< Mpitsara 1 >

1 Ary rehefa maty Josoa, dia nanontany tamin’ i Jehovah ny Zanak’ Isiraely hoe: Iza no hiakatra voalohany hiady amin’ ny Kananita ho anay?
Yosiua da bogobeba: le, Isala: ili fi dunu ilia da Hina Godema amane adole ba: i, “Ninia fi habo da bisili Ga: ina: ne dunuma doagala: ma: bela: ?”
2 Dia hoy Jehovah: Joda no hiakatra; indro, efa nanolotra ny tany ho eo an-tànany Aho.
Hina Gode da bu adole i, “Yuda fi da bisili doagala: musa: masunu da defea. Ilia da amo soge amoma ouligisu esaloma: ne, Na da hamomu.”
3 Ary hoy Joda tamin’ i Simeona rahalahiny: Andeha hiara-miakatra amiko ianao ho any amin’ ny lovako, ka aoka isika hiady amin’ ny Kananita; ary izaho kosa dia handeha hiaraka aminao ho any amin’ ny lovanao. Ary Simeona dia nandeha niaraka taminy.
Yuda fi dunu da Simiane dunu ilima amane sia: i, “Ania da soge anima ilegei amogai wa: i asili, Ga: ina: ne dunuma gegemu. Amalalu, ninia da dili sigi asili, soge da dilima ilegei amoga doagala: musa: masunu.”
4 Dia niakatra Joda, ary natolotr’ i Jehovah teo an-tànany ny Kananita sy ny Perizita, ka nahafaty iray alin-dahy tany Bezeka izy.
Amaiba: le, Simiane fi amola Yuda fi da gilisili gegemusa: asi. Hina Gode da ela fidibiba: le, ela da Ga: ina: ne dunu amola Belisaide dunu ili hasalasi. Ilia da Bisege moilaiga 10,000 dunu agoane fane legei dagoi.
5 Ary nahita an’ i Adoni-bezeka tany Bezeka izy, dia niady taminy ka naharesy ny Kananita sy ny Perizita.
Amogai, ilia da hina bagade Adounaibisege ba: le, ema gegei.
6 Nefa nandositra Adoni-bezeka; ary nanenjika azy izy ireto ka nisambotra azy, dia nanapaka ny ankihiben-tànany sy ny ankihiben-tongony.
E da hobea: i, be ilia da ema fa: no bobogele, gagulaligi. Ilia da ea lobo bi amola emo bi damuni fasi dagoi.
7 Ary hoy Adoni-bezeka: Mpanjaka fito-polo voatapaka ny ankihiben-tànany sy ny ankihiben-tongony no nitsindroka hanina teo ambanin’ ny latabatro; ka mba tahaka ny nataoko ihany lahy ity no navalin’ Andriamanitra ahy! Ary nentin’ ireo ho any Jerosalema izy ka maty tany.
Adounaibisege da amane sia: i, “Na da hina bagade70agoane ilia lobo bi amola emo bi damuni fasili, ilia da na ha: i manu fafai haguduga daladaloba nasu. Na da ilima hamoi defele, wali Gode da nama hamoi dagoi.” Ilia da e Yelusaleme moilai bai bagadega oule asili, amola amogai e da bogoi dagoi.
8 Ary namely an’ i Jerosalema ny taranak’ i Joda, ka nahafaka azy, dia namely azy tamin’ ny lelan-tsabatra ka nandoro ny tanàna.
Yuda fi dunu da Yelusaleme moilai bai bagade amo doagala: le, suguli lai dagoi. Ilia da dunu huluane medole legele, moilai amo laluga ulagisi dagoi.
9 Ary rehefa afaka izany, dia nidina ny taranak’ i Joda hiady amin’ ny Kananita izay nonina tany amin’ ny tany havoana sy tany amin’ ny tany atsimo ary tany amin’ ny tany lemaka amoron-tsiraka.
Amalalu, ilia da Ga: ina: ne dunu (amo da agolo soge, goumi fonobahadi soge amola hafoga: i soge gagoe (south) dialu amo ganodini esalu), ilima doagala: musa: asi.
