< Joda 1 >
1 Joda, mpanompon’ i Jesosy Kristy sady rahalahin’ i Jakoba, mamangy izay olona voantso, malala ao amin’ Andriamanitra Ray sy voatahiry ho an’ i Jesosy Kristy;
Nene ndi Yuda, mtumisi wa Yesu Kilisitu na mbena waki Yakobo. Nikuvayandikila nyenye mwemkemeliwi na Chapanga Dadi mweakuvagana na Yesu Kilisitu ndi mlonda winu.
2 hampitomboina ho anareo anie ny famindram-po sy ny fiadanana ary ny fitiavana.
Nikumuyupa Chapanga avahengela lipyana, uteke na uganu vivya kwinu kwa umahele wewihuma kwa Chapanga.
3 Ry malala, raha manao izay zotom-po rehetra hanoratra aminareo aho hilaza ny amin’ ny famonjena iombonantsika, dia nisy nahatery ahy hanoratra aminareo, hananatra mba hiezahanareo mafy hiaro ny finoana izay efa voatolotra indray mandeha monja ho an’ ny olona masìna.
Vankozi vaganu, navili na uganu wa kuvayandikila kuuvala usangula wula wetivili nawu tavoha. Nambu niwona chabwina kuvayandikila ndava kuvakangamalisa mitima muyihengela ulonda sadika, yevapewili vandu va Chapanga mala yimonga ndu kwa lukumbi lwoha.
4 Fa misy olona sasany efa niditra misokosoko, izay voasoratra fahiny ho amin’ izany fahamelohana izany, dia olona ratsy fanahy izay mamadika ny fahasoavan’ Andriamanitsika ho fijejojejoana sady nandà ny Andrian-tokana, dia Jesosy Kristy Tompontsika.
Muni vandu vangamuyogopa Chapanga vajiyingisi chinunu pagati yitu. Vandu venavo uvang'anamwisi ujumbi wabwina wa Chapanga witu muni vakita mambu ga ukemi na kumbela Yesu Kilisitu mweavili mwene, Chilongosi na Bambu witu. Nambu Mayandiku Gamsopi gamali kujova kuhumila kadeni uhamula weukuvalindila vandu avo.
5 Ary ta-hampahatsiaro anareo aho, na dia efa fantatrareo rahateo aza ny zavatra rehetra, fa rehefa novonjen’ ny Tompo ho afaka tany Egypta ny olona, dia naringany ihany tao aorian’ izany izay tsy nino.
Hinu nigana kuvakumbusa mambu, pamonga aga mwamali kumanyiswa hotohoto mala yimonga, mkumbukayi Bambu cheavasangwili vandu va Isilaeli na kuvawusa pamulima wa Misili, nambu mwanakandahi avakomili vala vavangasadika.
6 Ary ny anjely izay tsy nitana ny anjara-fanapahany, fa nandao ny fonenany, dia voahazony amin’ ny fatorana mandrakizay ao amin’ ny maizina ho amin’ ny andro fitsarana lehibe. (aïdios )
Na, vamitumu va kunani kwa Chapanga vevangakola uhotola wavi vakaleka pandu pavi pevavikiwi na Chapanga, Chapanga avakungili kwa minyololo magono goha gangali mwishu na pachitita ng'ong'olo vilindila ligono lila likulu la uhamula. (aïdios )
7 Ary toy izany koa, Sodoma sy Gomora mbamin’ ny tanàna nanodidina azy, izay nijangajanga tahaka azy koa ka lasa nanaraka nofo hafa, dia aseho ho fananarana amin’ ny iaretany fijaliana amin’ ny afo maharitra mandrakizay. (aiōnios )
Kangi mkumbuka Sodoma na Gomola, na milima ya papipi yaki, vakolonjinji vaki vakitili chenicho ngati chevakitili vamitumu vala, vakitili ukemi na kulanda mambu ga muhiga yavi gegibeswa ndi vapewili uhamula wa kutagwa mumotu wangajimika wa magono goha gangali mwishu, muni yivya liwuliwu kwa vandu voha. (aiōnios )
8 Kanefa toy izany koa, ireo dia manonofy ka mandoto ny nofo sady mandà ny manana fahalehibiazana ary miteny ratsy ny manana voninahitra.
