< Matio 18 >

1 Tamin’ izany ora izany dia nankeo amin’ i Jesosy ny mpianatra ka nanao hoe: Iza moa no lehibe indrindra ao amin’ ny fanjakan’ ny lanitra?
Ni nton kima mrli koh ba baye ni Yesu nda tre, “Ahi nha mba nna wawuu ni mulki shulu?”
2 Ary Jesosy niantso zazakely anankiray hankeo aminy, dia nametraka azy teo afovoany
Yesu ayo vi kapran vren ri ye zi ni mba.
3 ka nanao hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha tsy miova ianareo ka ho tonga tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra amin’ ny fanjakan’ ny lanitra mihitsy ianareo.
Nda tre, “Njanjimu mi hla yiwu bi tie na katie to kpran mrli na, bi tie bre ri mulki shulu.
4 Koa na zovy na zovy no hanetry tena tahaka ity zazakely ity, dia izy no ho lehibe indrindra amin’ ny fanjakan’ ny lanitra.
Nawa, i waa aka tu ma grji to kpran vrenyi a ahi wawuyi nna wawuu ni mulki shulu.
5 Ary na zovy na zovy no handray zazakely anankiray aza tahaka itony noho ny anarako, dia mandray Ahy.
Iwa a kpa kpran vren to wayi a nimi nde mu, a kpa me.
6 Fa na zovy na zovy no hanafintohina na dia iray aza amin’ ireny madinika mino Ahy ireny, dia tsara lavitra ho azy raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka alentika any amin’ ny ranomasina lalina izy.
U i wa ayo ri nimikpran mrli bayi wa ba nyme ni me a ndu joku a ndi na bi zan niwu ndu ba bhan tita nra lo ka klo niwu ni to denyo ni mi honlon nne.
7 Lozan’ izao tontolo izao noho ny fahatafintohinana! fa tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana, nefa lozan’ izay olona mahatonga ny fahatafintohinana.
Iya ngbungblu yi ni tu inton wu k'bu za! ahi gbigbi ndu tita bi kbu za ba ndu ba ye iya ndi kima wa ani ndu tita biki ye rji ni wua!
8 Koa raha ny tananao na ny tongotrao no manafintohina anao, tapaho izy ka ario ho afaka aminao; fa tsara ho anao ny hiditra kilemaina na mandringa any amin’ ny fiainana noho ny manana tanana roa sy tongotra roa, nefa hariana any amin’ ny afo maharitra mandrakizay. (aiōnios g166)
U iwo me ka iza me nita ndu ni joku gyen u ka taga. A bi zan ndu ri ni koh Rji ni kpunkpu za kani kpunkpu wo niwa u ri ni mi lu ni wo me harli kani za me harli. (aiōnios g166)
9 Ary raha ny masonao no manafintohina anao, esory hiala izy, ka ario ho afaka aminao; fa tsara ho anao ny hiditra toka-maso amin’ ny fiainana noho ny manana maso roa, nefa hariana any amin’ ny helo mirehitra afo. (Geenna g1067)
U shishi me nita yo ndu joku kirewu cu taga abi zan ndu ri nimi koh Rji ni shishi ri niwa u ri ni mi lu ni shishi ba hamba wu. (Geenna g1067)
10 Mitandrema, fandrao manao tsinontsinona na dia ny iray aza amin’ ireny madinika ireny ianareo; fa lazaiko aminareo: Ny anjeliny any an-danitra mahita mandrakariva ny tavan’ ny Raiko Izay any an-danitra.
Na ti bre renyu ni ri ni mi mrli bayi na. Mi hla yiwu maleku mba ba si ya shishi tiemu wa ahe ni shulua.
11 (Fa tonga ny Zanak’ olona hamonjy ny very.)
E ivren ndi aye bubu kpa kpye wa akado a cuwo.
12 Ahoana no hevitrareo? Raha misy olona manana ondry zato, ka mania ny anankiray moa tsy hamela ny sivy amby sivi-folo eny an-tendrombohitra va izy ka handeha hitady ilay nania?
Bi tamre ni he? U indi ri nita he ni ntma darli ri, u ri ni mi mba zren hi kado ana ka mbru se tia don tia zi ni nei ngblu na hi wa iri ma wa aka doa na?
13 Ary raha tàhiny hitany izy, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa mahafaly azy iny noho ny sivy amby sivifolo izay tsy nania.
Wani ta towu, njanjimu mi hla ni yiwu ani ngyri ni tu riri kima zan imbru setia don tiawa bana kado naa.
14 Ary tahaka izany, dia tsy sitraky ny Rainareo Izay any an-danitra, raha ho very na dia iray aza amin’ ireny madinika ireny.
Ni nkon kima me, itie mbi ni shulu na son ndu iri nimi kpran mrli bayi yra tu na.
15 Ary raha manota aminao ny rahalahinao, dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana ianareo roa lahy, dia asehoy azy ny fahadisoany. Raha mihaino anao izy, dia efa azonao ny rahalahinao;
U vayi me nita latre niwu uka hi fe wu ni kankrji ma ndi mla tie biyi hambi wu. Ani ta wowu, ka wu nji vayi me kimaye.
16 fa raha tsy mihaino anao kosa izy, dia ento miaraka aminao ny olona iray na roa, mba ho voaorina mafy avokoa ny teny rehetra amin’ ny tenin’ ny vavolombelona roa na telo.
U ani tana wowu na, nji ndi ri ka iha ndu ba huhi ni ndu inyu indi ha ka tra tre nda hla ikpye wa ba toa.
17 Ary raha tsy mety mihaino ireo izy, dia ambarao amin’ ny fiangonana; ary raha tsy mety mihaino ny fiangonana koa izy, dia aoka hataonao ho tahaka ny jentilisa sy ny mpamory hetra izy.
