< Mpitsara 11 >

1 Ary Jefta Gileadita dia lehilahy mahery sy zanaky ny vehivavy janga; ary Gileada no rainy niteraka azy.
Jeftha ja-Gilead ne jalweny mager. Wuon mare ne en Gilead, to min mare ne en ochot.
2 Ary ny vadin’ i Gileada dia niteraka zazalahy maro taminy; ary nony efa lehibe ireo zana-badiny ireo, dia nandroaka an’ i Jefta ka nanao taminy hoe: Tsy handova eto amin’ ny taranaky ny rainay ianao, fa zanaky ny vehivavy hafa.
Chi Gilead mahie bende nonywolone yawuowi, kendo kane gisebedo madongo, ne giriembo Jeftha. Negiwachone niya, “Ok iniyud girkeni moro amora e dalawa ka, nikech in wuod dhako machielo.”
3 Ary Jefta nandositra ny rahalahiny ka nonina tany amin’ ny tany Toba; dia nisy olom-poana nivory teo amin’ i Jefta ka niaraka taminy.
Omiyo Jeftha noringo moa ir owetene kendo nodhi odak e piny Tob, kama jodwar mangʼeny nochokore bute mi giluwe.
4 Ary nony ela, dia nanafika ny Zanak’ Isiraely ny taranak’ i Amona.
Bangʼe, ka jo-Amon nochako lweny gi jo-Israel,
5 Ary rehefa nanafika ny Isiraely ny taranak’ i Amona, dia nandeha ny loholon’ i Gileada haka an’ i Jefta hiala any amin’ ny tany Toba.
jodong Gilead nodhi mondo ogol Jeftha e piny Tob.
6 Ary hoy izy ireo taminy: Avia ho mpitarika anay ianao, hiadiantsika amin’ ny taranak’ i Amona.
Negiwachone niya, “Bi mondo ibed jatendwa mar lweny, mondo mi waked gi jo-Amon.”
7 Fa hoy Jefta tamin’ ny loholon’ i Gileada: Tsy efa nankahala ahy va ianareo ka nandroaka ahy hiala tao an-tranon’ ny raiko? Koa nahoana no mankaty amiko indray ianareo ankehitriny, nony azom-pahoriana?
Jeftha nowachonegi niya, “Donge ne ok udwara mi uriembo e od wuora? En angʼo momiyo koro ubiro ira, ka un e thagruok?”
8 Dia hoy ny loholon’ i Gileada tamin’ i Jefta: Izany no iverenanay atỳ aminao ankehitriny, mba handehananao miaraka aminay, sy hiadianao amin’ ny taranak’ i Amona, ka dia ho lohany aminay mponina rehetra any Gileada ianao.
Jodong Gilead nodwoke niya, “Kata kamano, wabiro iri koro; bi kodwa mondo waked gi jo-Amon, kendo inibed jatendwa kaachiel gi jogo duto modak Gilead.”
9 Dia hoy Jefta tamin’ ny loholon’ i Gileada: Raha ho entinareo mody indray aho mba hiady amin’ ny taranak’ i Amona, ka hatolotr’ i Jehovah eo anoloako ireny, dia izaho hoe no ho lohany aminareo?
Jeftha nodwoko niya, “Ka dipo ni udwoka mondo aked gi jo-Amon kendo Jehova Nyasaye omiyagi; bende anabed jatendu adier?”
10 Dia hoy ny loholon’ i Gileada tamin’ i Jefta: Jehovah no ho vavolombelona amintsika, raha tsy hataonay araka izany teninao izany.
Jodong Gilead nodwoko niya, “Jehova Nyasaye obed janeno marwa; adier wabiro timo kaka iwachono.”
11 Dia nandeha Jefta niaraka tamin’ ny loholon’ i Gileada, ka dia nasandratry ny vahoaka ho lohany sy ho mpitarika azy izy; ary Jefta nilaza ny teniny rehetra teo anatrehan’ i Jehovah tao Mizpa.
Omiyo Jeftha nodhi gi jodong Gilead, kendo ji nokete obedo jatelo kendo jatend lweny. Kendo nonwoyo wechegi duto e nyim Jehova Nyasaye kama iluongo ni Mizpa.