Mewawa cheyavili kwa vandu ava. Njozi zavi zikuvalongosa mukuzihakasa higa zavi vene, kuuvevesa uhotola wa Chapanga na kuliga vajumbi vevana ukulu wa kunani.
9 Fa Mikaela arikanjely aza, raha niady tamin’ ny devoly ka nifanditra ny amin’ ny fatin’ i Mosesy, dia tsy sahy niteny ratsy hahameloka azy, fa hoy izy: “Hananatra anao anie Jehovah”.
Hati Mikaeli, mtumu mkulu wa kunani kwa Chapanga akitili lepi chenicho. Mung'omo pagati yaki na Setani ndava ya higa ya Musa, Mikaeli alingili lepi kumuhamula Setani kwa maligu, ndi ajovili, “Bambu mwene ndi akuywangila.”
10 Fa ireo kosa dia miteny ratsy izay zavatra rehetra tsy fantany akory; ary izay zavatra fantany fotsiny, tahaka ny fahalalan’ ny biby tsy manan-tsaina kosa, no animbany ny tenany.
Nambu vandu ava viliga vindu vyangavimanya. Gavili mambu gevagamanyili nambu vikita changali kuholalela ngati hinyama chehikita changali luhala. Na mambu ago gakuvahalabisa vene.
11 Hahita loza izy! fa efa nandeha tamin’ ny lalan’ i Kama, sady efa nimaona fatratra hanaraka ny fahadisoan’ i Balama hahazoany tamby, ary efa ringana tamin’ ny fiodinan’ i Kora izy.
Yati vakuchikolela! Vandu venavo vevakuyilanda njila yila ya Kaini. Ndava ya kugana mashonga, vakujiyingisi mukubuda kwa Balaamu. Vang'anamwiki ngati Kola cheang'anamwiki na vakomiwi ngati Kola cheakomiwi.
12 Ireo no harambato voasaron-drano eo amin’ ny fanasam-pifankatiavanareo, raha miara-mihinana aminareo izy, dia mpiandry mamahan-tena, nefa tsy matahotra; rahona tsy misy rano, entin’ ny rivotra, ireo; hazo fararano, nefa tsy misy voany, indroa maty, voafongotra;
Vandu venavo vibwela mu mselebuko winu wa chakulya wewulangisa uganu venavo ndi vakuyogopwa ndava kwa matendu gavi gahakau vileta soni na uhakau, vavili ngati vadimaji vevakujiyukutisa vene. Viwanangana na mahundi gegikang'wa na chimbungululu vavili ngati mikongo yangali matunda lukumbi lwa mabenu yeyitupuliwi na kuyuma neju.
13 onjan-dranomasina mitopatopa mamorivory ny fahamenarany; kintana mifindrafindra, ka voatahiry ho azy mandrakizay ny fahamaintisan’ ny maizina. (aiōn )
Vandu avo vavi ngati mtimbuganu wa nyanja na mambu gavi gahakau gilolekana ngati lihuluhulu. Vavi ngati ndondo zeziyugayuga zezivikiwi na Chapanga pandu pa chitita ng'ong'olo cha magono goha gangali mwishu. (aiōn )
14 Ary Enoka koa, ilay fahafito nandimby an’ i Adama, dia efa naminany ny amin’ ireny olona ireny ka nanao hoe: “Indro, tonga Jehovah mbamin’ ny masiny tsy omby alinalina
Henoki, ndi chiveleku cha saba kuhumila Adamu mbaka Enoki, awusi malovi ga ulota panani ya venavo, kujova yuwanila Bambu ibwela na vamitumu vaki va kunani vamsopi vangavalangika,
15 hitsara ny olona rehetra sy hampiaiky ny olona ratsy fanahy rehetra ny asan’ ny haratsiam-panahy rehetra, izay nataony tamin’ ny haratsiam-panahiny sy ny teny sarotra rehetra izay nitenenan’ ny mpanota ratsy fanahy hanohitra Azy.”
muni avahamula vandu voha, na kuvapela mbunu voha vevakumbudila Chapanga, ndava ya matendu gavi gahakau gevakitili na mambu gahaku gevajovili ga kumliga Chapanga.
