< Jaona 15 >
1 Izaho no tena voaloboka, ary ny Raiko no mpamboatra.
Qasseka Yesussay hizzgdes “tummu woyne miththa anoy tana, akakilitteza ooththanchay ta aawa.
2 Ny sampany rehetra eo amiko izay tsy mamoa dia esoriny; fa ny sampany rehetra izay mamoa kosa dia amboariny, mba hamoa bebe kokoa.
Ta bolla dishe ayfe immoontta hangge wuris ta aaway qanxxii diigana, ayfiza hangge gujji ayfaana mala qirxxi geshshana.
3 Efa madio rahateo ianareo noho ny teniko, izay nolazaiko taminareo.
ta intes yootda qaala gaason inte hai geshshata.
4 Tomoera amiko ary Izaho aminareo. Tahaka ny sampany tsy mahay mamoa ho azy, raha tsy miray amin’ ny voaloboka izy, dia toy izany koa ianareo, raha tsy miray amiko.
Tanan diite, taka intenan dana, hanggey woyne ano bolla doontta aggiko berkka ayfe ayfana danddaonttaysa mala inteka tanan doontta dishshe ayfee ayfanas danddaekista.
5 Izaho no voaloboka, ianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa ianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona.
Tane woyne miththa ano, inte qass hanggista, daroo ayfee ayfizadey tanan dizadene taka izan dizade, gasooyka ta bayndda inte aykoka ooththanas danddaekista.
6 Raha misy tsy miray amiko, dia ariana eny ivelany tahaka ny sampany izy ka malazo; ary angonina izy ka atsipy ao anaty afo, dia ho may.
Tanan baynddadeey qanxxetidi woora yegetida hangge mala kare yegetidi hen melana, heyta mala hanggista issi bolla shiqqid taman yegistanane exxana.
7 Raha miray amiko ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany.
Inte tanan diiko ta qaalayka intenan diiko inte koydaysa oychchiko demmana.
8 Izany no ankalazana ny Raiko, mba hamoazanareo be ka ho tonga mpianatro ianareo.
Daroo ayfee inte ayfishin ta aaway bonchetes, hessa malan inte tana kaallizayta gididaysi hessan erristana.
9 Tahaka ny nitiavan’ ny Ray Ahy no nitiavako anareo; tomoera amin’ ny fitiavako ianareo.
Aaway tana dosiidaysatho taka intena dosadis, hessa gish inte ta siqqoon diite.
10 Raha mitandrina ny didiko ianareo, dia hitoetra amin’ ny fitiavako, tahaka ny nitandremako ny didin’ ny Raiko sy ny itoerako amin’ ny fitiavany.
Tani ta aawa azazo polada iza siqqoon deyda mala inteka ta azazoo poliko ta siqqoon deyana.
11 Izany zavatra izany dia efa nolazaiko taminareo, mba ho ao aminareo ny fifaliako, ka ho tanteraka ny fifalianareo.
Haysa ta intes yootzay ta uhaaththaaysii intenan gidana malane inte uhaaththaaysiika kumethth gidanasiko.
12 Izao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo.
Ta intes immiza azazoy ta intena siqqida mala inteka inte garssan isay isara siqqistanasiko.
13 Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.
Asi ba lagees ba shemhaaththao aththii immope adhiiza siqqooy deena.
14 Hianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo.
Ta Intena ta azazii wursi inte poliko inte ta laggeta.
15 Tsy hataoko hoe mpanompo intsony ianareo, fa ny mpanompo tsy mahalala izay ataon’ ny tompony; fa efa nataoko hoe sakaiza ianareo, satria izay rehetra reko tamin’ ny Raiko no nambarako taminareo.
Ashshikaray goday ooththizaysa erroontta gish simma hayssafe guyee ta intena ashshikarata giikee, gido attin tani ta aawape siydaysa wursa intes qonccisiida gish ta intena ta laggeta gadiis.
16 Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan’ ny vokatrareo, mba homen’ ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin’ ny anarako na inona na inona.
Ta intena doradiis attin inte tana doribeykista, inte bidi daroo ayfee ayfana mala inte ayfeey eeqi dana mala ta intena wothadis, hessa gish inte ta sunththan woosidaysa wursi aaway intes immana.
17 Izany zavatra izany no andidiako anareo, mba hifankatiavanareo.
hessa gish inte intee garssan isay isara siqqistana mala ta intena azazays.
18 Raha halan’ izao tontolo izao ianareo, dia aoka ho fantatrareo fa Izaho efa halany talohanareo.
Kaalethidika Yesussay hizzgdes. “intena derey ixxiko intefee kase tana ixxidaysa errite.
19 Raha naman’ izao tontolo izao ianareo, dia ho tia ny azy izao tontolo izao; fa satria tsy naman’ izao tontolo izao ianareo, fa Izaho efa nifidy anareo tamin’ izao tontolo izao, dia halan’ izao tontolo izao ianareo.
Inte ammanoontta dere asa gidikoo dere asay ba bagga gididade doses, gido attin inte dere bagga gidontta gish ta intena derepe shakkada dorida gish derey intena ixxees.
20 Tsarovy ny teny izay nolazaiko taminareo hoe: Ny mpanompo tsy lehibe noho ny tompony. Raha nanenjika Ahy izy, dia hanenjika anareo koa; ary raha nitandrina ny teniko izy, dia hitandrina ny anareo koa.
Ashshikaray godape adhena gada ta kase intes yootoysa yushsh qoopite, istti tana godizayti intenaka goddana, istt ta qaala naggizako inte qaala naggana.
21 Fa izany rehetra izany no hataony aminareo noho ny anarako, satria tsy mahalala Izay naniraka Ahy izy.
Istti tana kittidade errontta gish ta gaason inte bolla hessa wursi ooththana.
22 Raha tsy tonga Aho ka niteny taminy, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny dia tsy misy fialàna azony atao ny amin’ ny helony.
Ta yada isttas yootonttako isttas nagara gidenashin, hai qass istta nagaras haano giza gasooy bawa.
23 Izay mankahala Ahy dia mankahala ny Raiko koa.
Tana ixxizadey ta aawaka ixxes.
24 Raha tsy nataoko teo aminy Izay asa tsy nataon’ olona, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny efa hitany sady efa halany Ahy sy ny Raiko koa;
Hara urray oosontta ooso ta istta garssan oosonttako isttas nagara gideenashin hai istt hessa wursi beeydape guyee tanaka ta aawaka ixxida.
25 fa tonga izany mba hahatanteraka ny teny izay voasoratra ao amin’ ny lalàny hoe: Halany foana Aho.
Hessika handday kase (tana gasooy bayndda dishin ixxida) geetetdi istta wogan xaafetda qaalay polistanasiko.
26 Fa raha tonga ny Mpananatra, Izay hirahiko ho aminareo avy amin’ ny Ray, dia ny Fanahin’ ny fahamarinana Izay mivoaka avy amin’ ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy.
“Gido attin aawape kezidi yanays taka ta aawa achchafe intes yedanays tumma ayanay minththethzays yidi izi ta gish markkatana.
27 Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara, satria ianareo efa teto amiko hatramin’ ny voalohany.
Inte koyropeka tanara diza gish tas inteka markkatanddista.”