< Matio 7 >

1 Aza mitsara, mba tsy hotsaraina ianareo.
Utajakulamula, koleleki awona utajakulamulwa.
2 Fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo; ary araka ny ohatra ataonareo no hanoharana ho anareo.
Kwa indamu inu oulamula, aona ouja okulamulwa. Na kwaindengo inu oulengelamo awona ouja okulengelwa omwo.
3 Ary nahoana ianao no mijery ny sombin-kazo eo amin’ ny mason’ ny rahalahinao, fa ny andry eo amin’ ny masonao dia tsy mba tsaroanao?
Nikulwaki oulola akakongokela kaliti kanu kalimuliso lyowanyu, Tali utakumenya liti linu lilimuliso lyao?
4 Ary ahoana no hilazanao amin’ ny rahalahinao hoe: Aoka aho hanaisotra ny sombin-kazo eo amin’ ny masonao; nefa, indro, ny andry eo amin’ ny masonao?
Outulatiki okwaika kuwanyu, siga nikusoshyemo akakongokela kanu kali muliso lyao, omwanya ogwo uli na liti muliso lyao?
5 Ry mpihatsaravelatsihy, esory aloha ny andry eo amin’ ny masonao, ary amin’ izay vao ho hitanao tsara ny hanesoranao ny sombin-kazo eo amin’ ny mason’ ny rahalahinao.
Mubheyi awe, yamba usoshyemo liti linu lilimuliso lyao, na nio ouja okulola kisi nokumusoshyamo owanyu akakongokela kanu kalimuliso lyowanyu.
6 Aza omena ny alika izay masìna; ary aza atsipy eo anoloan’ ny kisoa ny vato soanareo, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo.
Utajiana jimbwa chinu chili cha kisi, na utaja kujisanusisha jingulubhe jilulu imbele yajo. Kulwokubha abhaja okubhinyamula no kubhitaja mubhigele bhyajo, na lindi abhaja okukuindukila awe nokukutabhula tabhula masinja masinja.
7 Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo.
Sabhwa, ona ouyanibhwa. Iga, ona oubhona. Konona, ona oujaokwigulilwa.
8 Fa izay rehetra mangataka no mahazo; ary izay mitady no mahita; ary izay mandondòna no hovohana.
Kuonawona unu kasabhwa, kayanwa. Kuwonawona unu kaiga, kabhona. Nakumunu unu kakonona, kulwigi kegulilwa.
9 Ary iza moa aminareo, raha angatahan’ ny zanany mofo, no hanome azy vato?
Angu aliwo oumwi mwimwe unu omwana wae akamusabhwa echibhutu cho mukate kamuyana libhuyi?
10 ary raha angatahany hazandrano, no hanome azy menarana?
Angu akamusabhwa inswi, kamuyana injoka?
11 Koa raha ianareo, na dia ratsy aza, mahalala hanome zava-tsoa ho an’ ny zanakareo, tsy mainka va ny Rainareo Izay any an-danitra no hanome zava-tsoa ho an’ izay mangataka aminy?
Kulwejo, ikabha emwe abhajabhi omumenya okubhayana abhana bhemwe ebhiyanwa bhyakisi, Angu nibhutuloki bhunu Lata Bhugenyi wa mulwile kabhayana bhinu bhya kisi bhanu abhamusabhwa omwene?
12 Koa amin’ izany na inona na inona tianareo hataon’ ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa tahaka izany; fa izany no lalàna sy mpaminany.
Kwainsonga eyo, anu owenda okolelwa chinu chonachona na bhanu bhandi aona jikwiile okubhakolela kutyo abhandi bhona, kulwokubhaeyo ni sheliya na bhalagi.
13 Midìra amin’ ny vavahady èty ianareo; fa lehibe ny vavahady, ary malalaka ny lalana izay mankany amin’ ny fahaverezana, ka maro ny miditra any.
Mwingile okulabhila omulyango omufunde. Kulwokubha omulyango omunene na injila ni nene inu eitangasha mubhunyamuke, bhanu bhafu abhalabha kunjileyo.
14 Fa èty ny vavahady, ary terỳ ny lalana izay mankany amin’ ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy.
Omulyango ni mufunde, Omulyango omufunde ni njila inu eitangasha mubhuanga na nibhanu bhatyali bhanu abhatula oilola.
15 Mitandrema ianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin’ ny fitafian’ ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia mitoha izy.
