< Matio 20 >

1 Fa ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny lehilahy tompon-trano, izay nivoaka maraina koa hanakarama mpiasa ho any an-tanim-boalobony.
Igbu chu u shulu ahe too ndji wa ahe ni rju'a nda wlu ni bwubwu mble ka vu lebra wa ba tie ndu ni rjumaa.
2 Ary rehefa nifanekeny tamin’ ny mpiasa fa ho denaria isan’ andro ny karamany, dia nasainy nankany amin’ ny tanim-boalobony ireny.
Niwa ba kpa nyme ni han ba dinari ri nivi waka tru ba hi ni rjumaa.
3 Ary nivoaka tamin’ ny ora fahatelo izy, dia nahita ny sasany nitoetra foana tany an-tsena,
Ala rju ngarli ni wru nton u traa nda to lebra bari baki megyen ni bubu cucu.
4 ka hoy izy taminy: Mandehana koa ianareo hankany amin’ ny tanim-boaloboka, fa izay an-keviny marina dia homeko anareo. Ka dia lasa ireny.
A hla bawu biyi me hi ndi hi tie ndu nimu ni rjua, u ikpye wa a vua mi hanyi. U ba hi ka tie ndua.
5 Ary nivoaka tamin’ ny ora fahenina sy fahasivy indray izy ka nanao toy izany koa.
Ala rju ngarli ni wru nton u tanne mba ni wru nton u tia nda tie to u mumla.
6 Ary rehefa tokony ho tamin’ ny ora fahiraika ambin’ ny folo dia nivoaka izy ka nahita ny sasany mitoetra eo, dia hoy izy taminy: Nahoana ianareo no mitoetra foana eto mandritra ny andro?
Ngarli ni nton u puo a rju hi nda ka toh bari ba krli megyen. A hla bawu 'Bi tie he ndi krli wuu via kle megyen?'
7 Hoy izy taminy: Satria tsy nisy olona nanakarama anay. Dia hoy ralehilahy taminy: Mandehana koa ianareo mankany amin’ ny tanim-boaloboka.
U baka hla niwu, E indjio na nnota ndu na mba u kie ki towa. Wa a hla bawu, 'Biyi me hi ni rjua.
8 Ary rehefa hariva ny andro, dia hoy ny tompon’ ny tanim-boaloboka tamin’ ny mpitandrina ny raharahany: Antsoy ny mpiasa, ka aloavy ny karamany: atombohy amin’ ireo taoriana ka vao hatramin’ ireo voalohany.
Wa yalu a tie a indji u rjua ka hla ni manaja ma, Yo bi ndu ba ndi han ba dii mba, U han rji ni bi wa ba ye ni klekle hi ni bi mumlaa.
9 Ary rehefa tonga ireo nokaramaina tamin’ ny ora fahiraika ambin’ ny folo, dia nahazo denaria misesy avy izy.
Niwa bi vu ndu ni yalu ba yea ba han ba tsra ni han u bi tie ndu viri.
10 Fa rehefa tonga ireo voalohany, dia nanantena hahazo mihoatra izy; kanjo samy denaria misesy avy ihany no azony.
Niwa bi vu ndu rji ni mble kurji ba ye a, ba yo sron ndi ba han ba zan bi wa baye ni ko gon a, u ba han ba dinari yiyri.
11 Ary rehefa nahazo izany izy, dia nimonomonona tamin’ ny tompon-trano ka nanao hoe:
Wa ba kpa dii mba baka c'ba tre nitu indji u rjua.
12 Ireo olona farany ireo dia niasa ora iray monja, kanefa nataonao mitovy aminay, izay niaritra ny fahatrotrahana sy ny hainandro.
Ba tre “Biyi wa ye klekle a, i wru nton ririyi megyen ba tie ndua, u hanba tsra ni u mbu wa kie tie ya ni mi rjia.
13 Fa izy namaly ka nanao tamin’ ny anankiray amin’ ireny hoe: Ry sakaiza, tsy mba manao izay tsy marina aminao aho; tsy efa denaria va no nifanekenao tamiko?
U indji u rjua a saa ni ri mba nda tre Ikpan mu mi na tie meme ni yiwu na. E kie y'me ndi mi han yi ni ndu u vi, ka ana to kima na?
14 Raiso ny anao, ka mandehana; fa ilay farany dia tiako homena toraka ny anao koa.
Kpa kpye wa u bi ya ndi hi kpa mbi. Ahi son sron mu ndu mi nno wa ba ye klekle tsra ni han mbia.
15 Tsy mahazo manao izay tiako amin’ ny ahy va aho? Ratsy va ny masonao, satria tsara aho?
Ana bi ndu me tie kpye wa mi son ni kpi mu na? Ka bi ki tie nghu mu ni zizi wa mi tie a?
16 Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany.
Ahe to kima yi, bi klekle ba katie bi mumla u bi mumla ba k'ma tie be klekle”
17 Ary Jesosy, nony niakatra ho any Jerosalema, dia naka mangingina ny mpianatra roa ambin’ ny folo lahy ka niteny taminy teny an-dalana hoe:
Yesu si hi ni Urushalima, a nji tso ba hi ni nhma kori u ni gon a hla bawu.
18 Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak’ olona hatolotra ho amin’ ireo lohan’ ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia hohelohiny ho faty Izy
To mba kie si ni Urushalima u ba vu vren Ndji ka nno Firist bi ninkon ni bi nha. Ba hi lowu ni tre u wuu.
