< Lioka 4 >

1 Ary Jesosy feno ny Fanahy Masìna dia niverina avy tany Jordana, ary nentin’ ny Fanahy tany an-efitra efa-polo andro Izy
Jesus den gbie yeni m tagŋanmi, k u den ñani jurdeni bɔnga nni k l tagiŋanba tod'o k u gedi u fanfanpiegun nni.
2 ka nalain’ ny devoly fanahy. Ary tsy nihinan-kanina akory Izy tamin’ izany andro izany, ka rehefa tapitra izany, dia noana Izy.
Naani ke sitaani bign'o dan piina. U den ki dii l ba l dana. L yogu n pend i k m kom cu'o.
3 Ary hoy ny devoly taminy: raha Zanak’ Andriamanitra Hianao, teneno io vato io mba ho tonga mofo.
Sitaani maadi Jesus: l ya tie ka tie u tienu biga, cab k l tanli n kpandi m jiem.
4 Fa Jesosy namaly azy ka nanao hoe: Voasoratra hoe: Tsy mofo ihany no hiveloman’ ny olona.
Jesus ŋmian'o l diani u tienu kaddaaog nni k nul k fo m jiem po baba ka
5 Ary ny devoly nitondra Azy niakatra, dia naneho Azy indray mipi-maso ny fanjakana rehetra amin’ izao tontolo izao.
den duon'o pol. K waan'o u tienu diema yala n tie g tinga ne k maad'o.
6 Dia hoy ny devoly taminy: Homeko Anao izao fanapahana rehetra izao mbamin’ ny voninahiny, fa efa natolotra ahy izany, ka izay tiako no homeko azy;
ba tena ya paalu baa tie u tienu diema piam kul yaal ntie l ŋandul kaan k dugn l kul den ye n nugun yo k bua ten mi bua yua.
7 koa raha hiankohoka eto anatrehako Hianao, dia ho Anao avokoa izany rehetra izany.
wani a ya tuo ki gbaani n nintuali ni l kul baa tie a yaal i.
8 Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Voasoratra hoe: Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao.
Guani ki maad'o: ya dondi a yonmdaano u Tienu. Wan badba i ka b pug'o.
9 Ary nitondra Azy nankany Jerosalema izy, dia nampitoetra Azy teo an-tampon’ ny tempoly ka nanao taminy hoe: Raha Zanak’ Andriamanitra Hianao, mivarina any ambany any;
gedi yen'o hal Jerusalemi k duon'o u jaanddiegu tanpolu k maad'o: a ya tie u Tienu bijua yugi k ŋa a ba m fanfanma nni k dugn i l diani:
10 fa voasoratra hoe: Izy handidy ny anjeliny ny aminao mba hiaro Anao;
k u bu cabi meleki nba ban yaa guu ŋa.
11 Ary eny an-tànany no hitondran’ ireo Anao, Fandrao ho tafintohina amin’ ny vato ny tongotrao.
l guan. b bu ŋa yeni b nugi k tanli kan gbebi ba tanyeli.
12 Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Voalaza hoe: Aza maka fanahy an’ i Jehovah Andriamanitrao.
K Jesus ŋmia i: l gɔ diani. A kan niini k bigni o yonmdaano u Tienu.
13 Ary rehefa nahatapitra izay fakam-panahy rehetra ny devoly, dia nandao Azy izy aloha.
Ya yognu k sitaan den gbeni o bignma kuli k u sani k fagdi k ban bo bil ya yognu pudi.
14 Ary Jesosy niverina tamin’ ny herin’ ny Fanahy nankany Galilia; dia niely tamin’ ny tany rehetra manodidina ny lazany.
Jesus bo ye yeni fuoŋanba paalui k lebdi Galile ko yeli doni diema kuli nni.
15 Ary Izy nampianatra teny amin’ ny synagogan’ ny olona ka nankalazain’ izy rehetra.
K tundi u tienu ñɔmaama a jaandiena nni k b niba dond'o.
16 Dia tonga tao Nazareta, izay nahabe Azy Izy; ary araka ny fanaony dia niditra tao amin’ ny synagoga tamin’ ny andro Sabata Izy ka nitsangana hamaky teny.
K gedi nasareti dogu nni ban bo ŋub 'o naani k kua l jaandieli saba daali. nani wan bo tug g tie maama. k fii k bo cogi tienu ñɔmaama tili.