10 Dia nandeha Joda hiady amin’ ny Kananita, izay nonina tany Hebrona (Kiriat-arba no anaran’ i Hebrona taloha), ka namono an’ i Sesay sy Ahimana ary Talmay.
Ilia da Ga: ina: ne dunu amo da Hibalone moilai bai bagade (ea musa: dio da Gilia: de Aba) amo ganodini esalu amoga doagala: musa: wa: i asi. Amogawi, ilia da Sisai sosogo fi, Ahaima: ne sosogo fi amola Da: lamai sosogo fi, ili hasasali.
11 Dia niala tao izy ka nandeha hiady amin’ ny mponina any Debira (Kiriata-sefera no anaran’ i Debira taloha).
Amalalu, Yuda fi dunu da Dibe moilai bai bagade (amo esoga Dibe ea dio da Gilia: de Sifa) amoga doagala: musa: wa: i asi.
12 Ary hoy Kaleba: Izay mamely an’ i Kiriata-sefera ka mahafaka azy dia homeko azy Aksa zanako-vavy ho vadiny.
Yuda dunu afae ea dio amo Ga: ilebe da amane sia: i, “Nowa dunu da Gilia: de Sifa moilai bai bagade fi ili hasalasisia, na da nadiwi A: igasa: ema imunu.”
13 Ary Otniela, zanakalahin’ i Kenaza, zandrin’ i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny.
Ga: ilebe eya Gina: se amo ea mano Odeniele da amo moilai amo hasali dagoi. Amaiba: le, Ga: ilebe da idiwi A: igasa: , ea lama: ne i dagoi.
14 Ary rehefa voampakatra ravehivavy, dia nanome vava ny lahy hangataka saha tamin-drainy; dia niala faingana tamin’ ny borikiny izy, ka hoy Kaleba taminy: Inona moa no ilainao?
Uda lamu eso amoga, Odeniele da A: igasa: ema e da ea edama soge edegema: ne ha: giwane sia: i dagoi. A: igasa: da dougi da: iya fila heda: i amoga aligila sa: ili, Ga: ilebe da ema, “Di da adi lamu?” amane sia: i.
15 Ary hoy izy: Omeo tso-drano aho; fa tany tsy misy rano no nomenao ahy ka mba omeo loharano koa aho. Dia nomen’ i Kaleba azy ny loharano ambony sy ny loharano ambany.
A: igasa: da bu adole i, “Na da dima gu hano lamu galebe. Soge amo di da nama i, da hafoga: i soge amo ganodini diala.” Amaiba: le, Ga: ilebe da ema agoloa gado amola umia gudu gu hano ema i dagoi.
16 Ary ny taranak’ ilay Kenita, zaodahin’ i Mosesy dia niara-niakatra tamin’ ny taranak’ i Joda niala tao amin’ ny tanàna be rofia hankany an-efitr’ i Joda, atsimon’ i Arada nandeha ireo ka nonina teo amin’ ny Isiraely.
Mousese aowa (Ginaide dunu) amo egaga fi dunu da Yuda dunu sigi Yeligou moilai bai bagade (amo ganodini gumudi sala bagohame ba: i) amo fisili, asili wadela: i hafoga: i sogebi ea dio amo A: ila: de (Yuda soge amo ganodini) A: malege dunu amola gilisili esalu.
17 Ary Joda nandeha niaraka tamin’ i Simeona rahalahiny, dia namely ny Kananita, izay nonina tany Zefata, ka nataony ringana ireo, ary ny anaran’ ny tanàna nataony hoe Horma.
Yuda fi dunu da Simiane fi dunu amola gilisili wa: le asili, Ga: ina: ne dunu Sifa: de moilaiga fi dunu amo doagala: le, hasali. Ilia da amo moilai gagabusu aligima: ne ilegele, wadela: lesi dagoi. Amola ilia amoma dio gaheabolo asuli, amo Homa.
18 Dia afak’ i Joda Gaza sy ny sisin-taniny an Askelona sy ny sisin-taniny ary Ekrona sy ny sisin-taniny.
19 Ary Jehovah nomba an’ i Joda, ka dia azony ny tany havoana; nefa tsy naharoaka ny mponina teny amin’ ny tany lemaka izy, satria nanana kalesy vy ireny.