Mwikenge na bhalagi bho lubheyi, abhaja bhafwae olwayi lwa inyabhalega, tali ni ntyanyi ndulu.
16 Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin’ ny tsilo va ny olona, na aviavy amin’ ny songosongo?
Kulwamatwasho gebhwe omuja okubhamenya. Angu abhanu abhatula okugesa amatwasho kumawa, na lindi kubhiyabwa bhya mbaluti?
17 Dia toy izany, ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara; fa ny hazo ratsy rehetra dia mamoa voa ratsy.
Kwo lususo olwo, kileti lye kisi elibhula matwasho gakisi, tali liti libhibhi elibhula matwasho mabhibhi.
18 Ny hazo tsara tsy mety mamoa voa ratsy, ary ny hazo ratsy tsy mety mamoa voa tsara.
Liti lyekisi litakutula kutwasha matwasho mabhibhi, na kutyo liti libhibhi litakutula kwibhula matwasho gakisi.
19 Ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo.
Bhuliti linu litakwibhula matwasho gakisi elitemwa nokweswa mumulilo.
20 Ka dia ny voany no hahafantaranareo azy.
Kulwejo oli, oujaokubhamenya okusokana na matwasho gabho.
21 Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin’ ny fanjakan’ ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon’ ny Raiko Izay any an-danitra.
Atali bhuli munu unu kabwila anye, Ratabhugenyi, Ratabhugenyi, kengila mubhukama bhwa mulwile, tali ni uliya kakola obhulengelesi bhwa Ratabhugenyi wani unu alimulwile.
22 Maro no hanao amiko amin’ izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko, tsy efa naminany tamin’ ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia tamin’ ny anaranao va izahay? Ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin’ ny anaranao va izahay?
Bhanu bhamfu bhalibwila olusiku olwo, Ratabhugenyi, Ratabhugenyi, chitasosishe obhulagi kwi sina lyao, chitasosisheko amasabwa kwisina lyao, na kwalisina lyao chakolele bhikolwa byamfu bya kulugusha?
23 Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, ianareo mpanao meloka.
Niwo enibhabhwila echimali, 'nitabhamenya emwe. Musoke kwanye, bhanu omukola obhunyamuke'.
24 Koa amin’ izany na zovy na zovy no mandre izany teniko izany ka mankatò azy, dia hoharina amin’ ny lehilahy manan-tsaina izy, izay nanorina ny tranony teo ambonin’ ny vatolampy.
Kulwejo, bhuli umwi unu kongwa emisango jani nokwikilisha kasusana nomunu omwengeso unu ombakile inyumba yae ingulu ya litale.
25 Ary latsaka ny ranonorana, ka nisy riaka be, sady nifofofofo ny rivotra ka namely izany trano izany; nefa tsy nianjera izy, satria efa naorina teo ambonin’ ny vatolampy.
Ingubha nigwa, amanji nigejula, nomuyaga niguja niguibhuma inyumba eyo, tali itatulile kugwa ansi, kulwokubha aliga yumbakilwe ingulu ya litale.
26 Fa izay rehetra mandre izany teniko izany, nefa tsy mankatò azy, dia hoharina amin’ ny lehilahy adala, izay nanorina ny tranony teo ambonin’ ny fasika.
Tali bhuli munu unu kongwa omusango gwani nalema okugwikilisha, kasusanisibhwa no munu omumumu unu ombakile inyumba yae ingulu yo musenyi
27 Ary latsaka ny ranonorana, ka nisy riaka be, sady nifofofofo ny rivotra ka namely izany trano izany; dia nianjera izy, ka loza ny fianjerany.
Ingubha niija, amanji nigaja, nomuyaga niguja niguibhuma inyumba eyo. Nigwa, nobhunyamke bhwayo nibhubhonekana.”
28 Ary nony efa vitan’ i Jesosy izany teny izany, dia talanjona ny vahoaka noho ny fampianarany,
Gwamalile okulabhao omwanya gunu Yesu amalile okuloma emisango ejo, amekofyanya nigalugula ameigishyo gae,
29 satria nampianatra azy toy izay manana fahefana Izy, fa tsy tahaka ny mpanora-dalàna teo aminy.
Kulwokubha eigisishe kuti munu wobhutulo, na atabhee lwa bhandiki bhebhwe.

< Matio 7 >