< Matio 17 >
1 Ary nony afaka henemana, Jesosy dia naka an’ i Petera sy Jakoba ary Jaona rahalahiny ka nitondra azy niakatra ho any an-tendrombohitra avo mba hitokana.
Mazuba a mana iyanza ni limwina chinga amana Jesu chahinda Pitorosi ni Jakobo, ni Joani mwa chakwe, mi caba ntwala he lundu li nyemukite abo bene.
2 Dia niova tarehy teo anatrehany Izy, ka ny tavany namirapiratra tahaka ny masoandro, ary ny fitafiany tonga fotsy tahaka ny mazava.
Ca sanduka ha hasu bwabo. Vuluvi bwakwe cibwa sanduka ku benya sina izuba, zizwato zakwe cizasanduka sina iboni.
3 Ary, indreo, niseho tamin’ ny mpianatra Mosesy sy Elia, niresaka tamin’ i Jesosy.
Mubone cikwa boneka Mushe ni Eliia niba wambola naye.
4 Dia niteny Petera ka nanao tamin’ i Jesosy hoe: Tompoko, tsara raha mitoetra eto isika; koa raha sitrakao, aoka aho hanao lay telo eto: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an’ i Mosesy, ary ny anankiray ho an’ i Elia.
Pitorosi ce taba, kwa Jesu. “Simwine, kambe kuwolekaa. Nitwe kala ha hanu halotu kuhitiliza. Haiba usaka, linu ime nina zaka zitomba zo tatwe chimwi cibe cako, chimwi ca Mushe, ni chimwi ca Eliia.”
5 Raha mbola niteny izy, indro, nisy rahona mazava nanarona azy ireo; ary, injao, nisy feo avy tao amin’ ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako malalako Izay sitrako; Izy no henoy.
Ha ba kwete kusi wamba, hamulole, muzunde we kope licena ciweza kuba wumba cikwa zwa izwi libali kuzwila mwikope ci, lyati. “Uzu nji Mwanangu inisuni kuhitiliza, ini kantwa, Mu muzuwe.”
6 Ary nony nandre izany ny mpianatra, dia lavo niankohoka sady natahotra indrindra.
Balutwana bazuwa, ciba suha nikuwa ca bulubi.
7 Ary Jesosy nankeo aminy, dia nanendry azy ka nanao hoe; Mitsangàna, fa aza matahotra.
Linu Jesu ceza ni kuba kwata cati, “Mubuke musiye kutiya.”
8 Ary nony niandrandra izy ireo, dia tsy nahita olona, afa-tsy Jesosy irery ihany.
Linu ci ba buka kono kena baba boni mutu konji Jesu yeke.
9 Ary rehefa nidina avy tao an-tendrombohitra izy, dia nandrara azy Jesosy ka nanao hoe: Aza milaza amin’ olona ny fahitana, mandra-pitsangan’ ny Zanak’ olona amin’ ny maty.
Haba suka hasi kuzwa he lundu, Jesu caba laya “kuti kanji ba wambili mutu mane nanga yeke ziba bona konji Mwana Muntu caka buka kuva fwile.”
10 Ary ny mpianany nanontany Azy ka nanao hoe: Nahoana ary no ilazan’ ny mpanora-dalàna fa Elia tsy maintsy ho avy aloha?
Balutwana ciba buza “cizi bañoli havati kuti Eliia eze lwe tazi?”
11 Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Elia dia avy ihany ka hampody ny zavatra rehetra.
Jesu cetava niku wamba kuti, kuwamba vuniti, “Elia mweze za boze zintu muzi be kalile.
12 Nefa lazaiko aminareo: Efa tonga sahady Elia; nefa ny olona tsy nahafantatra azy, fa nanao izay sitraky ny fony taminy. Dia tahaka izany koa no hampiaretany ny Zanak’ olona.
Kono nimi ta kuti, Elia ca vezite kale, kono kana vava mwizivi civa panga zose zivava kusaka. Mwi zila iswana, Mwana Muntu mwa nyandiswe mu mayaza avo”.
13 Dia fantatry ny mpianatra fa Jaona Mpanao-batisa no nolazainy taminy.
Valutwana vakwe civa lemuha kuti uwamba Joani yo koloveza.
14 Ary rehefa tonga teo amin’ ny vahoaka izy ireo, nisy lehilahy anankiray nanatona an’ i Jesosy, dia nandohalika teo anatrehany ka nanao hoe:
Cinga vasika hakunganine batu, muntu ceza kwali, ca fukama havusu vwakwe, naco kuti,
15 Tompoko, mamindrà fo amin’ ny zanako-lahy, fa mararin’ ny androbe izy ka mahantra tokoa; fa matetika izy no mianjera ao amin’ ny afo, ary matetika ao amin’ ny rano.
