĩaigwo thĩ, akoiga atĩrĩ, “Jehova cookerera ngiri ici cia Isiraeli itangĩtarĩka.”

< Nomery 10 >