12 Dia naniraka olona Jefta nankamin’ ny mpanjakan’ ny taranak’ i Amona hanao hoe: Moa mifaninona akory izaho sy ianao, no tonga atỳ amiko hiady amin’ ny taniko ianao?
Bangʼe Jeftha nooro joote ir ruodh jo-Amon kapenje niya, “En angʼo milaro kodwa, momiyo idwaro kedo kodwa?”
13 Dia hoy ny mpanjakan’ ny taranak’ i Amona tamin’ ny irak’ i Jefta: Satria nalain’ ny Isiraely ny taniko hatrany Arnona ka hatrany Jaboka ary hatrany Jordana, fony niakatra avy tany Egypta izy; koa avereno amin’ ny fihavanana ary izany ankehitriny.
Ruodh jo-Amon nodwoko joote Jeftha niya, “Kane jo-Israel owuok Misri, negikawo pinya chakre aora Arnon nyaka aora Jabok mi gichopo nyaka aora Jordan, koro duognago gi kwe.”
14 Ary Jefta naniraka olona indray nankany amin’ ny mpanakan’ ny taranak’ i Amona
Jeftha nooro joote mondo odog ir ruodh jo-Amon,
15 ka nanao taminy hoe: Izao no lazain’ i Jefta: Ny Isiraely tsy naka ny tanin’ i Moaba na ny tanin’ ny taranak’ i Amona.
kawacho niya, “Ma e gima Jeftha wacho: Jo-Israel ne ok okawo piny jo-Moab kata piny jo-Amon.
16 Fa fony niakatra avy tany Egypta ny Isiraely, dia nandeha nitety ny efitra hatramin’ ny Ranomasina Mena izy ka tonga tany Kadesy.
To kane gia Misri, jo-Israel noluwo thim nyaka Nam Makwar kendo ma gichopo Kadesh.
17 Dia naniraka olona ny Isiraely nankany amin’ ny mpanjakan’ i Edoma ka nanao hoe: Aoka mba handeha hamaky ny taninao aho; fa tsy nety nihaino izany ny mpanjakan’ i Edoma. Ary naniraka tany amin’ ny mpanjakan’ i Moaba koa izy; fa tsy nety koa izy; dia nitoetra tany Kadesy ny Isiraely.
Eka jo-Israel nooro joote ir ruodh jo-Edom, kawacho niya, ‘Miya thuolo mondo wakal e pinyu,’ to ruodh Edom ne ok nyal winjogi. Nochako ooro joote ir ruodh Moab, to en bende nodagi. Kuom mano jo-Israel nodak Kadesh.
18 Dia nandeha nitety ny efitra izy ka nanodidina ny tany Edoma sy ny tany Moaba, dia tonga teo atsinanan’ i Moaba, ka nitoby teo an-dafin’ i Arnona, fa tsy niditra teo anatin’ ny faritanin’ i Moaba; fa Arnona no fari-tanin’ i Moaba.
“Bangʼe negiwuotho e thim, ka ginono pinje mag Edom gi Moab, ka gikalo yo wuok chiengʼ mar piny Moab mine gidhi gibworo e bath aora Arnon. Ne ok gidonjo e alap mar jo-Moab, nimar Arnon ema tongʼ mare.
19 Ary ny Isiraely dia naniraka olona tany amin’ i Sihona, mpanjakan’ ny Amorita, izay mpanjakan’ i Hesbona; ary hoy ny Isiraely taminy: Aoka mba handeha hamaky ny taninao izahay hankany amin’ ny fonenanay.
“Bangʼe Jakobo nooro joote ir Sihon ruodh jo-Amor mane ruoth Heshbon, kendo mi nowachone ni, ‘Yie iwewa wakalie pinyu wadhi e karwa owuon.’
20 Fa Sihona tsy natoky ny Isiraely hamaky ny fari-taniny, fa namory ny vahoakany rehetra izy, dia nitoby tany Jahaza ka niady tamin’ ny Isiraely.
Kata kamano, Sihon ne ok nigi adiera gi jo-Israel mondo gikal e pinye. Nochoko joge duto kendo mi gichokore Jahaz mondo giked gi jo-Israel.