Wa nita kama ni mba hla trea ni coci. Wani ta la kama ni wo coci a, cuwo ndu he na indi wa ana toh Rji a na ni na bi kpa bhan.
18 Lazaiko aminareo marina tokoa: Na inona na inona fehezinareo etỳ ambonin’ ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanareo etỳ ambonin’ ny tany dia hovahana any an-danitra.
Njanjimu mi hla yiwu, ikpye wa bi lo ni ngbungblu a ba lowu ni shulu, u ikpye wa bi si u ni ngbungblua, ani si ni shulu.
19 Ary lazaiko aminareo koa: Raha misy roa aminareo mifanaiky etỳ ambonin’ ny tany na amin’ inona na amin’ inona ka hangataka izany, dia ho azony avy amin’ ny Raiko Izay any an-danitra izany.
Ngarli mi hla yiwu, biyi ndi harli ni ngbu ngblu bita kpanyme ni tu kpyeri wa bi myea itie mu wa ahe ni shulua ni tie ni bawu.
20 Fa na aiza na aiza no iangonan’ ny roa na telo amin’ ny anarako, dia ao afovoany Aho.
Bubu wa indi ha ka tra ba shubi nimi nde mu mi he ni mba”.
21 Dia nanatona Petera ka nanao taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan’ ny rahalahiko amiko, ka havelako izy? Hatramin’ ny impito va?
Bitru aye nda ye tre ni Yesu, “Baci vayimu ni tie latre ni mu mla inkpu bren rli mika wruhle niwu? Tona mla ikpu tangban?”
22 Fa hoy Jesosy taminy: Tsy lazaiko aminao hoe: Hatramin’ ny impito, fa hatramin’ ny impito amby fito-polo.
Yesu a saa nda hla wu, “Mina hla niwu ndi inkpu tangban na, ndu tangban tie nkpu se tangban.
23 Koa amin’ izany ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka anankiray, izay te-hidinika amin’ ny mpanompony ny amin’ ny volany.
To kima me mulki shulu he to ichu ri wa a son bla ikpi ma niwo granma ba.
24 Ary raha vao nidinika izy, dia nisy anankiray nentina teo aminy, izay nitrosa talenta iray alina.
Asi bla rji nigranma u mumla wa ata hu talent dubu setra.
25 Ary satria tsy nanan-kaloa izy, dia nasain’ ny tompony hamidy izy sy ny vadiny aman-janany mbamin’ ny fananany rehetra handoavana ny trosa.
Ana ye ni nkon u hanwu na u tie koh ma ka yo ba' ndu ba' vuu ni wama u mrli ma na ikpyi ma wawuu le nda han.
26 Dia niankohoka teo anatrehany ilay mpanompo ka nanao hoe: Tompoko, omeo andro aho, fa haloako ny anao rehetra.
U granma ka kujoku ni meme nda kukhwu nda tre, 'Tie koh mu, vu gble ni mu, mi hanwu wawuu'.
27 Ary ny tompon’ izany mpanompo izany dia onena azy ka nandefa azy sady namoy ny trosa taminy.
A lo tiekoh gran kima sron wa ka cuu cuwo nda wru ihla hle ni wu.
28 Nefa nony nivoaka izany mpanompo izany, dia nahita mpanompo namany anankiray, izay nitrosa denaria zato taminy; dia nosamboriny izy ka notraohiny sady nataony hoe: Aloavy izay trosako aminao.
U gran kima a rju nda ka to gran ri ikpan u ndu ma wa ata hu hla dinari se wlon. A krjuu vu nda mawu toh nda tre han me hla wa mi hua.
29 Fa niankohoka ilay mpanompo namany ka nifona taminy nanao hoe: Omeo andro aho, fa haloako ny anao.
U ikpan ndu ma igran a brewu vu gble nimu mi hanwu ikpye wa mi kpaa wawuu?
30 Nefa tsy nety izy, fa lasa nampanao azy tao an-tranomaizina mandra-pandoany ny trosa.
U gran u mumla ka kama. A tie sron nda nji wu ka tro zi inton wa ani hanwua.
31 Ary nony hitan’ ireo mpanompo namany izay efa natao, dia nalahelo indrindra izy ka nandeha nanambara tsara tamin’ ny tompony izany rehetra natao izany.
Wa imbru gran barima ba toh kpye a towa isron mba ka tie meme. Bahi ka hla tre a wawuu ni tiekoh mba.
32 Dia nampanalain’ ny tompony ralehilahy ka noteneniny hoe: Ry mpanompo ratsy fanahy, efa nafoiko ilay trosa rehetra taminao, satria nifona tamiko ianao;
U tiekoh gran mua ka yowu nda tre, “Iwu meme gran” mi wru hla me hle niwu wawuu ni tu wa u bre me a.
33 moa tsy tokony mba ho namindra fo tamin’ ny mpanompo namanao koa va ianao tahaka ny namindrako fo taminao?
Iwu una wruhle ni nkpan ndu me nawa mi wruhle ni wu ana?
34 Dia tezitra ny tompony ka nanolotra azy ho amin’ ny mpampijaly mandra-pandoany ny trosa rehetra.
Tiekoh ma a tie nfu ni wu nda kawu nno bi tie ndi ya ni ndu han hla wawuu rli baka cuu cuwo.
35 Ary tahaka izany koa no hataon’ ny Raiko Izay any an-danitra aminareo, raha tsy samy mamela ny rahalahinareo amin’ ny fonareo avy ianareo.
A nakima itie mu wa ahe ni shulu a ni tie ni yiwu bi wa bata na wruhle ni mrli vayi mba rji ni mi drii na.

< Matio 18 >