16 Ireo dia mpimonomonona sy mpimoimoy, mandeha araka ny filany (ary ny vavany manao teny miavonavona loatra) ka mandoka olona mba hahazoany zavatra.
Vandu ava vanamang'ung'uta na kuvajova vandu vangi, vitama kwa kulanda mnogo wavi uhakau, vimeka na kujilangisa kuvya vene ndi vandu vabwina, na kuvalumba vandu vangi, muni vapatayi vindu kuhuma kwavi.
17 Fa tsarovinareo, ry malala, ny teny voalazan’ ny Apostolin’ i Jesosy Kristy Tompontsika fahiny;
Nambu nyenye, vankozi vangu, mugakumbuka malovi gagalongaliwi kutumbula na mitumu va Bambu witu Yesu Kilisitu.
18 fa efa nilaza taminareo hoe izy: Amin’ ny andro farany dia hisy mpaniratsira, mandeha araka ny filan’ ny haratsiam-panahiny.
Vavajovili, mu magono gamwishu yati vihumila vandu vangamsadika Chapanga vandu vevilongoswa na mnogo wavi uhakau vandu avo yati vakuvavevesa.
19 Ireo no mahatonga fisarahana, dia olona araka ny nofo ihany, fa tsy mba manana ny Fanahy.
Vandu venavo ndi vavileta mpechenganu, vandu vevilanda mnogo uhakau wa mulima wevavelikiwi nawu, vavi lepi na Mpungu wa Chapanga.
20 Fa ianareo kosa, ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin’ ny finoanareo masìna indrindra, ka mivavaha ao amin’ ny Fanahy Masìna;
Nambu nyenye, vankozi vangu, mjijenga mwavene mu mkingisa wa sadika yinu. Myupa kwa Chapanga kwa makakala ga Mpungu Msopi.
21 ary tehirizo ny tenanareo ao amin’ ny fitiavan’ Andriamanitra, miandry ny famindram-pon’ i Jesosy Kristy Tompontsika ho fiainana mandrakizay. (aiōnios )
Na kutama muuganu wa Chapanga, mumlindila Bambu witu Yesu Kilisitu avapela wumi wa magono goha gangali mwishu mulipyana laki. (aiōnios )
22 Ary amindrao fo ny sasany izay miahanahana;
Muvahengela lipyana vandu vangi vevivagaya,
23 ary ny sasany kosa sariho avy amin’ ny afo no famonjy azy; ary ny sasany indray amindrao fo amin-tahotra, ka mankahalà na dia ny akanjo voapentimpentin’ ny nofo aza.
muvasangula vandu vangi mumotu wa uhamula kwa kuvanyakula, kangi muvahengela lipyana vangi kwa kujiyangalila mwavene, muzivenga hati nyula zavi zezina mabala ga mnogo uhakau.
24 Ary ho an’ izay maharo anareo mba tsy ho tafintohina, ary hametraka anareo tsy hanan-tsiny eo anoloan’ ny voninahiny amin’ ny firavoravoana,
Chapanga mweihotola kuvahengela ulonda mkoto kugwa changali kubuda, na kuvapeleka nyenye mbaka muukulu waki nakwa luheku luvaha changali kubuda kwaki
25 ho an’ Andriamanitra tokana, Mpamonjy antsika, amin’ ny alalan i Jesosy Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra sy ny fahalehibiazana, ny fanjakana sy ny fahefana hatramin’ ny taloha indrindra sy ankehitriny ary mandrakizay. Amena. (aiōn )
mwene mweavi Chapanga, msangula witu kwa njila ya Yesu Kilisitu Bambu witu. Uvya ukulu na unkosi makakala na uhotola kuhumila kutumbula kwakona kuwumbwa mulima hati hinu na magono goha gegibwela gangali mwishu! Ena. (aiōn )