“Simwine, fwile mwanangu inse, ulwala vutuku vwa kuzuminina unyanda maswe. Hamwi uwilinga mu mulilo kapa mu mezi.
16 Ary nitondra azy tamin’ ny mpianatrao aho, fa tsy nahay nahasitrana azy izy.
Niva muletete kuva lutwana vako, niva kangwa ku muhoza.”
17 Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Ry taranaka tsy mino sady efa nivadika, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? Mandra-pahoviana no handeferako aminareo? Ento atỳ amiko izy.
Jesu cetava cati, “Murahi usa zumini utenda zi fosahele, Kani kale nanwe inako ikumahi? Mulete kunu kwangu.”
18 Ary niteny mafy azy Jesosy, dia nivoaka taminy ny demonia, ka sitrana ilay zazalahy tamin’ izay ora izay.
Jesu cakalimela luhuho lubilala. Muhwile cahola mwi nako yeyo.
19 Dia nankao amin’ i Jesosy mangingina ny mpianatra ka nanao hoe: Nahoana izahay no tsy nahavoaka azy?
Balutwana ba Jesu chiveza kaku liwungula ku vamwi niku vuza, “cizi hatwa kangwa ku zwisa luhuho luvilala?”
20 Ary hoy Jesosy taminy: Noho ny fahakelezan’ ny finoanareo ihany; fa lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manana finoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo ka hiteny amin’ io tendrombohitra io hoe: Mifindrà erỳ, dia hifindra izy; ary tsy hisy tsy ho hainareo hatao.
Jesu ca wamba kuvali, “kakuli mwina itumelo inini. Ni mi wambila vuniti vwizwile, hamuva nitumelo sina itanga yamasitete, muwola kuwambila ilundu, “zwaho uyende kuna,” muliyende ka kwina cense cili kanise.
Kono ulu luhuho lubilala kalu zwi feela haisi ca kulapela wa kuli nyima zilyo.”
22 Ary raha nitoetra tany Galilia izy, Jesosy dia nilaza tamin’ ny mpianany hoe: Ny Zanak’ olona efa hatolotra ho eo an-tànan’ ny olona
Niva sina mwa Galilea, Jesu ca wambila va lutwana vakwe, “Mwana muntu mwa tambikwe muma yaza abatu.
23 ka hovonoiny, nefa amin’ ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy. Ary dia nalahelo indrindra ireo.
Mi muva mwi haye, mi mwi zuba lyabutatu mwa vuswe kuba fwile.” Mi ikulo zaba lutwana vakwe ciza coka luli.
24 Ary nony tonga tao Kapernaomy izy, dia nankeo amin’ i Petera ny mpandray ny antsasaky ny sekely ka nanao hoe: Moa ny mpampianatra anareo tsy mba mandoa ny antsasaky ny sekely va?
Chinga vasikna mwa Kapenauma, mukwame yo bona zamutelo nicha buza Pitorosi mane muruti wenu mane ulihanga mutelo?
25 Dia hoy Petera: Mandoa ihany Izy. Ary raha vao tafiditra tao an-trano Petera, dia nosakanan’ i Jesosy teny izy ka nataony hoe: Ahoana no hevitrao, ry Simona? Avy amin’ iza moa no andraisan’ ny mpanjaka etỳ an-tany fadin-tseranana sy vola hetra? Avy amin’ ny zanany va, sa avy amin’ ny olon-kafa?
Chati, “Eni” ulihanga. Kono Pitorosi cha yenda muzubo, Jesu cha wamba lwetanzi, “iwe uhupula vule Simoni? Masimwine be kanda va tambula mitelo izwa kubani? Kubazwa kule kamba kubatu bave kala navo?”
26 Ary nony hoy Petera taminy: Avy amin’ ny olon-kafa, dia hoy kosa Jesosy: Dia afaka ary ny zanaka.
Pitorosi chinge taba kuti, kubatu “bazwakule,” Jesu cha mucho kuti “batu be chinsi kaba zumininwe kuliha mutelo.
27 Nefa andrao isika manafintohina azy, dia mankanesa ao amin’ ny ranomasina ianao, ka manjonoa; ary raiso izay hazandrano azo voalohany, ka rehefa sokafanao ny vavany, dia hahita vola sekely eo ianao; dia raiso izany, ka omeo azy ho avy amiko sy ianao.
Kanji tuleteli yo lola zamitelo chivi, Yende kwi wate, kasohele kashuto kako mu mezi, Hinde iswi ye tazi wi yalule mulomo wayo mowane isheleni, uka itambike yobona zamitelo muchisa changu ni chako.”