19 ka hatolony amin’ ny jentilisa mba hataony ho fihomehezana sy hokapohiny sy hohomboany amin’ ny hazo fijaliana; ary amin’ ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy.
Nda vuu no gbu ndji ndu ba chau ya'ya' nda tsi wu nda kpanwu ni gran nhma kukton u ni vi u tra ba nzu wu wlunde”.
20 Ary tamin’ izany dia nanatona an’ i Jesosy ny renin’ ny zanak’ i Zebedio mbamin’ ny zananilahy, dia niankohoka ka nangataka zavatra taminy.
Nikiyi iyi myrli Zabadi a nji myrli ma myli ilonye ni Yesu. A kukhwu ni k'bu ma nda ni mye wu kpye.
21 Ary hoy Izy taminy: Inona no irinao? Dia hoy ravehivavy taminy: Mandidia mba hipetrahan’ ireto zanako roa lahy ireto, ny anankiray ho eo amin’ ny ankavananao, ary ny anankiray ho eo amin’ ny ankavianao, ao amin’ ny fanjakanao.
Yesu a mye wu, “U wa mi tie ngye niwu?” A hla niwu, “Mison ndu nyme ni myrli mu ndu son ni gbuchu u me, iri ni wo rli me u rima ni wo ta' u me.
22 Fa Jesosy namaly ka nanao hoe: Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo va ny misotro amin’ ny kapoaka izay efa hisotroako? Hoy izy roa lahy taminy: Hainay ihany.
U Yesu ka saa niwu nda tre, “Bina toh kpye wa bi ki bre a na. Ni to so ni mi gbanju wa me tie whiewhiere u so a?” U baka hla niwu, “E kie toh so”
23 Hoy kosa Izy taminy: Hisotro amin’ ny kapoakako tokoa ianareo; fa ny hipetraka eo an-tanako ankavanana sy eo an-tanako ankavia, dia tsy Ahy ny hanome izany; fa izay nanamboaran’ ny Raiko izany no homena.
A hla ni bawu “Anita ni gbanju wa mi so, bi soo. U son ni woo rli mu mba wo kota mu ana mayi mi nno na ahi u bi wa Itu mu tie zi ni bawu a”.
24 Ary nony nandre izany izy folo lahy, dia tezitra noho ny nataon’ izy mirahalahy.
Niwa imbru myrli koh ma wlon ba ye wo towa bala vra nfu ni myrli vayi harli ba.
25 Fa Jesosy niantso azy hankeo aminy ka nanao hoe: Fantatrareo fa ny andrianan’ ny jentilisa mampanompo azy tokoa, ary ny lehibeny manapaka azy fatratra.
U Yesu ka yo ba ye ni kpama nda tre “Bi toh bi chu u line barima ba tsro ba ndi ba chu bi ninkon bi gbu a ba tsro ba ndi ba chu bi ninkon bi gbua ba tsro ba gbengblen.
26 Fa tsy mba ho toy izany aminareo; fa izay te-ho lehibe aminareo dia ho mpanompo anareo;
Ana to kima bi tie na. Indi wa anison he ninkon nimi mbi gbigbi ka katie vrenko mbi,
27 ary izay te-ho ambony indrindra aminareo dia ho mpanomponareo.
u indi u wa he u mumla nimi mbi ka katie vren koh mbi,
28 Fa tahaka izany, ny Zanak’ olona tsy tonga mba hotompoina, fa mba hanompo ka hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro.
na u Ivren Ndji iye ma na u wa ba tie ndu niwu ana a wa aye tie ndu nda nno tuma ndu ndji gbugbuwu jubu.”
29 Ary raha niala tao Jeriko izy, dia nisy vahoaka betsaka nanaraka an’ i Jesosy.
Wa ba rju rji ni Yariko a kpentren ndji baka huu.
30 Ary, indreo, nisy jamba roa lahy nipetraka teo amoron-dalana, ary nony reny fa Jesosy no mandalo, dia niantso izy ka nanao hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak’ i Davida ô!
Ba to bi fyen harli ba ki ni nyu nkon wa bi fyen ba ba' wo ndi Yesu mba ka si hi, u baka kla gblo nyu nda ni tre. “Baci Ivren Doda, woyi mbu”.
31 Ary ny vahoaka niteny mafy azy mba hangina; fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak’ i Davida ô!
U ndji baka kpa nha ni ba nda hla ndu ki ni ngbangbi. U ni nakime, bi fyen ba la kla gblo nyu zan u mumla nda tre, “Baci Ivren Doda, wo yi mbu”
32 Ary Jesosy nijanona, dia niantso azy ka nanao hoe: Inona no tianareo hataoko aminareo?
Nikima, Yesu ka kukri kpyen me nda yo mba nda tre, “Bi wa ndu me tie ngyeri ni yiwu?”
33 Hoy izy taminy: Tompoko ô, ny mba hampahiratina ny masonay.
Baka hla niwu, “Baci, i wa ndu shishi mbu bwu”
34 Ary Jesosy dia onena azy ka nanendry ny masony; ary nahiratra niaraka tamin’ izay izy, dia nanaraka an’ i Jesosy.
U wa alo Yesu sron ka kpyre shishi mba. U ni kiyime shishi ba tie gbla bwu' u baka toh kpan nda huu.

< Matio 20 >