< Joba 26 >
1 Dia namaly Joba ka nanao hoe:
Yobo azongisaki:
2 Endrey! nanohana ny tsy manan-kery ianao sy nampahatanjaka ny sandry malemy!
« Ah! Tala ndenge osungi moto oyo azangi makasi, ndenge osungi loboko oyo elembi!
3 Ary nanolo-tsaina ny tsy hendry sy nampahafantatra izay fahendrena betsaka!
Tala toli oyo opesi na moto azangi bwanya, mpe tala ebele na mayele oyo olakisi!
4 Iza no nandaharanao teny? Ary fanahin’ izay no nivoaka avy tao aminao?
Ozwi maloba oyo wapi? Molimo oyo elobi na monoko na yo ezali ya nani?
5 Ny matoatoa dia ampanaintainina Any ambanin’ ny rano sy any ambanin’ ny mponina any.
Bakufi balengaka na se ya mayi mpe ya bikelamu oyo ezalaka kuna.
6 Ny fiainan-tsi-hita miharihary eo anatrehany, ary ny fandringanana dia tsy mirakotra. (Sheol )
Liboso ya Nzambe, mboka ya bakufi ezali bolumbu, mpe libulu ya molili ezali polele. (Sheol )
7 Mamelatra ny lanitra avaratra ho eny ambonin’ ny habakabaka Izy ary manantona ny tany amin’ ny tsy misy.
Atandaka likolo na esika oyo ezali na eloko moko te, atelemisaka mabele na likolo ya eloko moko te,
8 Fonosiny amin’ ireo rahony matevina ny rano, nefa ny fanambanin’ ny rahona tsy mety triatra.
akangaka mayi kati na mapata, kasi mapata epasukaka te;
9 Manakona ny seza fiandrianany tsy ho hitantsika Izy amin’ ny amelarany ny rahony hanarona azy.
azipaka kiti ya bokonzi na Ye, atandaka mapata na likolo na yango;
10 Asiany faritra manodidina eny ambonin’ ny rano. Hatramin’ izay ihaonan’ ny mazava sy ny maizina.
akataka mondelo na likolo ya mayi, na suka ya pole mpe na molili.
11 Ny andrin’ ny lanitra nihozongozona sady ankona amin’ ny teny mafy ataony.
Makonzi ya Lola ezali kolenga mpe ezali kokamwa na pamela na Ye.
12 Ny heriny no entiny mampanonja ny ranomasina, ary ny fahendreny no anorotoroany an-dRahaba;
Na nguya na Ye, apasoli ebale monene; mpe na mayele na Ye, abuki-buki Rakabe na biteni.
13 Ny fanahiny no mahatsara tarehy ny lanitra; Ny tànany no nitomboka ny menarana mandositra.
Na pema na Ye, Likolo ekomaka kitoko, loboko na Ye etobolaka nyoka oyo ekimaka.
14 Indro, ireny dia vao ny sisintsisin’ ny alehany ihany aza, ary siosion-teny mamelovelo no andrenesantsika Azy; Fa raha ny fikotrokotroky ny heriny, iza moa no mahatakatra izany?
Soki makambo wana ezali kaka ndambo moke ya misala na Ye mpe mongongo na Ye ya se oyo toyokaka, nani akoki kososola bakake ya nguya na Ye? »