< Nehemia 4 >

1 Ary rehefa ren’ i Sanbala fa nataonay ny manda, dia tezitra sady sosotra loatra izy ka nihomehy ny Jiosy,
Rĩrĩa Sanibalati aaiguire atĩ nĩtwakaga rũthingo rĩngĩ, akĩrakara na agĩthirĩka mũno. Agĩthekerera Ayahudi,
2 dia niteny teo anatrehan’ ny namany sy ny miaramilan’ i Samaria hoe: Inona no ataon’ ireo Jiosy osa ireo? Hahaleo tena va ireo? Hahavono zavatra hatao fanatitra va ireo? Hahatsangana indray andro va ireo? Hahatsangana ny vato avy amin’ ny lavenona miavosa va ireo?
na arĩ mbere ya athiritũ ake na mbũtũ cia ita cia Samaria, akiuga atĩrĩ, “Ayahudi aya ahinyaru-rĩ, nĩ kĩĩ mareka? Nĩmegũcookereria rũthingo rwao? Nĩmekũruta magongona? Nĩmekũrĩkia wĩra ũyũ na mũthenya ũmwe? Maahota gũtũma mahiga macooke muoyo kuuma hĩba-inĩ ici cia mahuti maya mahĩĩte ũũ wothe?”
3 Ary Tobia Amonita dia teo anilan’ i Sanbala ka niteny hoe: Na dia amboahaolo aza miakatra eo amin’ izay atsangany, dia haharava ny manda vato ataony.
Tobia ũrĩa Mũamoni, ũrĩa warĩ mwena wake, akiuga atĩrĩ, “Rũthingo rũu rwa mahiga maraaka-rĩ, o na mbwe ĩngĩrũhaica no ĩrũmomore!”
4 Mihainoa, ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay; koa atsingereno ho eo an-dohany ihany ny latsa ataony, ary aoka ho babo any amin’ ny tany izay ahababoany izy.
No rĩrĩ, Wee Ngai witũ tũthikĩrĩrie, tondũ tũrĩ andũ anyarare. Garũra irumi icio ciao imacookerere. Maneane ta matahĩtwo bũrũri-inĩ wa ũkombo.
5 Aza manarona ny helony, ary aza vonoina tsy ho eo anatrehanao ny fahotany; fa efa nampahatezitra Anao teo anatrehan’ ireo mandrafitra izy.
Ndũkahithĩrĩre mahĩtia mao kana weherie mehia mao kuuma ũthiũ-inĩ waku, nĩgũkorwo nĩmarumĩte andũ arĩa maraaka.
6 Ka dia narafitray ihany ny manda ka tafakambana avokoa hatramin’ ny antsasany miakatra; fa nazoto niasa ny olona.
Nĩ ũndũ ũcio tũgĩaka rũthingo rũu rĩngĩ o nginya ruothe rũgĩkinya nuthu ya ũraihu waruo, nĩgũkorwo andũ acio maarutire wĩra na ngoro cia kwĩyendera.
7 Ary rehefa ren’ i Sanbala sy Tobia sy ny Arabo sy ny Amonita ary ny Asdodita fa voatsangana ny mandan’ i Jerosalema, ka efa ho voavoatra izay rava, dia nirehitra mafy ny fahatezerany.
No hĩndĩ ĩrĩa Sanibalati, na Tobia, na Aarabu, na Aamoni, na andũ a Ashidodi maiguire atĩ thingo cia Jerusalemu nĩciathiiaga na mbere gũcookererio na atĩ mĩanya nĩyathingagwo-rĩ, makĩrakara mũno.
8 Ary niray tetika izy rehetra handeha hamely an’ i Jerosalema ka hanimba ny asa.
Magĩthiĩ ndundu marĩ othe, magĩciira ũrĩa megũka mahũũrane na Jerusalemu, na mambĩrĩrie ngũĩ kuo.
9 Dia nivavaka tamin’ Andriamanitra izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman’ alina noho ny fahatahoranay azy.
No nĩtwahooire Ngai witũ na tũkĩiga arangĩri a gũtũgitĩra mũthenya na ũtukũ nĩ ũndũ nĩtwehĩtĩirwo.
10 Ary hoy ny Joda: Mihena ny herin’ ny mpitondra entana, ary be ny korontam-bato sy ny tany; ka dia tsy maharafitra ny manda izahay.
O ihinda rĩu, andũ a Juda makiuga atĩrĩ, “Aruti a wĩra nĩmaroorwo nĩ hinya, na nĩ kũrĩ na mahuti maingĩ mũno matangĩreka twake rũthingo rũu rĩngĩ.”
11 Ary hoy kosa ny fahavalonay: Tsy hahalala izy, na hahita, raha tsy tonga eo afovoany isika ka mahafaty azy ary mampitsahatra ny asa.
O nacio thũ ciitũ ikiuga atĩrĩ, “Mũira wa mamenye ũhoro kana matuone, tũgũkorwo hamwe nao, tũmoorage na tũtũme wĩra ũcio ũtige kũrutwo.”
12 Ary rehefa tonga ny Jiosy izay nonina teo akaikin’ ireo ka nanao taminay im-polo hoe: Na avy aiza na avy aiza ianareo, dia miverena atỳ aminay,
Hĩndĩ ĩyo Ayahudi arĩa maatũũraga hakuhĩ na thũ icio magĩũka, magĩtwĩra maita ikũmi atĩrĩ, “O kũrĩa mũngĩũrĩra-rĩ, nĩmegũtũtharĩkĩra.”
13 dia nasiako olona teo amin’ ny fitoerana ambany, teo ivelan’ ny manda sy teo an-karihary; eny, nalahatro ny olona araka ny fokony avy, samy nitàna sabatra sy lefona ary tsipìka.