Hina Gode da Yuda dunu fidibiba: le, ilia da agolo soge huluane suguli lai dagoi. Be moilai bai bagade amo Ga: isa, A:siegelone, Egelone amola soge amo moilai bai bagade sisiga: i, ilia da hame suguli lai. Amo moilai dunu fi hano wayabo bega: esalu, da ouli sa: liode bagohame gagui. Amaiba: le, Isala: ili dunu da amo fi dunu gadili sefasimu hamedei ba: i.
20 Ary Hebrona dia nomeny an’ i Kaleba, araka izay efa nolazain’ i Mosesy, ka noroahin’ i Kaleba niala tao izy telo lahy, taranaky ny Anakita.
Mousese ea sia: i defele, ilia da Hibalone moilai bai bagade amo Ga: ilebema i dagoi. Ga: ilebe da amo moilaiga A: ina: ge egaga fi udiana galu, amo gadili sefasi.
21 Ary ny taranak’ i Benjamina tsy nandroaka ny Jebosita, izay mponina any Jerosalema; fa ny Jebosita dia miara-monina amin’ ny taranak’ i Benjamina any Jerosalema ihany mandraka androany.
Be Bediamini fi dunu da Yebiusaide dunu Yelusaleme moilai bai bagade amo ganodini esalu, hame sefasi. Amola wali eso, Yebiusaide dunu amola Bediamini fi dunu da Yelusaleme moilai bai bagade amo ganodini gilisili esala.
22 Ary ny taranak’ i Josefa dia niakatra koa hamely an’ i Betela; ary Jehovah nomba azy.
Ifala: ime fi dunu amola Ma: na: se fi dunu da Bedele moilai (amo esoga, ea dio da Lase) amoma doagala: musa: wa: i asi. Hina Gode da ili fidi. Ilia desega ahoasu dunu asunasi.
23 Dia naniraka hisafo an’ i Betela ny taranak’ i Josefa (Lozy no anaran’ ny tanàna taloha);
24 ary nahita lehilahy anankiray nivoaka avy tao an-tanàna ny mpisafo ka nanao taminy hoe: Mba atoroy kely anay ny fidirana mankao an-tanàna, dia hamindra fo aminao izahay.
Ilia da dunu afae Bedele moilai fisili ahoanebe ba: i. Ilia da ema amane sia: i, “Di da Bedele moilai ganodini golili sa: imu logo ninima olelesea, ninia da dima se hame imunu.”
25 Dia natoron-dralehilahy azy ny fidirana mankao an-tanàna, ka dia nasiany tamin’ ny lelan-tsabatra ny tanàna; fa ralehilahy sy ny mpianakaviny rehetra dia navelany handeha.
Amaiba: le, e da golili sa: imu logo ilima olelei. Ifala: ime dunu amola Ma: na: se dunu ilia da dunu, uda amola mano huluane amo moilai ganodini esalu, amo medole legei dagoi. Be ilia da dunu amo da ilima logo olelei, amola ea sosogo fi hame fane legei.
26 Ary nandeha ho any amin’ ny tanin’ ny Hetita ralehilahy, ka nanorina tanàna izy, ary ny anarany dia nataony hoe Lozy, ary mbola izany ihany no anarany mandraka androany.
Fa: no, e da Hidaide sogega asili amogai moilale fi. Amoga e da Lase dio asuli amola amo dio da amo moilai bai bagade ea dio wali diala.
27 Ary Manase tsy nahafaka an’ i Beti-sana sy ny zana-bohiny, na Tanaka sy ny zana-bohiny, sady tsy naharoaka ny mponina tany Dora sy ny zana-bohiny, na ny mponina tany Ibleama sy ny zana-bohiny, na ny mponina tany Megido sy ny zana-bohiny, satria tian’ ny Kananita hitoerana indrindra izany tany izany.
Ma: na: se fi da dunu amo da moilai bai bagade amo Bede Sia: ne, Da: inage, Do, Ibilia: me, Megidoa amola eno gadenene moilai amo ganodini esalu hame sefasi. Be Ga: ina: ne dunu da amo moilai bai bagade ganodini esalu.