17 Dia natolotra Azy ny bokin’ Isaia mpaminany; ary nony namelatra ny boky Izy, dia nahita ny teny voasoratra hoe:
K bi waan'o u tienu tondo isai tili wan pɔbidi l tili ko la naan kani k b diani k:
18 Ny Fanahin’ i Jehovah no ato amiko, Satria nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin’ ny malahelo Izy; Naniraka Ahy hitory fandefasana amin’ ny mpifatotra Izy, Sy fampahiratana amin’ ny jamba, Hanafaka izay nampahorina,
M yomdano fomnŋanb ye n po kelima u lugdn ki sɔgni kpaŋanba k bo muadi o ñɔmaama i cacagi danba k gɔ paagi yaaba pala biidi k yaaba tie juanma n nuali, k fie b cacagdama.
19 Hitory ny taona ankasitrahan’ i Jehovah.
k gɔ muadi u tienu ŋanba binl
20 Ary rehefa nahorony ny boky ka naveriny tamin’ ny mpanao raharaha, dia nipetraka Izy. Ary nandinika Azy ny mason’ izay rehetra teo amin’ ny synagoga.
K u pɔbini l tili k teni o naacenba k gedi kali. U jaanddiieogu nni k a nubina kuli fid o po.
21 Ary Jesosy niteny taminy hoe: Androany no efa tanteraka eto anatrehanareo izany soratra izany.
Dinne mɔno u bu cili yinm yaa song'o yeni kani u tienu tondo ñɔmaama tie mɔni.
22 Ary izy rehetra nankalaza Azy sady talanjona noho ny tenin’ ny fahasoavana naloaky ny vavany, ka hoy izy: Tsy Zanak’ i Josefa va Ity?
yaab den song'o kul lden cuo'b u yaalidigu. K b tɔb maadi ki waa tie Josefi bijua kaa?
23 Ary hoy kosa Jesosy taminy: Hataonareo amiko tokoa izao ohabolana izao hoe: Mpanao fanafody, sitrano ny tenanao: izay renay fa nataonao tao Kapernaomy dia mba ataovy eto amin’ ny taninao koa.
k jesus maadi bi: n bani ki bo puan i m makpanjama dogda dogd a ba ama e bia bomaadi maad'ti ŋan tienii yaala kaperinahumin dogu nni. ŋan gɔ tieni n yeni a dogun i k ti diidi.
24 Ary hoy koa Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy mpaminany izay ankasitrahana ao amin’ ny taniny.
K jesus pugn ama e mɔni baa bani k pagi u tienu tuonsɔnlo u dogu nni.
25 Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Maro no mpitondratena teo amin’ ny Isiraely tamin’ ny andron’ i Elia, raha nihantona ny andro telo taona sy enim-bolana, ka nisy mosary mafy tamin’ ny tany rehetra;
E mɔni ke maadi yi a pakuana den yabi boncianli Isaraheli dogu nni Eli yogu. lan ya yogu i ke taagi bo ba binataa yen bɔgidima. k m koncianma ba u dogu kuli nni.
26 nefa tsy mba nirahina ho any amin’ ny anankiray tamin’ ireo Elia, fa ho any Zarefata any amin’ ny tany Sidona ihany, dia ho any amin’ izay vehivavy mpitondratena.
ama den sɔno'a ba pakua yedi kani k cedi b den t sɔn'o yendi kani k u den ye Sarepta Sidon dogun nni. a i.
27 Ary maro no boka teo amin’ ny Isiraely tamin’ ny andron’ i Elisa mpaminany, nefa tsy mba nisy nodiovina na dia iray akory aza fa Namàna Syriana ihany.
A gbaada den ye ki yabi Isaraheli dogu nni u tienu tuonsɔnlo Eli yogu. Ama ki baa bo paagi baa yedi. B bo paagi Sirija i ku yeli tie Naamani
28 Dia tezitra loatra izay rehetra teo amin’ ny synagoga, raha nandre izany,
I yaabi den songi Jesus k ye l jaandieli n k kuli pala den biidi
29 ka nitsangana izy, dia nandroaka Azy hiala ao an-tanàna ary nitondra Azy ho any an-tampon’ ny havoana niorenan’ ny tanàna, mba hazerany amin’ ny hantsana.
b nubi kuli den fii k tudu Jesus k ñan'o hali l juali po l jaandieli n maa naan yeni k bi tud'o k lu'o tinga nni
30 Nefa Izy namaky teo afovoany, ka dia lasa nandeha.
Jesus n den ñan b siiga nni k paani k caa Jesus den tieni i tundi yeni u tebigu Kafarnahumi.