Nĩ ũndũ ũcio ngĩiga andũ amwe na thuutha wa kũrĩa rũthingo rwarĩ thĩ mũno na gũtaarĩ na ũgitĩri; ngĩmaiga kũringana na nyũmba ciao marĩ na hiũ ciao cia njora, na matimũ, na mota.
14 Dia nijery aho sady nitsangana ka nilaza tamin’ ny manan-kaja sy ny mpanapaka mbamin’ ny vahoaka sisa hoe: Aza matahotra azy ianareo; ny Tompo lehibe sy mahatahotra no tsarovy, ka miadia hiaro ny rahalahinareo sy ny zanakareo-lahy sy ny zanakareo-vavy sy ny vadinareo ary ny tranonareo.
Ndaarĩkia kuona ũrĩa maũndũ maatariĩ, ngĩrũgama ngĩĩra andũ arĩa maarĩ igweta, na anene, na andũ arĩa angĩ atĩrĩ, “Mũtikametigĩre. Ririkanai Mwathani, o we ũrĩa mũnene na wa kũmakania, nĩguo mũrũĩrĩre ariũ a thoguo, na aanake anyu, na airĩtu anyu, na atumia anyu, o na mĩciĩ yanyu.”
15 Ary nony ren’ ny fahavalontsika fa efa fantatray izany, sady efa nofoanan’ Andriamanitra ny heviny, dia niverina ho amin’ ny manda izahay rehetra, samy ho amin’ ny asany avy indray.
Rĩrĩa thũ ciitũ ciamenyire atĩ nĩtwamenyete ũhoro wa ndundu yao, na atĩ Ngai nĩarigĩrĩirie ũndũ ũcio, ithuothe tũgĩcooka rũthingo-inĩ, o mũndũ agĩthiĩ wĩra-inĩ wake.
16 Ary hatramin’ izay andro izay ny antsasaky ny zatovoko dia nanao ny asa, ary ny antsasany kosa nitàna lefona aman’ ampinga sy tsipìka ary akanjo fiarovan-tratra; ary ny mpanapaka dia teo ivohon’ ny fianakaviana rehetra amin’ ny Joda.
Kuuma mũthenya ũcio nuthu ya andũ akwa nĩo maarutaga wĩra nayo nuthu ĩyo ĩngĩ yao makĩheo matimũ, na ngo, na mota, o na nguo cia kĩgera. Anene nao makĩrũgama thuutha wa andũ othe a Juda
17 Ary izay nandrafitra ny manda sy ny mpitondra entana izay nanangona ny korontam-bato sy ny tany dia samy niasa tamin’ ny tànany anankiray, ary nitan-defona kosa ny tànany anankiray.
arĩa maakaga rũthingo. Nao arĩa maakuuaga indo cia mwako maarutaga wĩra na guoko kũmwe, nakuo kũrĩa kũngĩ kũnyiitĩte kĩndũ kĩa mbaara,
18 Ary ny mpandrafitra rehetra dia samy nanana ny sabany voafehy tamin’ ny valahany avy, ka dia nandrafitra. Ary ny mpitsoka ny anjomara dia teo anilako.
nake mwaki o wothe aikaraga eyohete rũhiũ rwake rwa njora njohero o akĩrutaga wĩra. No mũhuhi wa karumbeta aanjikaraga hakuhĩ.
19 Ary hoy izaho tamin’ ny manan-kaja sy ny mpanapaka ary ny vahoaka sisa: Be sady malalaka ny asa, ka dia misaratsaraka eny ambonin’ ny manda isika ka mifanalavitra.
Ningĩ ngĩĩra arĩa maarĩ igweta, na anene, na andũ arĩa angĩ atĩrĩ, “Wĩra nĩ mũingĩ mũno na ũgatambũrũka, na nĩtũraihanĩrĩirie mũno mũndũ na ũrĩa ũngĩ rũthingo-inĩ.
20 Koa eo amin’ izay fitoerana andrenesanareo ny feon’ ny anjomara dia mivoria ho any aminay ianareo; fa Andriamanitsika no hiady ho antsika.
Rĩrĩa rĩothe mũngĩigua karumbeta kaahuhwo, mũũke harĩa tũrĩ. Ngai witũ nĩwe ũgũtũrũĩrĩra!”
21 Dia nanao ny asa izahay, ary ny antsasany kosa nitan-defona hatramin’ ny mazavaratsy ka mandra-piposaky ny kintana.
Nĩ ũndũ ũcio tũgĩthiĩ na mbere na kũruta wĩra, nuthu ya andũ ĩnyiitĩte matimũ kuuma rũciinĩ nginya njata cioneke hwaĩ-inĩ.
22 Ary tamin’ izany andro izany dia hoy koa aho tamin’ ny olona: Samia mitoetra ato Jerosalema ianareo mbamin’ ny zatovonareo, mba hiambina antsika raha alina ireo ary hiasa raha antoandro.
Hĩndĩ o ĩyo ngĩĩra andũ atĩrĩ, “Reke o mũndũ na mũteithia wake maikarage Jerusalemu thĩinĩ ũtukũ, nĩgeetha matũtungatagĩre ta arangĩri ũtukũ, na mũthenya makaruta wĩra.”
23 Fa izaho sy ny rahalahiko mbamin’ ny zatovoko sy ny mpiambina, izay nanaraka ahy, dia samy tsy niala akanjo, sady tsy nisy nandro akory.
Niĩ mwene, kana ariũ a baba, kana andũ akwa, kana arangĩri arĩa maarĩ hamwe na niĩ gũtirĩ warutaga nguo; o mũndũ aakoragwo na indo ciake cia mbaara o na agĩthiĩ gũtaha maaĩ.

< Nehemia 4 >