28 Fa rehefa nihahery kosa ny Isiraely, dia nampanaoviny fanompoana ny Kananita, fa tsy nandroaka azy rehetra izy.
Be Isala: ili dunu ilia gasa heda: le, ilia da amo Ga: ina: ne dunu ilia udigili hawa: hamosu dunu hamoma: ne logei. Be ilia da amo dunu huluane gadili hame sefasi.
29 Ary Efraima tsy nandroaka ny Kananita, izay nonina tany Gazera; fa nonina teo aminy tany Gazera ny Kananita.
Ifala: ime fi dunu da Ga: ina: ne dunu amo Gise moilai bai bagade ganodini esalu, amo gadili hame sefasi. Amaiba: le, Ga: ina: ne da Ifala: ime dunu amola gilisili esalebe ba: i.
30 Zebolona tsy nandroaka ny mponina tany Kitrona, na ny mponina tany Nahalola; fa nonina teo aminy ny Kananita ka nampanaovina fanompoana.
Sebiulane fi dunu da dunu amo da Gidalone moilai bai bagade amola Na: ihalale moilai bai bagade amo ganodini esalu, gadili hame sefasi. Amaiba: le, amo moilai bai bagade ganodini, Ga: ina: ne dunu da Isala: ili dunu gilisili esalu, amola ilia da Isala: ili dunu ilia udigili sesele hawa: hamosu dunu agoane esalu.
31 Asera tsy nandroaka ny mponina tany Ako, na ny mponina tany Sidona, na ny tany Alaba, na ny tany Akziba, na ny tany Helba, na ny tany Afika, na ny tany Rehoba;
A: sie fi dunu da dunu amo da A: gou, Saidone, Ala: be, A:gasibi, Heleba, A:ifege amola Lihoube amo moilai bai bagade ganodini esalu, hame sefasi.
32 fa nonina teo amin’ ny Kananita tompon-tany ny taranak’ i Asera, fa tsy nandroaka azy.
Be A: sie fi dunu da Ga: ina: ne dunu gadili hame sefasiba: le, amo dunu gilisili esalebe ba: i.
33 Naftaly tsy nandroaka ny mponina tany Beti-semesy, na ny mponina tany Bet-anata; fa nonina teo amin’ ny Kananita tompon-tany izy, kanefa nampanaoviny fanompoana ny mponina tany Beti-semesy sy Bet-anata.
Na: fadalai fi dunu da dunu amo da Bede Semese moilai bai bagade amola Bede A: ina: de moilai bai bagade amo ganodini esalu, hame sefasi. Be Na: fadalai fi dunu da amo Ga: ina: ne dunu gilisili esalu, amo da ilia udigili sesele hawa: hamosu dunu hamoi dagoi.
34 Ary ny Amorita nanesika ny taranak’ i Dana ho any amin’ ny tany havoana, fa tsy namela azy hidina ho any amin’ ny tany lemaka,
Be A: moulaide dunu da Isala: ili fi afadafa (amo da Da: ne) ilia noga: i umi sogega misunu logo ga: i dagoi. Amola Da: ne fi dunu da agolo sogega esalu.
35 fa tian’ ny Amorita hitoerana indrindra ny tendrombohitra Heresa sy ny tany Aialona sy Salbima; nefa nahery ny tanan’ ny taranak’ i Josefa, ka dia nampanaovina fanompoana ireo.
Amola A: moulaide dunu da mae fisili, moilai amo A: idialone, Sia: ilibimi amola Hilese Goumi amoga esalu. Be Ifala: ime fi amola Ma: na: se fi da ilima ouligisu esalebe ba: i amola ilia da amo Isala: ili fi ilia udigili hawa: hamonanu.
36 Ary ny fari-tanin’ ny Amorita dia hatramin’ ny fiakarana Akrabima ka hatramin’ ilay harambato no ho mankany.
Sila moilai bai bagadega gagoedi (north), Idomaide dunu fi ilia soge alalo da A: gala: bimi goumi adobo gigadofa ahoasu amodili asi.

< Mpitsara 1 >