21 Ary Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, nanolotra an’ i Sihona sy ny vahoakany rehetra teo an-tànan’ ny Isiraely, ka namely azy ireo; dia azon’ ny Isiraely ny tanin’ ny Amorita rehetra, mponina tany amin’ izany tany izany.
“Eka Jehova Nyasaye, ma Nyasach Israel, nochiwo Sihon kod joge duto e lwet jo-Israel, kendo negiloyogi. Jo-Israel nokawo puothe jo-Amor mane odak e pinyno,
22 Dia nahazo ny tanin’ ny Amorita rehetra izy hatrany Arnona, ka hatrany Jaboka ary hatramin’ ny efitra ka hatrany Jordana.
ka gikawe duto chakre e aora Arnon nyaka e aora Jabok kendo koa e thim nyaka e aora Jordan.
23 Koa ankehitriny, Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, efa nandroaka ny Amorita teo anoloan’ ny Isiraely olony: ary ianao kosa va tahaka ny tany?
“Ka koro Jehova Nyasaye, ma Nyasach Israel, oseriembo jo-Amor e nyim joge Israel, en thuolo mane ma in-go mar kawe?
24 Moa tsy hotananao izay tany omen’ i Kemosy andriamanitrao anao va? Atỳ izay tany rehetra omen’ i Jehovah Andriamanitray anay dia mba hotananay kosa.
Donge ubiro mana kawo gima Kemosh ma nyasachu omiyou? Kamano bende, gimoro amora ma Jehova Nyasaye ma Nyasachwa omiyowa, wabiro kawo.
25 Moa tsara noho Balaka, zanak’ i Zipora, mpanjakan’ i Moaba, va ianao? Nety nanohitra ny Isiraely na niady taminy akory va izy?
Iparo ni ilich maloyo Balak wuod Zipor, ma ruodh Moab? Bende nodhawo gi Israel kata kedo kodgi?
26 Raha ny Isiraely nitoetra telon-jato taona tany Hesboala sy ny zana-bohiny ary tany Aroera sy ny zana-bohiny ary tany amin’ ny tanàna rehetra eny amoron’ i Arnona, nahoana no tsy nalainareo ny tany tamin’ izany andro izany?
Kuom higni mia adek Israel nodak Heshbon, gi Aroer, gi alwora mar kuondego kod mier duto mokiewo gi aora Arnon. En angʼo ma nomonou kawogi e hignigo?
27 Izaho tsy nanota taminao, fa ianao no manisy ratsy ahy, fa miady amiko;
Wan pok wakethonu, to un koro utimonwa marach kuom kedo kodwa. Mad uwe Jehova Nyasaye, ma jangʼad bura ongʼad burano odiechiengʼ ma kawuononi e kind jo-Israel gi jo-Amon.”
28 Nefa tsy nohenoin’ ny mpanjakan’ ny taranak’ i Amona ny tenin’ i Jefta, izay nampitondrainy tany aminy.
Kata kamano, ruodh jo-Amon ne ok odewo ote mane joote Jeftha okelone.
29 Ary tonga tao amin’ i Jefta ny Fanahin’ i Jehovah, dia nandeha nitety an’ i Gileada sy Manase izy; ka dia nitety an’ i Mizpa any Gileada koa izy ka niala tany Mizpa any Gileada, dia nandroso nankany amin’ ny taranak’ i Amona.
Eka Roho mar Jehova Nyasaye nobiro kuom Jeftha. Noluwo piny Gilead gi Manase, kokalo Mizpa mar Gilead, kendo koa kanyo nodhi momonjo jo-Amon.
30 Ary Jefta nivoady tamin’ i Jehovah ka nanao hoe: Raha hatolotrao eo an-tanako tokoa ny taranak’ i Amona,
Kendo Jeftha nokwongʼore ne Jehova Nyasaye niya, “Ka inichiw jo-Amon e lweta,
31 dia ho an’ i Jehovah Izay mivoaka amin’ ny varavaran’ ny tranoko hitsena ahy, rehefa miverina soa aman-tsara avy any amin’ ny taranak’ i Amona aho, ary hateriko ho fanatitra dorana izany.
to ngʼato angʼata mani wuog e dalana mondo orom koda bangʼ ka aseloyo jo-Amon nobed mar Jehova Nyasaye, kendo anachiwe kaka misango miwangʼo pep.”