31 Ary nidina tany Kapernaomy, tanàna any Galilia, Jesosy ka nampianatra ny olona tamin’ ny Sabata.
Den gedi Kaperinahomi galile dogu nni ki tieni i tundi ba u tiemu ñɔmaama po saba daali.
32 Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.
Yaaba den songi pala den mangi boncianli kelima u den yeni yikodi.
33 Ary nisy olona tao amin’ ny synagoga, izay nanana ny fanahin’ ny demonia maloto, dia niantso tamin’ ny feo mahery izy
O ja den ye l jaandieli nni ki t tagbiid yeni mu cicibiadimu den cedi k o yign i yen paalu
34 ka nanao hoe: Indrisy! moa mifaninona akory izahay sy Hianao, ry Jesosy avy any Nazareta? avy handringana anay va Hianao? Fantatro fa Ilay Masin’ Andriamanitra Hianao.
O a bua tien 'ti be ne, a cua k ŋan bianti yaa? U tienu nuŋanmo tondo.
35 Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangìna ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan’ ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy.
Ama k Jesus tiani yeni pabieli k maadi suon i k ña o ja ne gbanu nni. k t cicibiid yeni fuun'o k lun'o tinga b niba siiga k waa janbi ama k ñani u po.
36 Ary talanjona avokoa izy rehetra ka niresaka hoe: Manao ahoana izao teny izao! fa amin’ ny fahefana sy ny hery no andidiany ny fanahy maloto, dia mivoaka ireo.
k l yogu k ti jawaandi kua b niba, k b maadi b lieba. Lan ñɔmaam tue be i k pia u paalu yen yikodi k yi beli i cicibiadi ban saa ña i!
37 Ary niely teny amin’ ny tany manodidina rehetra ny lazany.
ke Jesus yeli doni kaankul a dongbana nni.
38 Ary nony nitsangana niala tao amin’ ny synagoga Jesosy, dia niditra tao an-tranon’ i Simona. Ary azon’ ny tazo mafy ny rafozam-bavin’ i Simona; ary izy ireo nangataka taminy hahasitrana azy.
Jesus n den ñani l jaandieli kan u den gedi Simo deni k sua k Simo juado ye yeni u gbanantogu, k b buali k b mia Jesus k wan tieni l bonli k paa'o
39 Dia nitsangana teo akaikiny Izy, ka noteneniny mafy ny tazo, dia niala tamin-dravehivavy izany; ary nitsangana niaraka tamin’ izay izy ka nanompo azy ireo.
k Jesus tibn i o po k cedi ko yugbaagu ñani u po. k o fii l yogu k cil suani u tienu tuona.
40 Ary raha nilentika ny masoandro, ny olona rehetra izay nanana marary tamin’ ny aretina samy hafa dia nitondra azy teo aminy; ary dia nametra-tanana tamin’ izy rehetra tsirairay Izy ka nahasitrana azy.
O yienu n den baa ya yogu yaaba den pia b yianba b den po, b den ba yenmi Jesus kani k u yi e nui yua kul po wan paagi.
41 Ary nisy demonia nivoaka tamin’ ny maro ka niantso hoe: Hianao no Zanak’ Andriamanitra. Nefa norarany ireo ka tsy navelany hiteny, satria nahalala Azy ho Kristy.
I cicibiadi den ña boncianli b ssiga nni, k yigini. A tie u tienu bijua i. Ama k Jesus yi tiani ban gɔ suono kelima b den bandi k u tie Kristo.
42 Ary nony maraina ny andro, dia niala Jesosy ka nankany an-tany foana; ary ny vahoaka nitady Azy, dia nankeo aminy ka te-hihazona Azy mba tsy hialany tao aminy.
Lden fandi ya yogu k Jesus ñani o deni k gedi u fanfanpiegu nni. k b niba cil k kpaan; o ban t la'o k gedi o kani kaa ji bua ko seedi ŋaab'a.
43 Fa hoy Izy taminy: Tsy maintsy mitory ny teny soa mahafaly ny amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra any amin’ ny tanàna hafa koa Aho, satria izany no nanirahana Ahy.
Ama k u maadi bi: l tie taladi min min muandi u tienu labanŋanli dogban tiana nni. Kelima lan yaa po i k u tienu sɔn n i.
44 Ary Izy nitori-teny tao amin’ ny synagoga eran’ i Galilia.
k ji tundi u tienu labamanli Jude jaandiel nni.

< Lioka 4 >