32 Dia nandeha Jefta nankany amin’ ny taranak’ i Amona hiady aminy: ary natolotr’ i Jehovah teo an-tànany ireo.
Eka Jeftha nowuok mondo odhi oked gi jo-Amon, kendo Jehova Nyasaye nochiwogi e lwete.
33 Dia namely azy izy hatrany Aroera ka hatrany akaikin’ i Minita sy hatrany Abela-keramima, dia tanàna roa-polo, ka be dia be no maty. Dia resy teo anoloan’ ny Zanak’ Isiraely ny taranak’ i Amona.
Noketho mier piero ariyo kochakore e aora Aroer nyaka Minith, mochopo nyaka Abel Keramim. Mano e kaka jo-Israel nokawo Amon.
34 Ary Jefta tonga tany Mizpa ho any an-tranony, ary, indro, nivoaka ny zananivavy nitondra ampongatapaka sy mpandihy hitsena azy; ary vavy tokany io, fa tsy nanana zanakalahy na zanakavavy afa-tsy io izy.
Kane Jeftha odwogo dalane man Mizpa, noneno mana nyare kamiel kabiro romone! Ne en gi nyako achiel kende maonge wuowi kata nyako moro machielo.
35 Koa rehefa nahita azy Jefta, dia nandriatra ny fitafiany ka nanao hoe: Indrisy, ry zanako-vavy! Efa nampitanondrika ahy indrindra ianao, ary ianao no tonga nampidi-doza tamiko; fa izaho efa niloa-bava tamin’ i Jehovah, ka tsy azoko afody intsony.
Kane onene, noyiecho lepe mi oywak niya, “Yaye Nyara! Isemiya abedo modhier kendo gi thagruok, nikech ne asesingora ne Jehova Nyasaye ma ok anyal ketho.”
36 Fa hoy ny zananivavy taminy: Ry dada ô, raha niloa-bava tamin’ i Jehovah ary ianao, dia ataovy amiko araka izay naloaky ny vavanao, satria Jehovah efa namaly ny taranak’ i Amona fahavalonao ho anao.
Nodwoko niya, “Wuonwa, isechiwo wachni ne Jehova Nyasaye. Timna mana kaka ne isesingori, nikech Jehova Nyasaye koro oseresi e lwet wasiki, ma jo-Amon.”
37 Dia hoy koa izy tamin’ ny rainy: Aoka izao no hatao amiko: aza maninona ahy aloha hatramin’ ny roa volana mba handehandehanako hankeny amin’ ny havoana hitomaniako, izaho sy ny namako, noho izaho mbola tsy nanambady akory.
Nomedo wachone niya, “To yie itimna kwayo achiel kende. Miya dweche ariyo mondo aba ewi gode kendo aywagi gi osiepena, nikech ok bi kenda.”
38 Dia hoy kosa rainy: Mandehana ary. Dia nampandeha azy roa volana izy; ary dia nandeha razazavavy sy ny namany ka nitomany teny amin’ ny havoana noho izy mbola tsy nanam-bady akory.
Nowachone niya, “Inyalo dhi.” Eka noweye modhi kuom dweche ariyo. En kaachiel gi nyiri mamoko nodhi ewi gode kendo ne giywak nikech ok bi kende.
39 Ary rehefa tapitra ny roa volana, dia niverina tany amin’ ny rainy izy; ary nataony taminy araka ny voadiny izay nataony; ary tsy mbola nahalala lahy izy. Ary tonga fanao tamin’ ny Isiraely
Bangʼ dweche ariyo, nodok ir wuon mare kendo wuon-gi notimo mana kaka nosesingore. Ne en nyako ngili. Kochakore e ndalono, jo-Israel noketo chik ni
40 ny fandehanan’ ny zazavavin’ ny Isiraely isan-taona hankalaza ny zanakavavin’ i Jefta Gileadita hefarana isan-taona.
higa ka higa mon matindo mag Israel nyaka dhi e got kuom ndalo angʼwen mondo otim rapar mar nyar Jeftha ma ja-Gilead.

< Mpitsara 11 >